Ratsy ve raha tsy manambady?

41. dadabe ( 21/03/2005 14:11)
haingo23>20/20 :wink: :wink: :D (l) + :-* + (l) + :-*
sonwin>voako indray ianao frera a :-P
42. iartistika ( 21/03/2005 16:51)
dadabe> voa ve izy? aza asiana izy...
43. sonwin ( 21/03/2005 18:04)
Manaiky ahy 80% izany manaiky ny hevitro izany ka, efa majorité absolue no azoko.Ny hevitro haingo23 dia efa nifampitohy hatrany ambony...diso ilay filazanao hoe ::ratsy fa mety ho faty ilay zavatra..jereo tsara ny zavatra nolazaiko an! Ary io zavatra nosoratanao momba ilay zavatra io nge ka efa voasoratro ihany koa e! ..raha ny fahitako azy dia nekenao 100% ny hevitro .
Dadabe..ny hevitro nge ireo natambany ireo e.Ianao frera ts tain fa za indray ts mety lany zany raha ady hevitra. Zafikelin frera nga Haingo23 klé?
44. sonwin ( 22/03/2005 14:00)
eh eh eh..toa fenoinao an'io ny tanana klé. Sa misy valin-teny any amin'io site io hoe ratsy raha tsy manambady ve? tsy solution eo amin'ilay fanontanina mipetraka io site ry kala zazavavindrano an
45. haingo23 ( 23/03/2005 08:47)
Marina ny anao ry Sonwin. Ary tokony hataony @ teny gasy anie ilay izy e! Sahala @ miteny hoe aza mijery ity serasera tsara ity intsony ianareo fa ity misy hafa.
Asa i Hery raha afaka mba manakana ny zavatra toa ireo ???
46. iartistika ( 23/03/2005 16:58)
nanokatra an'io zà indray mandeha fa naika nikatso ny matosy
47. Rambofrau ( 23/03/2005 17:18)
Tsy ny tany hono no fady fa ny vavam-bahoaka, ary isiska gasy voalohany @io mikritika sy manaratsy io.
Ataon'ny olona firesaka ny vhv raha tsy manambady hoe basin'ariary fito eh, vieille fille eh, fatra-pifidy eh, hoy eh hoy eh.

Raha tsy mampaninona anao ny vavan'ny olona dia izay mahadiavolana ny sainao atao.
48. pitchou ( 23/03/2005 19:07)
rambofrau> enao kosa ve d sanatria ny tahotra ny vavan'ny olona no nde itondranao ny fiainanao? fa tsy izay heverinao fa mety sy tsara aminao? d ahoana raha nysasany miteny havia ny sasany miteny hoe havanana d inn zany no atao satria samy vavam-bahoaka?
raha izaho kosa aloha d aleoko aza manao fady ny mihaino ze cekezem ny hafa e! ny cekezem ny tena ihany no tao rehefa mety @ eriteritry ny tena ka hahafahan'ny tena tsy hitsanga-menatra! ko raha tsy ny hahita vady no nde atao tanjona ko!
49. fijo ( 24/03/2005 05:52)
pitchou aiza indray ary ity fijo manome sakay ity kle.ndry wa tssssssssss
milay dadabe le fandaharana le fandehany an.tsikitsiky dia fiarahamonina ny farany an.
sonwin ampiasao marina letsy ny zavatra fa ory anie le mipetraka fotsiny e.
50. Ramaso ( 24/03/2005 06:16)
hihihihi pilo kely fa tsy sakay zany eh
51. dadabe ( 24/03/2005 14:08)
fijo> :wink:
ramaso> :wink:
iaristika>izy tsy azo asiana ka lery frera v de asiana hihih
pitchou> :wink: tsy adino e
52. sonwin ( 24/03/2005 16:01)
Ary vadin'i rambo kay leo eo ambony io an..ts film nge io ka tsy hoe owen raha tsy manambady e. Misy vady, milay ny fianana, tsy misy vady, manja foana ny fianana e, ny fahaizana mankafy ny tsiron'ny fiainana ihany io...fa izao anefa, misy zavatra iray izay eo amin'ny fianana, izy io dia iarahan'ny rehetra manaiky fa matsiro...aza varina na midanaka, fa teo daholo ny olona ny naka e
53. pitchou ( 24/03/2005 18:49)
fijo> hay ve e! ka le fisarahana ange no sakay noresahako hoe soso-kevitra avy taminao e! satria mangidy hono ny fisarahana fa telina ihany rehjefa teny ierana (otran'ny sakay e!)
ramaso> falifaly an! :lol:
54. fijo ( 24/03/2005 23:33)
pitchou hay ve.ekeko ary e
enyy wa,ekeko fa marina ny ahy.
55. dadabe ( 25/03/2005 14:32)
fijo>ka ihinatsakay zany toi ?
56. manonofy ( 25/03/2005 14:57)
Rehefa Fitiavana foana no hitondranao ny tantara dia mety foana ny fiainana na manambady na tsia. Raha ny olona hitia indray dia tsy sarotra 'zany fa raha ato @ serasera ato fotsiny izao no jereko dia betsaka ny candidats, anjaranao sisa no misafidy e !
Hevitro manokana fotsiny aloha dia aleo tsy manamdy fa tokantrano feno fitiavana sy fifanajana dia ampy e !
Izay fa dia maniry soa ho anao e !
57. pitchou ( 25/03/2005 18:42)
zay le fijo e! ny azy indray hono no marina!
58. haingo23 ( 30/03/2005 10:33)
Na misy vady na tsy misy, rehefa afaka miasa ilay zavatra sao atahorana ho simba (version sonwin) dia efa izy izay e!
59. pitchou ( 30/03/2005 18:10)
izay moa ve le tena olana napetraka teto fa tsy tadidiko intsony?
60. fijo ( 30/03/2005 21:30)
fijo aby izany ry pitchou an.hi hi hi.
dadabe tiako ny sakay ka.rah arony ny laoka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569