Ratsy ve raha tsy manambady?

21. pitchou ( 14/03/2005 20:05)
moi> ka
22. pitchou ( 14/03/2005 20:07)
(nievina aho e!)
moi> ka hoy enao tsinona hoe latsa-danja raha tsy manambady ka! noho izany ny vady no lanja izany aminao ko! d noho izany rehefa betsaka ny vady izany d manan-danja be eo @ fiaraha-monina!! :lol:
23. tafita ( 14/03/2005 21:48)
kally:

Io dia ny tenanao ihany no mahalala, anontanio ny tenanao raha tianao na tsy tianao fa raha oharinao @ fiarahamonina daholo ny fitondranao ny fiainanao ry xxx dia ho very ianao.Ka ratsy aminao sa tsia ny tsy manambady?Dia izay e!



Mampahatsiaro ahy ny hira iray izay io resaka ataonao eto io e, Hoy ny hira hoe : " sao ianao mihevitra fa hoe , moramora ny fanmbadiana ........lalan'ny fianana io r'ise , ka sady sarotra no masina . Anao ary ny safidy fa sarotra kanefa masina ny fanambadiana ka tsy azo ataotao foana , fa manenina izay manaonao foana amin'io .
24. dadabe ( 15/03/2005 13:35)
tafita>hhmmm marina e
25. pitchou ( 15/03/2005 19:43)
misy andalana iray izay tanatina boky iray novakiako hoe "fa tsara kokoa raha tsy manambady ... nefa raha tsy maharitra dia aoka hanambady ihany ..." ! ka asa na tsy maharitra inona izy io na tsy maharitra inona!
26. fijo ( 16/03/2005 22:51)
izao e.manambadia,fa raha loza no ao .misy koa anie ny fisarahana e.
27. ravatorano ( 17/03/2005 07:00)
za letsy manambady no tena hitako fa mety kle
nenah ny zokiko rehetra misy akitelo tsy manambady fa hitako ihany ny fijalian dry lerony satria miady irery ary ny tena olana dia izao mipitrapitra rehefa miresaka momba ny ankizy .
aleo letsy manambady ah fa io misy foana ny mahatsara sy maharatsy azy fa hatramin izao aloha nenah ny hitako dia lafitsarany dhl eh :wink: fa tsy misy resaka :snif: fa :* sy :D :D :D foana ny fiainana .Misy indro kely foana anefa ny fiainana fa tsisy ny tonga lafatra 100% ka tsara raha amporisihina ianao ry xxx manambadia d mazahoa ny tena milay :-D :-D :-D ilay tsy mampijaly anao ary tsy ampijalianao ireny eh (l)
28. haingo23 ( 17/03/2005 08:37)
Ny tiako ho marihina dia izao : inona no atao hoe \"manambady\". Misy ny vita ara-pomba, vita soratra, vita mariazy ary miara-mipetraka. Misy ihany koa ny tokantrano-maso (izany hoe tsy vita inon\'inona nefa miara-mipetraka). Raha azoko tsara mantsy ny resaka eto dia mikasika ny olon-droa miara-mipetraka sy miara-miaina na inona vita na inona tsy vita. Ny olana tsy maintsy misy foana na mpisipa fotsiny ihany aza dia misy ny probleme. Anjaran\'ny tsirairay no misafidy fa ny olana (ny fampijaliana)tsy maintsy misy foana ary ny tombotsoa misy ihany koa.
29. dadabe ( 17/03/2005 11:19)
haingo23>raha ny filaharany ane ry haingo de
1)miainga @ :wink: =>de valiana @ :wink:
2)de misipa
3)mifamofo
4)miseho
5)dingana ara-panambadiana(miova araka ny toerana faritra misy anao)
pitchou>ao anaty baiboly zany any @filazantsara :wink:
30. jhouhlambout ( 17/03/2005 15:53)
iƩ
31. sonwin ( 17/03/2005 17:18)
Tsy tsara raha irery ny lehilahy hoy Andriamanitra.

Ny hanambadian-kiadanana hoy ny ntaolo.

