tokony atao batemy\batisa ve ny zazakely menavava
101. dadabe
(
08/04/2005 12:45)
fa hono hoa misy maharatsy ny fanohanana ny hevitra @toko sy andininy ao anaty baiboly ve???? :oops:
102. annie
(
11/04/2005 09:05)
jentilisa!
le teninao farany indrindra angamba no raisiko avy hatrany!"hatao batisa aloha vao mianatra,sa mianatra aloha vao hatao batisa?
mba te hanontany anao aho sy hanazava de enao ihany angamba de ahavaly io teninao io
Ahoana moa no ahalalan'ny olona hoe tokony hatao batisa izy raha toa ka tsy nianatra?Baiboly no resahana an!efa nandalina ny baibloy izy vao mahatsapa hoe tokony hatao batisa aho mba hanala ny fahotako,sa ve hoe hatao voninahitra fotsiny hoe vita batisa aho!afaka ny fahotako!
Tsy miresaka zazakely isika an!
Raha andeha hitory baiboly ve enao de sahy hilaza hoe tsy afaka mampianatra anareo aho fa tsy maintsy hatao batisa aloha ianareo!ny marina angamba de mampianatra aloha enao de zay vao mitarika azy tsikelikely hoe tokony hatao batisa @ zay!
Sa tsy marina ny voalazako?*
Cutie! raha mbola tsy vita njy de mihezaha fa sao de tonga ny farany ka tsy hanisany

103. pitchou
(
11/04/2005 19:34)
annie> ko resaka zazakely atao batemy ity ko!
fa ho an'izay mpijery toko sy andininy, aiza ho aiza ao moa no misy le we teraka anatin'ny ota ny olona?

104. ari.malala
(
12/04/2005 13:36)
Izaho aloha tsy hiditra @ ilay adihevitra fa ny fanontaniana no hovaliako, eny tokony hatao Batemy ny zazakely menavava. Ny antony dia tsotra, raha sanatria ve misy zaza marary ao an-tranonao dia hiteny ianao hoe andraso holehibe izy vao tsaboina na hakana dokotera fa sao tsy sitrany izany? Hoy i Jesoa t@ Nikodema, izay ateraky ny nofo dia nofo ary izay ateraky ny fanahy dia fanahy. tsy maintsy ateraka indray ny olona vao mahazo ny Fanjakan\'ny Lanitra, ary nampiany fanazavana hoe ateraky ny Rano sy ny Fanahy.
Fa ilay Batemy resahiko eto aloha dia Batemy @ Anaran\'ny ray sy ny Znaka sy ny Fanahy Masina, araka ny voalazan\'i Jesoa hoe \"manaova Batemy azy @ Anaran\'ny ray sy ny Znaka sy ny Fanahy Masina.

