diska gaoka(Tantely missy fika milay)
42. naritsimba
(
11/03/2005 10:05)
Hoy kinaoly:
si vieillesse pouvait et si jeunesse savait ouzy ny vaza, ny nenina tsy ao alou ananatra fa ao arina handatsa ouzy ny gasy
Dia hoy aho eh: Sao ary i Tantely ka nihevitra fa tsy ho antitra, tsy hainareo angaha ity fiteny ity:
-Tsy misy tanora natao tsy hivaona fa rehefa antitra miady lohalika.
-Ny todimpaty no aza manody fa ny todim-pitia manodiava.
Ny vehivavy @ izao dia ny Vola no anambadiany ary izay no nandaozan'i Tantely ilay Bandy.
misaotra e!

43. kinaoly
(
11/03/2005 10:13)
naritsimba> tsy anjaran'iza n'iza no mitsara zay antony nisarahan'i tantely sy le bandy fa ny fisainanao no mahagaga, zany we satria nanao ratsy ol (raha hitsara an'i tantely zany) de tsy maintsy valina ratsiratsy kokoa? zay no mbola anontaniko we enao milaza mpandala ny fahalalana malagasy zany ve no nampenarina tany anaty boky ? ary tsy hitanao we manenjidresy ve enao, na inn na inn antony nisarahany tamle bandy tsy manana alalana haanparitaka anle film izy -tsy ny fahendrena malagasy any no miteny anzany fa ny lalana koa, ary ny we "si vieillesse pouvait et si jeunesse savait" de mivilana ny fandraisanao azy, tsy misy hidiran'ny tsy te ho antitra zany, fa ny fananarana no voalaza ao, araky ny teny gasy we "ny nenina tsy ao aloha hananatra-si jeunesse savait- fa ao aoriana handatsa-si vieillesse pouvait-"
ny fahitako azy de tô lasa ataonao halako bika tsy tiko tarehy i tantely ka henjehinao hatramny ny mety ho fahanterany sns... sa......

44. kinaoly
(
11/03/2005 10:20)
....sa... sao de nilaozan'ny sipa nohon'ny resaka vola foana enao ( Ny vehivavy @ izao dia ny Vola no anambadiany ary izay no nandaozan'i Tantely ilay Bandy.) :^) tô ôtsan'ny mahagaga manko le fijerinao ny vhv ankehitriny fa kely sisa ny tsy hilazanao we vôvidi'ny vola aby dôly ny sipan'ny taonjato faha-21 sady tsy de mahatakavaditra lôtra ;-) ke mendrika ny atao toy ny nanjo an'i tantely ...asa aloha eeee
45. ravatorano
(
11/03/2005 10:42)
naritsimba>ilay kofa anie ka tena b sosy b eh ka inn no ilazana azy hoe navadik i tantely nohon ny tsy fisian ny paitra.Iny kosa toa tsy marina satria ny reko dia toan zanaka laibany b ary tena laibany ilay kofa ary tena dollar no miady aminy.Jereo fa na ny camera ireny aza d anazy ka evero we olona manana an ireny aty amin hny tanana tsy olo-olopaona ah.
raha ny momba an i tantely aloha dia izao no hevitro raha vao nanaiky nalaina film na d indrepa aza izy defa nanaiky ny ho vokany na inn na inn ytoetsain i lebandy na marivo salosana na lalina madifitra aza ny toetrany.Azy ny azy fa defa inn niparitaka iny aloha ny momba anazy eh fa d samy nanome ny heviny iska d hita fa tena milay kah

47. Mifenty
(
12/03/2005 09:20)
Amiko le izy tsisy blem mitsy eh. samy manana ny fiainany io. REfa tsy metimety aminao ve de lazaina fa ny mahamalagasy aho eh, ny kolon-tsaina aho eh, sy ny sisa.
fa samy manao daholo iany fa tsy tenenina eh.
De maninona ary i Tiana mc beal tsy misy miteny nefa fanta-poko fanta-pirenena fa actrice X pro mitsy. Nefa i Tantely zavatra tsisy dikany iny de bla bla eran'ny tanana le.
coup de pub rangà io ah. Diska goaka mitsy fa aoka zay eh

