Papa mainty tsara hoe???

21. Mifenty ( 12/04/2005 12:28)

aoka lesy ronaldo a

refa vocation de vocation

na ireo 117 ireo aza dia afaka hiasan'ny fanahy masina.
22. pitchou ( 12/04/2005 18:26)
fa efa nivoaka ve alou le setroka fotsy e! raha miziriziry mandroso afo ho setroka mainty ao foana ireo d tsy hisy kardinaly fotsy intsony no hivoaka avy tao fa ho maintin'ny harina avokoa!
23. rearea ( 12/04/2005 22:28)
ianareo ve dia mieritreritra hoe dia hanaiky mainty ry zareo ho lasa pape, surtout ny italiana anie ka tena rasista be mihintsy eh.
24. Mifenty ( 13/04/2005 08:36)


ka ra tena miasa koa ny fanahy masina ary indrindra raha antson'andriamanitra ny maha papa dia possible le hoe mainty ka


manova zavatra anie ny fanahy masina eh.

tsy aiko klou eh
25. welie ( 13/04/2005 13:08)
Hahahhaha..... aleo aloha zà himémé kely ry Mifenty...

Fa izao marina an: Mba niresaka t@ namako momba io zà. Dia niteny franchement tamiko ry zareo (izay Katolika) fa hoe "tsy tiany" (io moa ny teny nampiasainy) raha toa ka mainty ny Pape ho voafidy eo.

Dia asa aloha...
26. Mifenty ( 13/04/2005 17:01)

mampalaelo zany ry Welie

le volon-koditra zany ny azy ny i adorevany ny papa kle.

fa tsy ilay papa mpitarika.
27. welie ( 13/04/2005 17:10)
Ie ry Mifenty...
Fa bof...
28. sonwin ( 13/04/2005 17:25)
bof... :lol:
29. Mifenty ( 13/04/2005 17:36)


Gravy b zany ry katoliaka kle.

Ary raha oatra ka fotsy le razoky lany fa le akanjobeny iny no atao mainty de tsy maninn ve?


gaganao aho ra katoliaka.
30. welie ( 13/04/2005 17:38)
Mifenty> An? :-P

Au fait, aty marina ny Pasitera miakanjo mainty an... mitovy @tany Madà t@ taona ela be eeeeeeee....

Entre-pa foutsn iny ka! hihihi
31. sonwin ( 13/04/2005 18:05)
mifenty>gaga ahona aza...
ho an'ny rehetra> fa ary ambadika ary klou misy sujet mba mila protestant e!(....lotera) sa ve ny namana protestant eto tsy misy mahafehy sy mahafantatra tsara ny tena foto-pinoana protest? toa apetraka ilay izy , refa tonga fanotaniana toa tsy mahavaly?gaga anareo za fa ny an'ny hafa ihany no hainareo resahina fa ny anareo toa tsy fantatrareo akory :lol:
32. Mifenty ( 14/04/2005 08:16)
>>sonwin

ka ny foto-pinoana anie raha tsy diso aho toa mitovy iany eh, ny trinité io raha tsy diso aho.

fa ny tantara angamba no resahina eh.

fa ny katoliaka romana anie oa ka protestant koa eh.

ny mahagaga de lé oe raha vao mainty ny papa tsy aiko moa na ho iza no fiantso azy na ho iza.

hypothèse, Papa Mamadou Ali 1er oatra no iantsoana azy.

raha i Papa Mamadou Ali 1er no lany de tsy hazoto ny katoliaka. Bizara anie zany sady etranza e.
33. dadabe ( 14/04/2005 08:55)
Papa ngemalah doudou II :wink:
34. haingo23 ( 14/04/2005 10:54)
Aza hiadiana hevitra re izany a!
Raha tianareo dia hataoko Pape multicolor no ho avy eo... Misy mainty, misy fotsy, misy jaune, misy somary mena, misy manga ,...ao @ ilay papa
35. sonwin ( 14/04/2005 11:48)
mifenty> olona miresaka amin'i welie ve leisy no tsy tia dia tonga dia lazain'ialahy hoe ny katolika..aza generalisena ohatran'izany e!...
36. dily ( 14/04/2005 13:25)
Inona ny blem-nareo @ izqany e. asan'ny fanahy masina io ka mainty na fotsy na maitso no tonga eo dia izay. Isika tsy afaka hisakana izay asan'ny fanahy masina @ ireo kardinaly nifidy azy ireo. Ny fiantsoan'Andriamanitra anie ho an'ny rehetra e.
37. Fithy ( 14/04/2005 14:36)
ny Papa joany Paoly II ange ka avy @ tany komonista t@ izany fotoana izany e, ary tena teo ambany vahohon'ny Sovietika mihitsy. Tsy nisy nihevitra na iray aza fa avy @ tany komonista ny Papa, akory anefa ny hagagan'ny rehetra fa tany @ komonista no nitsoka ny Fanahy Masina. Ka ho an'ny manam-pinoana dia raisina am-pinoana sy fitiavana daholo izay lany eo, na mainty izy na fotsy na mavo. Tsy anjarantsika no mibaiko ny Fanahy Masina.
Ho anareo tsy mahalala dia misy vavaka mandritra ny hasivian'andro ao @ bazilikan'i Md Piera hivavahana ho an'izany, azon'ny olona rehetra atrehina. Ka raha tianao ny hampandroso ny fiangonana dia manasa anao hivavaka any @ izay misy anao any, satria tsy ny famandrosoana ny Fiangonana katolika ihany akory no imasoan'ny Papa fa ho an'izao tontolo izao. Tsy midika akory izany hoe ho katolika ianao raha mivavaka ho an'ny fifidianana Papa. Aza asiana olana izay fihodirana sy fiaviana fa ny Fanahy Masina no miasa.
38. Mifenty ( 14/04/2005 14:56)
ka ny tena blm de zao .

miara manaiky ny rehetra fa asan'ny fanahy masina sy antson'Andriamanitra io .

de aveo ndray oe tsy possible ho mainty

de hoy aho hoe tsy miasa any am mainty zany ny fanahy masina ary tsy miantso ny mainty i Andriamanitra.


>>sonwin, azfd eh.

NB tsy mi généraliser anle izy aho fa ovaina le etsy ambony.
39. welie ( 14/04/2005 15:45)
Ka zao.... tsy hoe olona iray na roa no niteny izany hoe tsy tiany raha mainty ny Pape eo...
Fa tsy aiko hoe iza moa ny Mopera sa Rev. mainty niteny hoe "Tsy mbola vonona @ Pape Mainty ny Katolika"... bien sûr fa ny Katolika fotsy io.... Ny Mainty ve moa tsy ho zarany aza mba hoe mainty ilay Pape...
40. dadabe ( 14/04/2005 15:52)
tena tsy misy ambara le
frera a,maina lesy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2969