Ratsy ve raha tsy manambady?

61. dadabe ( 31/03/2005 09:50)
milay ka
62. Ramaso ( 01/04/2005 06:38)
le rondrony ireny angarongarony e
63. fijo ( 01/04/2005 22:07)
io zandry an
64. pitchou ( 02/04/2005 16:42)
en forme ange i ramaso izany e!
65. ralpha ( 03/04/2005 13:36)
tsy dia maninona loatra zany zay tianao ihany io tsy misy manery :-D
66. fijo ( 05/04/2005 22:07)
kay lasa izany kle
67. sonwin ( 07/04/2005 16:47)
lasa ve klé
68. pitchou ( 07/04/2005 19:18)
lasa aiza le kle?
69. fijo ( 07/04/2005 21:47)
very ny lakle
70. pitchou ( 08/04/2005 18:23)
le kle sa lakle no fiteny e?
71. ndrena ( 09/04/2005 08:12)
Ny fanambadiana tena izy dia miankina @ fandaharan'A/tra.Mety misy mantsy fanambadiana nefa sitrapon'izy roa fotsiny ihany fa tsy neken'A/tra teo am-piandohana,rehefa misisika izy roa avy eo dia manaiky ihany A/tra saingy misy vokany eo @ fiainan-tokatranony izany avy eo.Noho izany dia izao no mba teniko:ekeo mandrakariva izay tena fitarihan'A/tra mba tsy hahadiso lalana raha tiany ianao tsy hanambady satria izay no fantany fa hahasoa anao nohon'ny manambady inona ny olana,nefa A/tra fitiavana Izy ka dia mahalala izay tena mety amintsika.


72. sonwin ( 09/04/2005 10:22)
ndrena> Ka tsy hametraka safidy mihitsy izany fa hiandry izay mana avy any an-danitra???
73. sonwin ( 09/04/2005 10:24)
ndrena> Ka tsy hametraka safidy mihitsy izany fa hiandry izay mana avy any an-danitra???
74. dily ( 09/04/2005 10:36)
Misabaka eo ampovoany izany no mety raha vehivavy ianao. Amin'izay mahazo roa. HHHHH
pitchou:

rambofrau> enao kosa ve d sanatria ny tahotra ny vavan'ny olona no nde itondranao ny fiainanao? fa tsy izay heverinao fa mety sy tsara aminao? d ahoana raha nysasany miteny havia ny sasany miteny hoe havanana d inn zany no atao satria samy vavam-bahoaka?
raha izaho kosa aloha d aleoko aza manao fady ny mihaino ze cekezem ny hafa e! ny cekezem ny tena ihany no tao rehefa mety @ eriteritry ny tena ka hahafahan'ny tena tsy hitsanga-menatra! ko raha tsy ny hahita vady no nde atao tanjona ko!



75. sonwin ( 10/04/2005 13:16)
dily> dia ahoana aza ilay misabaka? asio fanazavana kely e
76. pitchou ( 10/04/2005 15:08)
dily> d ahoana raha hoy ny vavam-bahoaka hoe jereo fa misababaka otran'ny ....?
77. ndrena ( 11/04/2005 15:23)
Tsara ny mnambady,nefa tsaratsara kokoa noho izany ny tsy manana raha fijaliana no hita ao.Natao hahasambatra ny fanambadiana noho izany ny fisabakana dia tena olana miteraka korontana.Lamban'akoho io ka faty no hisarahana fa tsy toy ny ketsa araka ny fitenin'ny sasany ka azo afindrafindra :idea:
78. pitchou ( 11/04/2005 18:56)
ngah kosa moa le fanambadiana no hoe toy ny ketsa fa tsy ilay fitiavana e?
d ahoana no ahafantaran'i ndrena moa izany hoe ho sahala @izao no hitranga afaka 1 taona, 2 taona, 5 taona 10 taona ...? sa raha mitranga izay fijaliana izay tokoa dia aleo miala d manolo? :D
79. rasta ( 12/04/2005 05:27)
Tsotra be ny valiny. Tsara ny tsy manambady amin'ny fahatanorana. Ratsy indray anefa zany rehefa hitanao fa mahazoazo taona iny ianao. Satria eo vao tena midika zavatra lehibe eo amin'ny fiainana ny zanaka . Tsy tsara anefa ny manajanaka tsy misy ray na reny. Izany hoe tsy manambady fa misy fiantraikany be dia be eo amin'ny toe-tsain'ny zanaka izany. Tsoa-kevitra farany: tsara ny manambady noho ny tsy manana.
Mazotoa
80. ndrena ( 12/04/2005 13:52)
Na ny fanambadiana,na ny fitiavana dia tsy azo oharina @ ketsa mihintsy satria efa izay no nanaovan'Atra azy.Ahoana ilay hoe:izay natambatr'A/tra dia aoka tsy hosarahin'olombelona izay midika fa hoe:aza afindra any @ hafa intsony.Izay no nahatonga ahy nilaza t@ 09/04 hoe:ekeo ny fitarihan'A/tra fa tsy diso lalana izay manaraka ny sitrapony.Fantatra foana ny avy @ A/tra ho an'izay manaiky Azy. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.279