Vonjeo ny fianakaviana
61. fijo
(
22/02/2005 22:56)
tsy adala ry zareo fa efa jamba tsy mahita ny tsimety intsony.raha mahalala tsara an'i fianarantsoa ianao diamahalala ngamba fa ao izao misy olona niala tamin'ny asany fa hanao fanentanan momba io fotsiny hono.dia ahoana ny fianakaviany? hilamina ve.
62. ikaretsaka
(
23/02/2005 01:24)
sekta izany e!
za aloha tsy nahita fa nandre.. fa ny ahy raha vao mitantatata na mitory amiko ianao de jereko aloha ny momba anao sy ny ataonao eo @ fiaraha monina..
ny ahy ny ovavahako sy inoako tsy ilay raisina isan'andalana sy tabatabaina etsy sy ero fa le hitako @ fiainako andavanandro manko @ io resaka io

63. Iriniaina
(
23/02/2005 07:54)
fijo> adalany ilay olona kosa zany
"tano mafy hono izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao "!

64. ikaretsaka
(
23/02/2005 08:37)
ny fahitako an'io dia ny gasy mora sensible @ sensationalism!
vao pub be hoe "vonjeo ny fianakaviana" dia hitantarana tranga miseho sns de tonga de ao! roboka!

65. fijo
(
23/02/2005 22:31)
io voalazan la io mihintsy.
lery niala tamin'ny asany io manana zanaka roa an.amin'izao fiaina malaza mafy any izao,asa raha hovoavonjy ny fianakaviany?

66. ikaretsaka
(
24/02/2005 05:52)
io ko le fo e.. tratran-dra sensationalisme de miroboka ra fo de adino hatreo ra saina de.. lasa ko rasaina nandao azy ko!
"ny nilaozan'ny saina sy ny nandao ny saina manko na nuance aza.. samy gravy fa ny nilaozany mety tsy faute-ny fa ny nandao azy no tena fadiranovana!!"
bandy filozofy 1 zay no niteny an'io de nataoko dikanteny malalaka)

67. moi
(
24/02/2005 06:34)
Tsy normal izany olona hoe niala amin\'ny asany, dia hanao fanentanana momba an\'io fotsiny, nefa mandalo ihany io ao Fianarantsoa (na tanàna hafa)! ary indray mandeha isan-taona raha mahazo aza ny toerana iray, ka hanentana amin\'ny ahoana sy rahoviana ?
Ny mety ho marina angaha dia niala na tafaala amin\'ny asany noho ny antony hafa izany olona izany... fa ny \'Vonjeo ny Fianakaviana\' tsy manana endrika orin\'asa akory ka misy hianteherana hivelomana.
Izy mpampiofana aza tsy mivelona amin\'io fa manana ny anton\'asany mazava.
Sady tsy misy resaka membre ao, tsy misy recrutement koa satria tsy misy mpiasa sy tale.
Tsy misy resaka secte izany koa ity satria tsy misy fiangonana mitsangana izany avy eo, na fisarihana olona ho any amina fiangonana anankiray.
Rehefa tapitra ny fiofanana dia vita hatreo ny resaka.

68. fijo
(
24/02/2005 22:39)
moi an misy fanomanana io.fa tsy hoe mandalo dia vita.ary any amina faritra izay handalovany dia efa misy olona mpikarakara efa miaraka aminy foana.
70. moi
(
02/03/2005 05:32)
Ny fanomanana ilaina raha hanatanteraka ity fiofanana ity dia location salle, sono, hébergement, sy ny administratif isan-karazany, miampy ny publicité raha matanjaka ny mpanasa. Raha fiangonana no manasa dia mahazo alàlana mazava avy amin'ny mpitondra fivavahana any an-toerana vao azo tanterahana. Izay no fanomanana mialoha ny fiofanana.
Rehefa vita ny fiofanana dia ireo avy niofana indray no mety hifampitady, ... mbola te hiarakaraka fa nahazo base mitovy ... ary amin'ny toy izay no tonga ny fikasana hanambatra hery mba hanatanteraka seminera hafa indray ho an'ny namana hafa amin'ny fotoana manaraka.
Mampitambatra ankolafin'olona maro ny fiofanana, satria mampianatra hifankatia.
Toy ny namana ato amin'ny serasera ihany, nihaona tamin'ny fotoana iray, dia mety mamorona ekipa mangingina any (mpanao boule ohatra...), izay tsy miankina velively amin'ny sehatra nampihaona azy.

71. fijo
(
02/03/2005 23:42)
eny ematao hoe izaymfa tsy voako aloha le hoe manoro zavatra iray nefa manao ny mifanohitra amin iny
74. moi
(
17/03/2005 08:44)
Ny seminera Vonjeo ny Fianakaviana manaraka dia ao amin'ny FALDA Antanimena manomboka ny 03 avril hatramin'ny 16 avril 2005. Hanomboka amin'ny 3ora sy sasany tolakandro ny fotoam-panokafana io alahady 03 avr io fa isaky ny amin'ny 5 ora sy sasany hariva kosa amin'ny andavanandro.
Efa mamarana kosa ny eny Ifarihy Tanjombato ity herinandro ity.

77. Ramaso
(
24/03/2005 06:17)
inona foana ary ity abobo ity..
ahoana ny eritreritrareo raha hoe teneniko nareo hoe fady ny mihinana vary sy ravitoto nefa za miteny mihinana? hmmm?