diska gaoka(Tantely missy fika milay)

21. kinaoly ( 08/03/2005 14:32)
naritsimba> mbola averiko ihany, ngô de tokony hiverina any amny taonjato faha 19 enao :^) sa any any @ andron'ny Eva mintsy-ankoatra izay de raha nijanona tamny fahamarinany raolombelona aza de mety mbola niboridana fa ny ota no nanokatra ny masontsainy ka nahalalany izany mekanjo zany-, ny fanolanana de efa nisy foana hatramzay, fa saingy vitsy ny mahasahy milaza fa niharan'izany satria mahamenatra -tsy neken'ny fiarahamonina ho victime akoriny aza ze tratra fa mbola vao maika natao we allumeuse satria we nandraby lahy hoy ny malagasy zay- lasa resa-be izy io ankehitriny satria izao vao afaka ilay barrière psychologique (zafady fa tsy hitako ny dikany amteny gasy madio)izao vao manaiky ny fiarahamonina fa victime reo voaolana-tsy ny string no mahabetsaka an'io fa ny médiatisation : fankalazana ny tranga iray any any haino amanjery
tsy misy hidiran'ny maha izaho an'izaho mintsy ny fanaovako na tsia string, fomba fitafy io ary ny fijerin'ny hafa mety ho ratsy foana, sa ve enao zany refa mahita vhv manao string de tonga de manolana :-o , tsy haiko aloha fa tsy mbola henoko izany we bedy ny vhv manao string any antsekoly any frantsa fa ny fahalalako azy de ny mampiseho no bedy (ilay mivôka hitan'ny olona) ary decénce tsotsa no tandrovana amzany fa tsy we akoriny natao hi-inhiber-na ny libido-n'ny mpanolana
22. chipie1 ( 08/03/2005 14:49)
mba gaga amzany lalana lazainy i naritsimba zany koa za mbola tsy naheno anizany za , aty aza misy mivarotra string ho any ankizy :{
23. iartistika ( 08/03/2005 17:35)
Sy ho an'le efa ramama be reny :roll:
24. fijo ( 08/03/2005 20:53)
chipie tsy hoe ny mitondra string any an tsekoly no voarara,fa le fomba fitondran'ny sasany azy.misy mantsy le mitondra azy atao hita be."ny pataloha atao ery ambany ery mba ahitana le string."iny no voarara.
momba le resaka tantetly amiko dia voafitaka izy raha toa ka tsy nierana taminy ny namoaka an'ilay film."za aloha tsy maharaka loatra ilay tantara"ka amin'ilay maha voafitaka azy izay dia tsy homeko tsiny izy.satria io anie araka nyefa be mpilaza ato dia maro no manao tahaka izany e.saingy tsy hita.izy koa tsy te ho hita saingy "naseho".raha ny henoko dia toa efa nisy resaka fitoriana le izy fa tsy harako izay tohiny.
25. ketoka ( 09/03/2005 07:16)
Ry mpankafy an'i Tantely:
Efa nijery ilay film h@ farana za fa : manandràma lisany miaraka @ iny iray alina de ho hitan'lisany fa valaka sy malemy ohatran'ny voridamba refa maraina ny andro ary hivembena ohatran'ny alika nioana mitranga lela mandeha eny @ arabe raha ny fijeriko ny fahaizany azy.
Tena hainy le zavatra ka... Omeo Attestation izy fa any le zavatra. :roll:
26. naritsimba ( 09/03/2005 07:31)
Attestation ve letsy hisy ôtran'ireny film reny.
tsy attestation akory ary fa tena agregé mintsy no ananany ka na Ra8 aza hanana diplôma noho iny.
Izy tsy mila mi-grevy ôtran'ny Mpitsara sy SECES de mahazo vola.

