diska gaoka(Tantely missy fika milay)
61. fijo
(
14/03/2005 23:32)
le mitsara aloha ratsy e.fa ny azoko lazaina dia mitandrema ihany ianareo ry sipa fa sao hosahirana.
tina mc beal kosa aloha mahay e.hi hi hi sady tsy ratsy

62. naritsimba
(
15/03/2005 07:54)
chipie1> tsy hoe mirefarefa @ tany araka ny hevitrao fa milaza ny zava-misy e, angaha moa zà mamoro,a fa tsy zavatra iaraha-mahalala ny nolazaiko. Mba mahatantesa oà tsikera. hihihi!
63. Mifenty
(
15/03/2005 08:01)
fijo kou nga efa nijery an'i Tiana mc beal le.
tena masaka be kosany klou eh
Befl ndray zay mandiso anzany le.
tena masaka be kosany klou eh
Befl ndray zay mandiso anzany le.
65. kinaoly
(
15/03/2005 11:47)
za zany tsy kôpy anle resaka mcbeal :{
naritsimba> iza no tsy mahatanty tsikera eo hono ? :{

68. hery
(
15/03/2005 14:35)
naritsimba:
raha ny tokony ho izy dia tsy tokony nety nalaina sary izy rehefa nanapa-kevitra fa tsy hanambady ilay bandy.
Io ange no nolazaiko hoe rehefa ao anaty intimité dia be dia be ny zavatra vita e... fa bandy tsy misaina zany mamoaka intimité izany.
i naritsimba izany izao dia tsy hiboridana eo imason'ny vadin'i naritsimba satria hoe sao dia hisaraka any aoriana any koa teneniny hoe ... ny ahy? tsss Manala baraka ny bandy izany k'lé... Raha izao moa no mivoaka daholo ireny sipasipa kely tany amin'ny sisiny ireny ka mamoaka en public ny revirevinareo mba niafinafina tany dia ahoana? :-) enga anie mba tsy hisy.
70. sonwin
(
15/03/2005 15:19)
Ilay kofa aloha no tena tsy milay sy ratsy saina e.Tantely tena nanao izay mety nasesiky ny fitiavana angamba?
Izay mbola tsy "nanao" no aoka hitora-bato azy voalohany e.

75. naritsimba
(
16/03/2005 08:48)
Hoy i hery
naritsimba izany izao dia tsy hiboridana eo imason'ny vadin'i naritsimba satria hoe sao dia hisaraka any aoriana any koa teneniny hoe ... ny ahy?
Asa na efa nahare na mbola tsy nahaheno i hery na mody tsy te-hahalala na ilay fiteny hoe:
-TSY FANAO NY MIBORIDANA IMASOM-BADY
Efa nanazava momba an'io aho tato fa mety tsy hitan'ny hery fa dia mba karohy ao anaty Forum ao eh!
Misaotra eeeeeeeeee!

76. dadabe
(
16/03/2005 09:35)
naritsimba>de tsy hiaraka manao mihitsy izany ny mpivady??
sa ny azo atao ve zany de ny miboridana eo imason'ny sipa,
hafa kely indray izany filozofia anao izany le
zah klou asehoko ny vadiko ny rehetra e lol :wink:

77. naritsimba
(
16/03/2005 10:53)
dadabe> tsy haiko aloha fa tsy adala ny Ntaolo namorona an'io fitenenanan io fa nisy antony tao.
Efa nazavaiko ny hevitr'io oha-pitenenana io ka! fa misy mahamarina azy.

78. kinaoly
(
16/03/2005 11:10)
naritsimba> zay le atao we "sônegaly mahazio baiko", tsy afaka ny handinika mintsy enao we hatraiza ny fetran'ny hevitra iray ve, na koa we inn ny hevitra marina fonosin'ny oham-pitenenana iray. ny mpikabary indrindra no anisan'ny olona mahay mandanjalanja izany fahendren'ny ntaolo malagasy izany, sa ve izay no takatry ny sainao ? :^) , ekeko fa misy dikany io teny io fa kosa tsy natao arahina ara-bakiteny, ny anao toa atao ara-bakiteny fona zay voasoratra rehetra, na ny ntaolo na ny baiboly no resahako eto, nefa enao ndrindra no nanoratra ito "....zà kosa alou de miaro le bandy satria nofitahin'i Tantely izy eh! mba nanantena lery nefa rehefa hita fa tara ve le bandy de fitahina?.... ", de hoy aho we, moa ve tsy fanhendrena malagasy sy ao anatin'ny baiboly ny hoe "aza mamaly ratsy ny ratsy" sy ny we "raha misy mamelaka ny takolakao havanana (sa havia) de omeo azy koa ny havia (sa havanana)", ka hono wa maninn reo no tsy tohananao ?
de enao zany manapika jiro foana refa hanao zay fanaon'ny mpivady sao hitan'ny madamanao miboridana, sa ....avoka fotsiny ze fitaovana tokony hiasa fa ny sisa rehetra afenina ? =))
farany de we tsy ny fahendrena malagasy no tokony entina hanamarinana ny tranga toy itony ka we satria tsy nandala ny fahendrena malagasy de voa an'izao sy zao :evil:

79. fijo
(
16/03/2005 22:07)
dadabe za wa mbola V fa ise ko tssssss anontanio anie mumu e.
kinaoly ilaina kosa io fahendrena malagasy io,ary raha nitana an'io isika hatrizay,tsy nisy izaotrehetra izao.marina kosa anefa le hoe tsy atao arabakiteny le izy.
fa za aloha manizingizina fa tokony hiverina amin'ny toetsaina sy fahendrena malagasy isika.

80. naritsimba
(
17/03/2005 05:37)
kinaoly> raha izaho aloha dia tena mpandala ny fomba Malagasy mihitsy ary tsy mahamenatra izany, tsy izay fomba ataon'ny vahiny akory ka tsara daholo, isika raha manao ny fanaon'ny vahiny dia mpindrana fa tsy tompony, fa isika kosa manana ny tena maha isika antsika ary mpindrana ny vahiny raha mampiasa ny antsika. Marina ny voalazan'ise hoe mpikabary ny tenako sanatria ahy ny hanao mpitari-bato vilam-bava ka ny lazain'ny vavako rehefa mikabary hafa fa ny ataoko hafa.
1-Moa ve ary tsara ny nataon'i Tantely @ ise? raha tsara dia valio hoe TSARA, raha ratsy dia valio hoe RATSY, amin'izay dia mazava ny resaka, amiko dia RATSY ny nataony. Raha tsara amin'ise dia manaova toa azy ihany koa. Raha tsara ny nataony azoko antoka fa tsy nisy resaka ohatran'izao teto fa matoa nisy ity resaka ity dia ratsy ny nataony izany.
2-Izaho manokana rehefa mikabary tsy miteny ny ohabolana na ny hain-teny tsy haiko ny dikany.
Raha milaza ohabolana iray na hain-teny iray dia tokony ho hay ny dikany ara-bakiteny aloha avy eo vao mandinika ny hevitra fonosiny, fa raha tsy izany dia tahaka ny BOLOKY fotsiny ianao.
Izay no nilazako hoe efa nazavaiko ny momba an'io tao @ Forum fa tsy hamerina an'izany eto intsony aho akory.
3-Na ara-Baiboly na ara-pahendren'ny Ntaolo dia ekeko ary hoy ny filazan'i hoe maninona no tsy tohanan ireo dia eto aho dia milaza fa tohanako ireo ary tohanako 100%, ary ny fanaovana an'ireo dia midika fa LAZAO NY MARINA FA AZA HAFENINA.
"Aza mamaly ratsy ny ratsy" sy ny hoe "Raha misy mamelaka ny takolakao havia dia omeo azy koa ny havanana" dia ampiako an'ity koa hoe: ]"Raha manana akanjo roa ianao ka misy mangataka aminao dia omeo azy ny iray fa mbola manana iray hafa ianao".
Tsy milaza aho hoe: TSY MANARAKA AN'IREO ARA-BAKITENY na MANARAKA ARA-BAKITENY fa ity tadidio raha nisy voafelaka ny takolak'i Jesoa ilany moa ve natolony koa ny iray? valiny TSIA satria nahoana? ise izany ry dia milaza fa tsy nanaraka izay noteneniny koa i Jesoa ka nanao mpitari-bato vilam-bava Izy? ise no tena mandray ara-bakiteny fa tsy mba mandinika tsara izany.
Amiko rehefa hoe RATSY dia Ratsy. Tsy hampianatra FILOZOFIA akory no ataoko eto fa izay no hevitro.
Misaotra eeeeeeeee!