105. annie
(
14/04/2005 00:31)
arakarak\'io,tsy voatery hoe vao mena vava de tokony hatao batisa na batemy,raha amiko aloha zay an!miainga @ oh iray aho:raha vao tao ankibo jesosy de efa nilazàn\'Aa i maria hoe zao sy zao no momba azy(Jesosy)kou raha tena hilaina @ faha mena vava ny zaza àry ny batisa nahoana no tsy voalaza mialoha?fantatsika tsara anefa fa i Jaona no nanao batisa azy:Matio 3:13-15 \"Ary tonga avy tany Galilia i Jesosy,ka nankeo amin\'i Jaona teo @ jordana mba hataony batisa....\" sy IPetera 3:21 \" Ny mifanitsy @izany,izay mamonjy anareo koa ankehitriny dia ny BATISA(tsy fanesorana ny halotoan\'ny nofo anefa,fa fangatahana amin\'Aa feon\'ny fiheritreretana madio)@ alalan\'ny nitsanganana an\'i jesosy Kristy t@ maty.De mametraka fanontaniana ary aho hoe ny zazakely menavava ve manatsiny?misy hilaza hoe vao ao ankibo ny zaza de efa misy ota ,io ota hatrany ankibo io angamba de oh nataon\'i davida izay momba ny tenany irery izay nahatsapa fa olombelona tsy tanteraka izy ka nitambesarany ota eny fa na de tany ankibo aza, zao anefa ;nanome oh i jesosy, Matio 18:1-6:\" Nanantona Azy ny mpianatra t@ izay ora izay ka niteny hoe:Iza marina no lehibe indrindra ao @ fanjakan\'ny lanitra? Koa nantsoin\'i Jesosy hankeo aminy ny zaza iray ka nataony teo afovoany,ary hoy Izy:Lazaiko @ nareo marina tokoa fa tsy hisy hiditra ao @ fanjakan\'ny lanitra mihintsy ianareo ,raha tsy miova ho toy ny zaza.Noho izany , izay hanetry tena tahaka ity zaza ity no ho lehibe indrindra ao @ fanjakan\'ny lanitra......\"
Inona moa ny atao hoe batisa na batemy?
Ny batisa amiko de tsy fanalana fahotana velively(efa voalazan\'i jesosy hoe\" tsy fanesorana ny fahalotoan\'ny nofo anefa\") fa mariky ny fandavan-tena na fanoloran-tena.
Noho izany de tsy voatery mihintsy hoe hatao batisa na batemy ny zaza menavava satria efa voalaza fa tsy manan-tsiny izy,fa isika lehibe kosa no tokony hatao batisa mba hanolon-tena hankato ny Baiboly sy ny fahamarinana voalaza ao!
jentilisa! diso kosa angamba ny fandraisanao ilay teny ao @ baiboly hoe\"tsy maintsy hateraka indray ny olona, ny tiana ho lazaina angamba de ny fibebahana hiala @ fahotana kosa e!ary izay no mahatonga ilay oh nomena satria ny zaza vao teraka de tsy misy tsiny,de noharina fa raha tsy toy ireny zaza ireny isika tsy ho voavonjy.Hataona ahoana intsony mou no mbola hiverina hiditra any ankibon\'ny reninao?
Hery! aza hatao an\'izany kosa hoe normal raha tsy mitovy ny hevitra fa isika finoana samy hafa,disoako kosa enao raha izay, ny baiboly de iray ihany,ary iza mou no namorona ny baiboly? de Aa ny valiny,porofoiko io fa misy milaza indray hoe tsy Aa no nanao ny baiboly fa olombelona IITimoty 3:16,17 \" Ny Soratra Masina iray manontolo dia avy @ herin\'ny Fanahimasin\'Aa,ary mahasoa mba HAMPIANARANA,HANANARANA,HANITSINA IZAY DISO......\"
Ny Aa hivavahantsika de TOKANA,raha tsy sanatria angaha enao ka sahy hilaza amiko hoe ny Aa ny katôlika speciale,de mangina aho!lol
Noho izany de tokony hitovy ny hevitra raha samy manaiky isika fa FAMPIANARANA,FANANARANA,FANITSINA IZAY DISO ny Baiboly.
Dia mbola haveriko ary tsy ho kivy mihintsy aho raha hilaza izao teny izao hoe:sokafy de vakio ny baiboly fa ao no ahitana ny fahamarinana rehetra,ho hitanao ao hoe diso ve sa marina ny fomban\'ny fiangonana izay arahintsika
namana

106. pitchou
(
14/04/2005 19:30)
fanolorana ilay zaza ho an'Andriamanitra izany ny batemy e! ka raha tsy tianao omena azy, d tsy maninona, fa raha tiana omena azy d atao batemy! Ary misy antony matoa olona niofana manokana no manao ny bateny na batisa! nefa misy fiangonana milaza fa raha tandindomin-doza le zaza ka mety ahiana ny ainy dia izay olona efa vita batisa eo dia afaka manao batisa azy!
fa raha isika ato @ forum no hiady hevitra ny @ze ao anaty baiboly d tsy ho tafavoaka eto satria samy miseho ho mahay sy mahafehy daholo, mahay noho ny sasany nadalina an'io am-polo taonany maro aza! samy manao interpretation-ny voambolana tsirairay hitany ao!

107. xxx
(
18/04/2005 11:58)
tsy hitako mihintsy izay hiadina hevitra amin'izany. ianareo ireo angamba tsy nisy nanao théologie akory nefa to be resaka eo fotsiny, en plus ny gasy anie nanana ny finoany hatramin'izay eh. Ny vazaha no nitondra ny kristianisme taty madagasikara. ka amiko tsy ilaina zany, na batemy na batisa.
ary @ hevitrareo zany dia ho any @ afo be daholo ireo hafa finona rehetra satria ry zareo tsy atao batisa????