Misaotra eeeeeeeeeeee!
27. kinaoly ( 09/03/2005 11:54)
tsy mbola nahita anle film kalou za, fa raha araky ny fahenoko ny tantara de tsy fantatr'ilay tantely we no-publier-na le film, donky za kou mba manaelou anazy. ny intimité-ny ve no avôkan'ny sasany ho hitambahoaka. :-w
28. hery ( 09/03/2005 12:23)
Ao anatin'ny intimité, na vady io na sipa, dia be dia be ny zavatra vita... indraindray tena tsy eriteretin'ny saina mihitsy (Raha tsy hoe mpivady mbola ntaolo sasany tsisy feeling fa tonga dia routine). Tsisy fifanarahana ara-taratasy hoe aza tenitenenina izao... fa dia mandeha ho azy hoe zany ve dia hiparitaka. Ka na film aza no vita dia fahatokisana no be dia be.
Eny e, diso izany i Tantely fa natoky kofa tsisy saina... atao ahoana fa nihevitra izy hoe kofa ho tiany sy ho tia azy io... rehefa tsy nety ny tantana dia iny i leiry no nanaparitaka. Dia ianareo ve sur fa tsy manana lafiny intimité hafa momba an'ilay bandy i Tantely? (Ny habeny, ny fihetsika mampihomehy, ny fianakaviana, ny tantara sns) Fa fahendrena dia tsy mampiely an'izany izy... indrindra hoe hamaliana faty. Matoa misy ny intimité mantsy dia mifankafantatra tsara.

Dia mbola omeo rariny ihany ny bandy marivo salosana ohatran'izany. Tsy mahalala tsy tiana... kou raha tsy ho an'lah mandrakizay ny sipa. Rehefa tsy mifanaraka dia misaraka tsisy maratra fa tsy manao fomban'ny tsy haiko :-) ... raha tsy izany dia ataovy izay tsy hisarahana e...
29. fijo ( 09/03/2005 23:14)
izay mihintsy rahery.mampiseo fahambaniana le izy ka mahakamo be
30. naritsimba ( 10/03/2005 06:20)
Raha ny zava-misy izay henoko dia izao:
-Tia be an'i Tantely le Bandy, nefa avy eo Tantely nivadika noho ny resaka vola. Samy miseho ny endriny ao anatin'ilay Film koa dia izay miaro an'i Tantely dia tokony hanaratsy ilay Bandy ary sahy hanonona ny anarany.
Saingy marina ireto fiteny ireto hoe:
-NY LEHILAHY TSY MBA RATSY
-KAPAINA TSY HITA FERY NY LEHILAHY

Tsy midika akory ireo hoe ratsy ny vehivavy fa aoka izy mba hieritreritra alohan'ny hanaovan-javatra.
Ho anareo vehivavy kosa ity fiteny ity:
-MANDINIKA ALOHA VAO MIPATALOHA, SAO TAFIDITRA AMIN'NY PATALOHA TERY EO.

Misaotra e!
31. kinaoly ( 10/03/2005 10:23)
ze mahidy hono ihany hono no lanibe ary izay fatrampitandrina no sendra ny taolana =))
amiko de zao fotsiny, sendra ny olo ratsy i tantely de zay, azo raisina ho anatra iny ho an'ny hafa. tsy misy lhl tsy ratsy zany, Andriamanitra iray zao ihany no mitsara ka iza no mitady tsy ho ratsy eo. saingy ny zava-misy de zao, ôtran'i naritsimba ny lhl (ny ankamaroany) ka miaro tena sy milaza tena ho marina fona, na efa manao ratsy amim-bhv zao aza de ny vhv fona no diso lazaina fa tsy nitandrina na nandinika (machisme pur et dur iooo). ny fitiavana hono mahajamba ka raha misy tokony ho disoina eto dia ny fitiavana :evil:
32. dadabe ( 10/03/2005 10:26)
naritsimba >ary le hoe miditra @kilaoty tataka ahoana?hehehehe=)) =)) =))
:lol:
33. naritsimba ( 10/03/2005 10:58)
tsy milaza mihitsy aho hoe tsara fa miezaka ny ho tsara, ary rehefa hitako fa rano maloto araka ilay nolazain-dravatorano> ve de mbola ho sotroina ihany...?
Tsy ny lehilahy no namitaka an'i Eva akory fa nanaiky ho fitahina.

raha ny tokony ho izy dia tsy tokony nety nalaina sary izy rehefa nanapa-kevitra fa tsy hanambady ilay bandy.

tsy misy manakana anreo ange eto hoe aza miaraka @ Tantely eh! fa izahay no tsy tia toe tsainy, zà kosa alou de miaro le bandy satria nofitahin'i Tantely izy eh! mba nanantena lery nefa rehefa hita fa tara ve le bandy de fitahina?

Misaotra foana eh Tsiky de ampy :D
34. kinaoly ( 10/03/2005 12:49)
naritsimba> si vieillesse pouvait et si jeunesse savait ouzy ny vaza, ny nenina tsy ao alou ananatra fa ao arina handatsa ouzy ny gasy. iza no afaka miteny fa efa nahafantatra i tantely we ratsy le bandy ? aza mba manenjidresy kosa e. enao ve de afaka manamarina fa hainao avy hatrany ny toetran'ny ol iray mifanena aminao na miaraka aminao, ny mpivady efa nifanaiky imason'Andriamanitra aza mbola mahita toetra miafina fona. tsy maniry ratsy ho anao za fa enga ane enao ka tsy ho tratran'ny movezy sirprizy eo amny fiainanao.
ny we alaina sary nefa tsy hanambady an'ilay ol, aminao zany ny fanambadiana no mahafehy ny toetra ratsin'ny ol (enao lhl ndrindra ndrindra) nefa efa natao resaka teto aza hoe maro ny lhl no mampirafy na efa manana ny vadiny aza. na ohatra aza ka nivady ry zareo fa avy eo nisy ny tsy fifanarahana, azon'ilay bandy navôka fona ane io e. enao zany raha sendra sarahin'ny sipa de tsy maintsy mamaly faty? fahendrena malagasy ve zany ? ny biby aza efa tsy manao anzany fisainana zany tsony.
ny resaka péché originel, we i Eva no namitaka an'i Adama, ataoko fa discussion philosophique be zany ka ataoko fa tsy azo anazavana fait réel sahala amzay resahana eto.
35. mozart ( 10/03/2005 17:29)
ny ahy ndray tsy misy fahadisoan'i Tantely izany fa le bandy mihitsy no tena ambany fisainana be! zay eh!
36. fijo ( 10/03/2005 21:16)
za dia efa io ny hevitro momba le bandy"ambany fisainana lery ka mahamenatra",saingy manohana an'i naritsimba kosa aho amin'ilay hoe manaiky halaina film.izay anie le lazaiko foana hoe aza ny fo no avela mitondra fa ny saina e.ny fanaovany an'izay tiany tany,tsy olana iny amiko fa azy ny azy.saingy mba tokony nisaina ihany kosa hoe izao aho halaina film.iza no mahalala izay any ahoriana any?io fisainana ny hoavy io no hanomezako tsiny kely an'ilay sipa.ary ampitandremako ny sasany koa.
37. dadabe ( 11/03/2005 08:37)
8) hmmmmm marina zany zandry e (l)
38. kinaoly ( 11/03/2005 09:21)
fijo> ka raha mba zay aza ny fantasme-ny kou, fa le naka film no tsy nisy saina fa entin'le fitiavantena fotsiny :evil: . ny mampanaelou de mbola misy manome rariny azy ihany we satria izy nofitahin'le sipa de rariny ny nataony zà kosa alou de miaro le bandy satria nofitahin'i Tantely izy eh! mba nanantena lery nefa rehefa hita fa tara ve le bandy de fitahina? ho aiza ity tany ity ?!? :evil:
39. betty ( 11/03/2005 09:27)
zany ngeh wah ry Kinaoly eh :) tena mitovy hevitra @ my dear mintss zah io
40. kinaoly ( 11/03/2005 09:30)
betty> atraty ka atrary mintsy ane tsika roa zany e :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264