49. naritsimba
(
14/03/2005 06:55)
Asa ianareo raha mba mamaky ny Baiboly ihany na tsia, momba ilay resaka mikasika an'ilay vehivavy janga?
Tratra ola-tanana nijangajanga io vehivavy io? fa izao maninona no izy irery no saika voatora-bato fa ilay lehilahy izay niaraka taminy dia tsy misy resaka mihitsy, dikan'izany tsy sanatria ka fitiavan-tena no nilazako tery ambony hoe:
-NY LEHILAHY TSY MBA RATSY
-KAPAINA TSY HITA FERY NY LEHILAHY
Koa aoka ianareo tsy hilaza hoe manenji-dresy akory ny tenako, na miaro ny bandy marivo salosana, fa ny tenako kosa aloha tsy sanatria ka hanao ôtran'ny MPITOVO MANANATRA NY MANANA E!
Matoa aho sahy milaza dia fantatro fa ny VEHIVAVY @ IZAO FOTOANA DIA TSY TE-HAHALALA AFA-TSY VOLA.
Ekeko le tenin'dravatorano hoe manam-bola le bandy fa mbola misy ny manana noho izy de izay no nampivadika azy.
Izaho kosa aloha dia tsoriko fa raha resaka sipa mitady vola izany tsy mahataitra ahy mihitsy. Ianareo any kosa aloha sur fa tena mahazaka an'i Tantely sy tara aminy matoa miaro azy eh!
izaho aloha mahita milay noho iny sady tsy nanao miss no tsy mitady vola fa tena zay eeeeee, fa tsy atoroko sao tonga aty nareo any de alainareo izy ko!
'zany ka tena fitiavana madio tsy misy fitaka fa tena mmmmmmmm milay e 5/5
Ok! daholo eh!
enga anie izay te-hahazo an'i Tantely mba ho tena hitia azy à fo fa tsy ho tia azy hanao X fotsiny.
Misaotra e!

50. xxx
(
14/03/2005 07:58)
tsy misy nilaza mintsy teo oe tara aminy tantely ry naritsimba , raha ohatra any anao daholo ny toetsainy ny bandy gasy ngamba dia aleoko tsy misy ... nisy nanotany anao koa nga teo hoe "sao dia mahita milay noho i tantely ianao"? :-@ :-@
51. betty
(
14/03/2005 09:33)
naritsimba > Matoa aho sahy milaza dia fantatro fa ny VEHIVAVY @ IZAO FOTOANA DIA TSY TE-HAHALALA AFA-TSY VOLA. !!!!!!!.............. sûrr @ zany ve ianao???????? sao kousa enao sendra vehivavy 1 na 2 otrann zany nefa ianao tsy nanana, de izy rehetra teneninao fa tsy misaina raha tsy vola vola vola ......lolllllllllllllll
Ary ny lehilahy ve tsy tia vola?????????? :^)

53. kinaoly
(
14/03/2005 10:48)
naritsimba> maninn aza enao no mekanjo ? voasoratra ao amny baiboly koa fa ny fahotana no mahatonga ny ol manana ny notion de la nudité, raha mandala fatratra ny ao amny baiboly enao ka mahasahy milaza we ny lhl tsy mba ratsy ary kapaina tsy hita fery de zao no izy : miboridàna, aza mikarama, aza manao zay fanaon'ny vhv, aza misasa etc....,
za tsy mahalala baiboly, fa kosa raha ohatra ka te hiady hevitra an'io amiko enao de afaka miresaka isika fa ataoko fa tsy eo no hanaovana an'izany.
avy eo izaho tsy tara amn'i tantely fa ny fankahalanao azy no mahagaga, sa ve enao efa nilozany nohon'ny resaka vola? :^)
maninn enao no mamoka foana an'io resaka "nareo any" io, inn no tinaou hambara , hazavao, moa izahay aty ivelany ve io -mba ahitsio raha toa ka ny saiko no mivilana-. :^)
afaka manome antontan'isa mazava ve enao milaza we ny "VEHIVAVY @ IZAO FOTOANA DIA TSY TE-HAHALALA AFA-TSY VOLA.",
ohatrinn raha ny fahalalanao azy ny volan'ireo bandy gasy nahita vady ka nahatamana ireo vadiny ? raha ny fahazoako ny teninao manko dia toa hoe raha vao mahita manambola noho izay lhl eo aminy ny sipa gasy de mimpitsika ? ka raha izany tokoa ve moa hisy bandy manambady tsony fa tsy lasan'i bill gates aby ny sipa gasy ? =))
tsy misy miaro an'i tantely eo fa tsy any amny tribonaly akory isika ka misy défense sy plaignant, ny hany ataoko (izaho manokana aloha ) dia maneho ny hevitro (objectivement), tsy misy we tiako tantely na tsy tiako naritsimba fa enao no toa mankahala azy mafy sa.....azy enao fa tsy......de lasa perso be aminao le tantara ? =))

54. chipie1
(
14/03/2005 11:12)
hoy i naritsimba >
izaho aloha mahita milay noho iny sady tsy nanao miss no tsy mitady vola fa tena zay eeeeee !
nisy nanotany angaha ? asa inona zany mba toetsaina ialako tsiny raha ataoko oe "mirefarefa aminy tany " , :{

55. kinaoly
(
14/03/2005 11:19)
chipie1> hummm matetika reny vavan'ny tsy nahazaka kanou, enga ane ka ho diso ny teniko =))