diska gaoka(Tantely missy fika milay)
81. dadabe
(
17/03/2005 08:09)
naritsimba> :wink: ekena e! de rehefa hanambady aho zany (an'i... efa hain'ise)de ise no mpikabary aheheheheh :wink: (invite kou lanto :wink: )
fijo>inona no idiran'i metresss amizany lety saaaaa oujyyyyyyyyyyyyyy mazava kle (fijo :-* mumu)
:D de ampy a
fijo>inona no idiran'i metresss amizany lety saaaaa oujyyyyyyyyyyyyyy mazava kle (fijo :-* mumu)
:D de ampy a
82. fijo
(
17/03/2005 22:47)
dadabe mba ataoko vavolombelona fotsiny izy ka.hi hi hi hay eise le mpianany an
83. naritsimba
(
18/03/2005 07:30)
dadabe> fijo> misaotra anareo eh, raha toa izao daholo ny toe-tsaina izay tsy manary ny maha Malagasy ary tsy manaraka be fahatany ny ataon\'ny vahiny dia mandroso haingana mihitsy Madagasikara.
84. xxx
(
18/03/2005 08:04)
naritsimba > zany ve no hampandroso any i madagasikara? n' importe quoi :{ :-@
85. naritsimba
(
18/03/2005 08:24)
xxx> hita eny ihany oà ny oll tsy manana hazondamosina fa miafina @ XXX fotsiny
86. xxx
(
18/03/2005 08:39)
aleoko tsy misy hazondamosina toa izay otranao , miteniteny tsy ampiheverana , alalino tsara aloha ny zavatra tenenina oaa!
87. sonwin
(
18/03/2005 14:02)
xxx zany nge kanosa e, ny tena marina xxx tsy maharesy lahatra an'i naritsimba dia miafina.ny olona sahy mijoro amin'ny heviny sahy miseho foana ka.
88. dadabe
(
18/03/2005 15:00)
sonwin >mon frere tadidinao ve"posons x=6 ca fait xxx=???"hihihihi
tsy sahy izy e (l) tsiky ihany ra x a
tsy sahy izy e (l) tsiky ihany ra x a
94. sonwin
(
21/03/2005 12:06)
tsy daba loaka kosa leisy izy a, loaka ohatran'ny olona rehetra ihany kosa e
95. fijo
(
22/03/2005 00:18)
XXXX ny japoney dia tonga amin'izao misy azy izao noh io fitananany ny fombany io.isika koa amin'izao misy antsika izao noho io fanariantsika ny antsika io.ka anjaranao ny mahita na mampandroso ny fitanana ny an'ny tena na tsia
96. kinaoly
(
22/03/2005 11:05)
naritsimba> ka zay le olana : tsy hitsara we ratsy na tsara ny nataon'i tantely no ataoko eto, fa ny anao no tsy haiko. raha ohatra ka arahiko arak'izay we hitsara ary de zao : tsy hitako izay maharatsy an'izany, mety porofom-pitiavana an'ilay bandy no nanaovany anzany tamn'io fotoana io, fa ilay bandy no tsy misy saina namoaka anlay film. enao zany tsy maintsy hanao ze fanaon'ny ol rehefa hitanao we tsara ? fa maninn no teneninao aho we manaova toa azy, safidiny ny azy fa mbola averiko eto ndray we sendra ny lhl tsy de misaina loatra izy fa miafina ao ambadiky ny we ny "lhl tsy mba ratsy".
avy eo tsy hitsara ny nataon'i Jesoa koa aho ary ataoko fa miambo loatra enao mampitaha ny zavatra ataonao amny fampianarany. "les voix du Seigneur sont impénétrables" fa raha ohatra ka takatrao dôly de mitovy aminy enao zany.
amiko ny fahendren'ny ntaolo sy ny baiboly de tsy natao "excuses" ho an'ny zavadratsy ataon'ny olombelona fa kosa natao ho arofanina hisainana.
ny zavatra mahagaga ahy koa de zao, inn no hidiran'ny "maha-antsika antsika" amzay fanaon'ny ol any, adiny any izany, ohatra : tsy we akory betsaka ny vhv frantsay manao porno de we ny maha izy azy no vototohina. fa inn no mahagasy ny gasy vodona ao anatin'io resaka io ? nga ny gasy tsy manao firaisana ? =))
farany tsy any aminao mintsy aho no hitady fenarana filozofia, fa raha mahatsapa tena afaka mampianatra enao de tsara zany, mitadiava fotsiny mpianatra hafa fa za tsy interessé =))

97. fijo
(
23/03/2005 22:15)
kinaoly le x io kosa aloha tsy toetsaina gasy e.marina fa tia nilalao fitiavana ny gasy fatsy tany.
98. Totaine
(
24/03/2005 05:08)
Rehefa nataoko ny fandinihina dia zavatra efa tsy takon'afenina intsony iny ka raha mbola mazoto izy dia teneno hoe tohizo ry neny fa vola be io a!
izaho koa aza anao
kanefa izao no torohevitra. Miakara hono hoe @ sehatra avoavo raha mazoto izy an! izay mazoto rehetra e! :wink:
izaho koa aza anao
kanefa izao no torohevitra. Miakara hono hoe @ sehatra avoavo raha mazoto izy an! izay mazoto rehetra e! :wink: