Ratsy ve raha tsy manambady?

81. pitchou ( 12/04/2005 18:21)
rasta> mi-plannnn be toi zany an! aiza no misy zaza tsy misy ray na reny izany? raha clone izy farafaharatsiny misy ny iray @reo! fa raha tsy clone izy tsy possible zany tsisy ray sy reny zany, na d ataontsika aza hoe in vitro no namoronana azy!
ndrena> ka iza moa izany tokoa le tena izy e! ilay novadiana noho ny antony maro (ny volany, ny toerany, ny endriny ...) sa ilay tian'ny fo saingy tsy hitondra fivoarana ho an'ny tena? sao mandiso ny tena ko tsy ilay sitrpon'Andriamanitra no lasa vadin'ny tena! :cry:
82. poupounesana ( 14/04/2005 16:19)
rah ny fiheverako azy aki ry pitchou d tena ankinina @Atra mihitsy ny safidin'ilay ho vady eh! ary matetika moa tsy le oll ampozinao hovadina mitsy no lasa vadinao! fa le izy kosa alou mila mangataka aminy vao homeny eh!zany hoe rahtsy manankina aminy anl'e safidy d mety tsy avy any Aminy zany iny vady iny! ary mety zay no mahatonga ny korontana any aoriana! asa alou eh!mba eritreritra iny ny ahy
83. pitchou ( 14/04/2005 18:30)
ka aiza moa aky no tena hanavahana hoe ity le avy tany? misy tena sur hoe vady hendry avy t@Andriamanitra nefa kay orera beeeee!
84. poupounesana ( 15/04/2005 07:30)
han3 tsy zany no tiko tenenina! dieny mbola tsy manana d any Aminy no mangataka!fa na omeny zay farany zay maditra anefany ange mety misy antony ihany izay eh! mety hoe enao no andrasana hanova le oll! sady ny zava-drehetra hono miaramiasa hahasoa zay tia an'Atra eh!
lalina b le resaka
85. rasta ( 15/04/2005 10:45)
pitchou>
Aza dia mandray zavatra an-tendrony loatra ianao. Ny hoe zaza tsy mana-dray dia zaza tsy nosoratan'ny rainy. Zany hoe tsy mivady zany ilay R-R n'ilay zaza. Io no mazana no misy fiantraikany b d b amin'ny ankizy rehefa lehibe izy ireo.
86. pitchou ( 17/04/2005 16:53)
rasta> mety an-tendrony izany aminao! saingy safidinareo lehilahy ny manary anaka, fa tsy misy zaza tsy manan-dray izany! raha io lazainao io d nareo no olana eto @ ity tany ity! ary ny tena loza d rehefa lehibe tafita ny ankizy d misy mahasahy miteny hoe zanako iny na tsy nandaniany vary fito venty aza! ka nanana sa tsy nanana ray le zaza @zany? ny taratasy ve no important eo @ fiainana sa ny maha olona?
tsy maninona na an-tendrony ny fahitanao io fanontaniana io koa, fa somary sambory ange da eritrereto! hoe ianao izany ambany noho ny taratasy?
87. fijo ( 18/04/2005 22:51)
tsy azoko mihintsy hoe inona ary ahoana no hidiran'izany andtra izany amin'ny resaka fampiadiana fipipizana.
io enao ihany no mahita hoe iny tiako na tsi a fa tsy izao zavatra tsy hita izao no handrasana
88. stephane197 ( 19/04/2005 17:22)
aza manambady rehefa tsy zaka e . mbola tsy tafiditra d efa tsy mahazaka ka inona no idirana eo? . fa mahaiza nefa mizaka rehefa miditra!
89. pitchou ( 19/04/2005 18:38)
izay aloha e!
90. fijo ( 21/04/2005 21:53)
marina koa iny
91. booboo ( 22/04/2005 07:49)
iƩ
92. Mifenty ( 22/04/2005 10:29)

fijo

inn lty le oe mapiady fipipizana le. escrime v io le.

fanga misy resaka mbikotra ato le.
93. dadabe ( 23/04/2005 07:07)
escrime ve sa ice creame le?hano less zany a :-D :-D :-D :-D
94. fijo ( 26/04/2005 23:02)
tsy escrime io fa sabatra sy fiaro ka.
95. dadabe ( 02/05/2005 15:38)
De miteraka :-D :-D :{ :{ aiza ary i mishou amizao le ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2832