Vonjeo ny fianakaviana
21. hery
(
07/02/2005 23:45)
Mahagaga ahy tokoa aloha hatramin'izay nanatrehako an'i zoky Eddy (euh... deux fois zah no tany fa séances samihafa... fa andro voalohany ihany dia k.o.) fa vitsy ny sipa maditra tonga any. Hitako miezaka izy mba hampiditra revy tanora fa angamba le sermona be dia tsy dia poince ho an'ny joba kely. Fa misy koa ilay tsy tafiditra ao antrano mihitsy... takariva foana mantsy izy io matetika, ka misy ao ivelany no mifampitosy.
Fa izay tena maharitra an'ilay herinandro tsapako hoe manana fijery vaovao an'izany hoe fianakaviana sy fitiavana izany.
Fa izay tena maharitra an'ilay herinandro tsapako hoe manana fijery vaovao an'izany hoe fianakaviana sy fitiavana izany.
23. dadabe
(
08/02/2005 09:26)
hery:tsy azo itondrana joba ahoana lty>??nefa izy mitsy zao no tiako ho entina any mba hitovy ny zanatohatra hiakaranay (@le etage),kiii nefa tsy tsra ve ???? :D
24. nikopol
(
08/02/2005 09:37)
hery nde mba ho any za raha izany raha misy fitsakotsakoana hozatry ny fitiavana any :lol:
26. ikaretsaka
(
08/02/2005 21:49)
raha vao le be serimonina izy de tsy milay fa na iznay aza to ok ok le theme aloha e..
27. fijo
(
08/02/2005 22:49)
lasan kovavany io olona voalaza anarana manao azy io ,fa efa nahita ny nataony tao fianarantsoa aho ka ,aleoko mialangalana,fa tsy tsara ny manaratsy azy eto.
28. hery
(
09/02/2005 07:38)
dadabe:
hery:tsy azo itondrana joba ahoana lty>??nefa izy mitsy zao no tiako ho entina any mba hitovy ny zanatohatra hiakaranay (@le etage),kiii nefa tsy tsra ve ???? :D
Arakarak'lé joba ihany io kah. Fa misy joba mahay manao cinema koa ane fa tsy tsika kofa ihany no mahay manao cinema e. Mody lazainy hoe tsy mahay nin nin izy de traingo elah.
29. ikaretsaka
(
09/02/2005 15:35)
fijo:
lasan kovavany io olona voalaza anarana manao azy io ,fa efa nahita ny nataony tao fianarantsoa aho ka ,aleoko mialangalana,fa tsy tsara ny manaratsy azy eto.
efa henonkenoko koa ny tantaran'io olona io.. za aloha tsy nahita fa henokenoko teny ambony taxi teny fotsiny..
tsy fantatroT2 le resaka heo kay lery le manao ilay conference hoe izy no nanao ilay tao raha tsy nisy niteny ny full name ny de zay aho vo hoe hay ve iny e
aleo tokoa tsy hidirana lalina
30. fijo
(
09/02/2005 21:50)
za tsy naheno fa tena nahita mihintsy,teo antarandolo .saingy tsy tiako ny hitantara izany eto,fa tsy tsara.
ny tiako lazaina fotsiny dia hafa ny ampianariny sy ny ataony.ka anjaranareo no mahita raha izany no tokony arahana.
ny tiako lazaina fotsiny dia hafa ny ampianariny sy ny ataony.ka anjaranareo no mahita raha izany no tokony arahana.
31. ikaretsaka
(
10/02/2005 00:48)
efa lazaiko sy hananarako ny eto foana io .. fa saingy eto mo dia be ny tsy mino @ io filazana lasan-kovavany io
fa rehefa voa vao mihilana>
le mihilana leoko ihany fa lasa be taraina no tena gravy
fa rehefa voa vao mihilana>
le mihilana leoko ihany fa lasa be taraina no tena gravy
32. miaous
(
10/02/2005 11:53)
Rah tsy afaka ary ianareo dia any Tanjombato indray @ mars ê. dia mihaino pub foana ê :P :P
33. fijo
(
10/02/2005 22:47)
ka efa izay ny ataony ka raha mbola te hoany dia mahazotoa e.ny boky ve tsy ho lafony foana moa
34. dadabe
(
11/02/2005 03:45)
hery>efa nanatrika in-1 mandeha aho mantsy ,fa izy no tsy haiko,sao de mba azo fintinina eto @serasera ny votoatiny tany ho an'ireo izay tsy afaka nandeha tany kle ,samy fitaizana daholo anie izany e?
ikaretsaka>fa iza ihany lety ity lasanko vavany ity a?lo9gin ve io sa mot de pass (teny miafina)hihihih milay e
ikaretsaka>fa iza ihany lety ity lasanko vavany ity a?lo9gin ve io sa mot de pass (teny miafina)hihihih milay e
35. ikaretsaka
(
11/02/2005 03:50)
le bandy manao an'io formationio ka... nalaza tao fianar tao ny adin'i lery :D
38. moi
(
14/02/2005 13:18)
Efa impiry aho no milaza eto hoe raha hiandry olona parfait ianareo vao haka lesona aminy...
Isika samy tsy tonga lafatra eto eto aza mba misy lesona azo tsoahina ihany !!!
Ny hevitra tsar
Isika samy tsy tonga lafatra eto eto aza mba misy lesona azo tsoahina ihany !!!
Ny hevitra tsar
39. moi
(
14/02/2005 13:21)
Efa impiry aho no milaza eto hoe raha hiandry olona parfait ianareo vao haka lesona aminy...
Isika samy tsy tonga lafatra eto aza mba misy lesona azo tsoahina ihany !!!
Ny hevitra tsara amin'javatra hita sy re angalana ohatra, ka hoy aho hoe fantaro ihany ny zavatra rehetra, azony mafy izay tsara.

40. Ramaso
(
14/02/2005 13:23)
tsy raikitra raha jamba mifampitantana ko..
de handry ve conscience anao raha olona mpampirafy be no miteny anao hoe aza mampirafy ohatra?
na hoe olona mamolava no miteny anao hoe aza misotro toaka?
de handry ve conscience anao raha olona mpampirafy be no miteny anao hoe aza mampirafy ohatra?
na hoe olona mamolava no miteny anao hoe aza misotro toaka?