Ny zavatra tsy miasa, simba ampitoerana, hoy ny lalanan'ny natiora
:-P
32. pitchou ( 17/03/2005 19:51)
sonwin> ka inona ary no tsy azon'i sonwin ampiasaina raha tsy manambady i sonwin? tsy dia mipetraka io fanamarihana iray io! ary tandremo ary ilay tsy tsara raha irery an! sao mivadika orera!
fa io xxx d aferanao sy ny fiainanao ihany a! tsy hisy hilaza ny azy ho ratsy eto fa samy hanasoaso ny azy avokoa na ny manana (otran'i ravatorano) na ny tsy manana (otran'i fijo, izay nanosoka sakay atao vaha-olana raha tafiditra nefa te-hiala indray) fa d ny fanapaha-kevitrao ihany no tsara e!
33. haingo23 ( 18/03/2005 09:31)
Sonwin > toa mahafinaritra amiko ny miresaka sy mifanakalo hevitra aminao. Inona ity zavatra simba mpitoerana rehefa tsy miasa ??? Inona no atao hoe zavatra ??? Ny handrina anie ka zavatra e! Misy ny zavatra miasa ary misy koa ny zavatra tsy miasa fa kolokoloina. Inona ary ny asan'ny nonon'ny lehilahy. misy asa lehibe ataony ve ?

Fa raha @ ity resaka ity dia azoko ny zavatra. Raha vehivavy 17 taona ve ka mbola tsy nanao firaisana tsy efa simba hatry ny ela ve izany (17 taona).

Hafa ny zavatra miaina sy ny zavatra tsy miana ka aza afangaro e!
34. pitchou ( 18/03/2005 12:55)
kay!kay!kay! direkta be ry Haingo izany an!
35. sonwin ( 18/03/2005 14:17)
Haingo> azonao ve ilay zavatra resahina eto :lol: 17 taona??mmhh maka forme tsara ilay zavatra eto. Ao anatin'ny hatanorana izy eo an...fa afaka kelikely izay mila mihetsika ,sinon hisy ny trouble hormonale (io ihany aloha no lazaiko, azo ampiana raha mila fanampim-panazavan :wink:), dia raha tsy hanambady aza izy...feno 50 taona, tsy nampiasa mihitsy he he ho kozitina be io olona io, fa nahona aza?...dia ilay zavatra...mety hoe ...(aleo tsy lazaiko sao misy tafintohina)..fa azo atao koa nge ny mampiasa ny taova tsindraindray na tsy manambady aza e :-P
36. dadabe ( 18/03/2005 17:02)
tratra indray razoukiny be le,,sendra ny mahay filozofia indray ny frerako zany a
haingo23> :wink:
37. sonwin ( 19/03/2005 19:31)
Haingo23> aiza o? sa resy lahatra?
38. dadabe ( 20/03/2005 15:05)
sonwin>tandremo frera fa mety ho kofy ihany io haingo io a,voapaingotra ao elah satria elah frera de elah no pehan'olona amizany ,fetsy() lesy io haingo23 io a
haingo23> :wink: :D de ampy a (l) :-*

Nahitsin'i lanto
novalian'i dadabe ny 20/03/2005 16:53
39. dadabe ( 20/03/2005 17:04)
lanto>merci :-* zah efa tsy mahita tsony
40. haingo23 ( 21/03/2005 09:24)
Miala tsiny r'ise fa tsy teto kely ny tenako a! Afaka manaiky ny zavatra teneninao aho. Izaho koa moa tsy dokotera ka afaka mandalina be izany. Ny azo lazaina dia ny hoe marina 80% ny voalazanao. Ny 20% ambiny kosa mbola azo discuter-na tsara satria st voatery ho ny tsy fampiasana ilay zavatra no mahatonga ny aretina sy ny zavatra hafa. Misy aza olona mampiasa mbola misy ireo aretina ireo. Ny sujet hatr@ voalohany dia ny hoe ratsy ve raha tsy manambady ? Dia hoy ianareo hoe ratsy satria mety ho faty ilay zavatra. Izany no nahatonga ahy nilaza hoe inona no atao hoe "manambady" ? Satria na manambady na tsia dia azo ampiasaina foana ilay zavatra. Misy aza antitra toa andry dadabe ireo mbola mananmbady antitra koa fa tsy mampiasa ilay zavatra fa mifanohana fotsiny.
Izay indray aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0961