Papa mainty tsara hoe???

41. welie ( 14/04/2005 16:06)
sonwin> Ka efa we zà wa tsy misy ambara le resaka ary kou! :-P
42. cutie ( 14/04/2005 16:20)
efa tsy andriko zany ry reto ny ahazahoana papa vao2; :-D
43. welie ( 14/04/2005 16:23)
cutie> Papa sa Pape aloha e? :lol:
44. dadabe ( 15/04/2005 03:17)
pope
45. Mifenty ( 15/04/2005 08:36)
raha arakareo tsara le propagandy mandeha dia hoe ny afrikann no ho avin'ny fiangonana katolika, ary azo inoana fa aoriana kely dia i afrika no hitory indray ny eropeana.

Otrany miteny am reo kardinaly reo ry iza mou le rainiboto favori iny hoe kofa mainty ndray fidiana de ho hita eo eh.


refa tsy mamely ve le mainty tsy hovonoin-dry zalahy afaka herinandro vitsivitsy toa an'i Papa joany Paoly 1.
46. rasta ( 15/04/2005 10:29)
Hafa ihany pape Bob dube II na Pape Lucky Marley II e.
47. xxx ( 15/04/2005 12:19)
izany mba fisainan'ialahy letsy ry Mifenty. Ialahy ihany no be vava hoe tsy misy manejika fa hevitra no ampiadiana, nefa dia hita miharihary fa fankahalana daholo no hevitra aposak'ialahy eto. Raha tena kristianina letsy dia mba mahaiza manaja ny hafa.
Ny toa an'ialahy izao no karazan'ny irony sekta mivavaka hono mba ho faty ny Papa. Tsy misy fandinihana fa izay tandrifin'ny vava dia avoaka. Karazan'ialahy mihitsy irony mpandrava sy mpampiady mpiara-mivavaka irony, izany no mahatonga ny fiangonanareo tsy ho mafy fototra satria izay tsy azoazonareo dia enjehina ary lazaina fa manao izao tsy fanao rehetra izao. Lazaiko an'ilahy anefa fa na inona na inona hambaran'ialahy sy fanaratsian'ialahy ny finoanay sy ny mpitondra fivavahanay dia vao maka izany mampitombo sy manamafy ny finoanay.
48. Mifenty ( 17/04/2005 12:29)

oujyyyy tonga ndray i x=6 le.

tsy mbola nanaratsy ny finoana koriny ara aho teto kle.

resaka fifidianana papa no resahiko sa miresaka ny finoanareo izany.
Nareo angaha mino ny papa le.


nenà klou de ny trinité eh, zay no inoako fa tsy zé papa any kory.
"ô izany diako, mahitsy atrany re, any Aminao"...
49. dadabe ( 17/04/2005 13:17)
elah ry mifenty a! bedin'i damopra xxx eo anie elah e,lery anie ka efa kely sisa de hiakatra ho papa e :wink:
50. maditra ( 17/04/2005 14:15)
Fa diniho ihany marina ny zavatra avoakan'ny clavier-tsika ry zalahy fa toa manaonao fahatany ange atsika izany e!
Sa hifenty ho aiza moa atsika ity? averiko koa ilay kestion-ko izay. :{
51. Mifenty ( 17/04/2005 14:56)
atsy andrefana aza misy miteny oe mino an'i maria kou.

de gaga aho lesy kou

diniho iany marina lesy ry maditra ny avoakan'ny clavier ah.

hitondra ho aiza re le ditra kle.
52. pitchou ( 17/04/2005 17:30)
resaka pape aloha izao e! problema inona no ho hita raha mainty ny pape? ary @ ONU tsy misy resaka fanahy masina aza mainty hoditra efa firy taona izay ko! any @ fiangonana indray vao hanavaka ve?sa ... ny milahatra arak'izay lokon-koditra izay koa rehefa mankany an-danitra?
53. Mifenty ( 18/04/2005 09:49)
de gaga mihitsy mantsy aho ry pitchou oe any am resaka fivavahana de mety hoe lasa blem raha gena tampoka ny papa ho lany le.

tEna mahagaga kou.
54. maditra ( 18/04/2005 12:55)
Voretra saina otran'i mifenty ve dia hiadivako varotra eto. Adaboho any ity sujet ity fa gagagaga fahatahitany otran' lery eo isika vao sahirana. Tsy misy zavatra tsy possible raha ny Fanahy Masina no manao azy. Dia izay! Tsy tokony higagana ary tsy tokony hiadian-kevitra. Raharaham-piangonana io fa tsy raharahan'ireo Romanina. Tsy Romanina tsy akory ny mpifidy rehetra ao!
55. dadabe ( 18/04/2005 14:21)
:roll: :roll:
56. maditra ( 18/04/2005 14:50)
:{ :{ :{
57. sonwin ( 18/04/2005 16:35)
8-)
58. Mifenty ( 18/04/2005 16:57)
Tena katolika marina ve io Maditra io eh.
Raha ilay fomba famaly tsinona dia tena manala-baraka ny katolika ray manontolo mihitsy.

raha tsy katolika moa izy dia ny mivavaka ho azy aza no tokony ho ataon-tsika kou.

"Andriamanitra ô! mamela ny helok'i Maditra fa tsy fantany izay ataony".
59. iartistika ( 18/04/2005 18:20)
amen...
60. pitchou ( 18/04/2005 19:02)
Maditra> ambarako fa katolika romana ange le fivavahana katolika manana foibe any vatican io e! sa diso ve izaho? 8O
satria misy katolika hafaankoatry ny romana, ny katolika ôrtôdôkss aloha no fantatro
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1102