108. pitchou
(
18/04/2005 19:10)
asa ry xxx! raha nahalala izy fa nadà manko d hafa ny fipetrany! raha tsy nahalala izy d hafa koa ny fipetrany!
110. 1Mcsteves
(
21/02/2012 12:38)
Miarahaba an-tsika rehetra mpianakavy ny finoana ary mangataka mandrak'ariva @ Jesoa Kristy Tompo mba hitoetra mandrak'ariva @ ntsika tsirairay ny Fahasoavany.
Raha ny amin'ny hoe tokony hatao batisa ny zaza na tsia , dia izao no voalazan'ny tenin'Andriamanitra hoe"(Matio19:13-14) Ary tamin'izany dia nisy zazakely nentina teo amin'i Jesosy mba hametrahany ny tànany sy hivavahany ho azy; fa ny mpianany niteny mafy ireny.
14 Nefa Jesosy kosa nanao hoe: Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; fa an'ny toa azy ny fanjakan'ny lanitra".
Midika izany fa ny fanahy izay ao @ zaza dia mbola Madio taneraka izany hoe ny zaza dia mbola tsy mahafantatra ny tsara sy ny ratsy, ary batisa izay hato aminy dia tsy fantany akory.
Raha jerentsika idray ity teny ao @ baiboly manarakaity dia izao no voalaza ao:"(Marka16:15-16) Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra.16 Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina".
Eto koa dia milaza mazava tsara ny tenin4andriamanitra Fa ny olona hatao Batisa dia tsimaintsy ampianarina ny tenin'Andriamanitra izany hoe:"Torina ny tenin'Andriamanitra" ary rehefa resy lahatra izy dia hatao batisa.Raha dinihina izany teny izany dia manambara fa ny zaza dia tsy mbola mahay mandray ny teny izay torina aminy akory.
Ny Batisa mantsy dia safidin'ny olona anakiray izay manaika hatao izany fa, tsy hatolotra avy amin'ny alalan'ny olon-kafa na koa hoe ny finoan'olon-kafa no entina hanaovana batisa olona iray satria ny Batisa dia [SACRET] ka tsy azo atao @ izay itiavan'ny tena azy sy izay heritreretin'ny tena.
Ny zaza dia hatolotra an'Andriamanitra mba ho tsofindrano ahafahany mitombo hery sy fitiavana an'Adriamanitra ao anatin'ny fitoboany izany.
Ny Batisa dia endrika anakiray hanavahan'Adriamanitra ny ondriny izany hoe ireo olona efa niaiky ny helony ka nanetry tena hanantona an'Andriamanitra mba hazahoany indray ny Famonjena.
Misaotra anao nanaraka ity fanazavana ity ary mirary ny fahasoavan'Andriamanitra hitoetra mandrak'ariva ao @ tokantranonao.
Aza misalasala raha misy fanontaniana manitikitika anao satria no atao hoe mitombo fahalalana mandrak'ariva ao @ Kristy Jesoa.

111. flmlot92
(
11/11/2012 11:33)
manahoana daholo.misy angaba efa jamba mihitsy @ ity sm ity an.avy t'aiza loatra moa ity fampianarana sm azonareo ity eeee!.mba mandiniha aloha zay vao miteny.ianao io sahy milaza fa tsy manota ny zaza kely ve?ary tsy misy ota ve ny zaza mena vava?ary ianao ve moa mahafantatra tsara ny olombelona sa tsy mahafantatra ny olona?ary sahinao ve milaza fa tsy manampinoana ny zaza kely?ary ianao io ve mahafatatra tsara ny atao hoe "zaza"? ary fantatrao moa ny dikany batisany jesosy?ary sahinao ve manakipy maso ao @ tv tsy nanao batisa zaza ny apostoly? diniho tsara ny sm mandiniha fa aza mba akipy io maso rehefa mamaky baiboly.tena tanteraka tokoa ny teniny tompo hoe:" MAHA DISO HEVITRA ANAREO DIA NY TSY FAHAFANTARANAREO NY SM"