Vonjeo ny fianakaviana
![](https://avatar.serasera.org/3f9848f55612a056f4d412e01001519f.jpg)
41. Ramaso
(
14/02/2005 13:24)
rehefa tsy parfait izy de mba any @ le zavatra maha parfait azy no tokony ampianariny le
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
42. fijo
(
14/02/2005 23:58)
moi raha olona mitory aminao izao ve hoe hajao ny tokantrano,masina ny vady,mila fifandeferana,nefa vao tsy mivoaka ilay trano akory izy dia efa fihetsika mifanohitra tanteraka amin'ireo no hitanao ataony,dia mbola hoe henoy fotsiny izay lazainy fa aza jerena ny ataony??????
raha izay mantsy dia hoe aho hoe ratsy ny kaly fa aza mihinana,amin'izay laniko za irery ny ao.

![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
46. dadabe
(
16/02/2005 04:38)
ikar>lasankovavany ???hihi
fijo>fa tena nisy zavatra tsy nilay marina ve kou tao fianara e?efa nisy nilaza tamiko ihany mantsy fa zah tsy nivaky loha ,de ahaoana kle ? (l) :?:
fijo>fa tena nisy zavatra tsy nilay marina ve kou tao fianara e?efa nisy nilaza tamiko ihany mantsy fa zah tsy nivaky loha ,de ahaoana kle ? (l) :?:
![](https://avatar.serasera.org/3f9848f55612a056f4d412e01001519f.jpg)
47. Ramaso
(
16/02/2005 05:06)
za ko lo tsy mino we bandy hita zao ve we mpilaiso no miteny ana hwe aza milaiso???
lozika ve zany aminareo?
lozika ve zany aminareo?
![](https://avatar.serasera.org/3f9848f55612a056f4d412e01001519f.jpg)
48. Ramaso
(
16/02/2005 05:18)
otran'ilay soratra @ pub na sigara ireny znay hoe le tabac nuit a la sante nefa mbola amidy ihany sy ny hahalafo le sooora no tanjona!
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
49. ikaretsaka
(
16/02/2005 14:57)
zay io ry ramaso a!
hoe eny @ pake an'ny sigara misy soratra hoe manimba ny fahasalamana ny fifohana sigara nefa dia le olona mpifoka mamaky an'ireny nge mbola mividy matoa mandeha ny bizinesin-tsigara e?
de ohatran'iznay io heo olona mpampirafy sy ratsy toetra dia miteny @ olona "ratsiratsy" toetra" hoe mba hovay ny toetranareo!
sarotra le!
hoe eny @ pake an'ny sigara misy soratra hoe manimba ny fahasalamana ny fifohana sigara nefa dia le olona mpifoka mamaky an'ireny nge mbola mividy matoa mandeha ny bizinesin-tsigara e?
de ohatran'iznay io heo olona mpampirafy sy ratsy toetra dia miteny @ olona "ratsiratsy" toetra" hoe mba hovay ny toetranareo!
sarotra le!
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
50. fijo
(
16/02/2005 23:52)
dadabe tena nisy izany ary olona fantatro tsara no natao ilay izy.za nahita fa tsy notantaraina akory
![](https://avatar.serasera.org/087f280216710d2353215bec0325655c.jpg)
51. dadabe
(
17/02/2005 09:41)
tay kle ,tsy ho any zany fa aleo manao vonjeo ny fianakams ato antrano kty ,
karetsaka>lasankovavany izany ny an'i nedala raha izany kle
karetsaka>lasankovavany izany ny an'i nedala raha izany kle
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
52. fijo
(
17/02/2005 23:26)
ny tena nahakamo ahytamin'izay dia be no nahita ilay izy,ary samy nikiredy nefa mbola nividy ny bokiny ihany
![](https://avatar.serasera.org/5c6458a50473404467a896ee5c853db2.jpg)
56. fmr
(
21/02/2005 09:31)
izaho aloha nanaraka h@ farany mihitsy an'io seminera io ka izao no azoko lazaina : tena olona naditra t@ fitiavana io zoky eddy io araka ny fitantarany fa rehefa tena resy lahatra t@ famelankeloka nomen'i jesoa kristy izy dia nanova ny fiainany izany , mba tsy hampivarilavo azy intsony, nanao io seminera io izy mivady mba ho torolalana ho an'ny mpifankatia rehetra.Eto izany ny tanjona dia ny hananan'ny mpifankatia an'i jesoa ho mpamonjy sady ho mpampianatra ny fiainam-pitiavana.Averina indray fa i jesoa no modely arahana fa tsy zoky eddy akory satria olombelona izy!Inona ihany ary no tadiavintsika ity é :
1/ raha olona efa maditra t@ fitiavana nefa miova fiainana ho hendry tahaka an'i zoky eddy no manitsy antsika tsy ekentsika izay lazainy,
2/ raha olona efa hendry ara-pitiavana hatramin'izay no manitsy antsika , lazaintsika fa hoe : " inona koa no fantatr' ialahy tsy manana experience io no mba mananatra anay ?
KA INONA IHANY NO TADIAVINTSIKA E ? 8)
1/ raha olona efa maditra t@ fitiavana nefa miova fiainana ho hendry tahaka an'i zoky eddy no manitsy antsika tsy ekentsika izay lazainy,
2/ raha olona efa hendry ara-pitiavana hatramin'izay no manitsy antsika , lazaintsika fa hoe : " inona koa no fantatr' ialahy tsy manana experience io no mba mananatra anay ?
KA INONA IHANY NO TADIAVINTSIKA E ? 8)
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
57. fijo
(
21/02/2005 22:44)
fmr.tamin'izany izy hitako izany no efa nilaza fa "Naditra"fa efa Niova.nefa dia izany no hitako.izany hoe mbola Maditra ary tsy mbola Miova.
![](https://avatar.serasera.org/fb6af3fd86147456f9cc28e5ed8c6f5e.jpg)
58. ikaretsaka
(
21/02/2005 22:55)
tena raha vao le hran'i samoela hoe hoe :
"de niova tokao ny fianako hatr@ izay nahitako an'i jesosy zay"
sy
"toy izao sy toy izao e ny fiainako taloha kanjo de lasa ohatran'izao tokoa "
dia tatatatainao anaovana reference sy iantsoana io olona rehetra io de tena isalasalasana ianao aloha amiko e.. tsy azo @ zany za fa ohatran'i "mon ami" sy daoud ihany iznay le!
tsy maintsy jereko aloha ny ataonao eo @ fiaraha monina

![](https://avatar.serasera.org/8f8ad28dd6debff410e630ae13436709.jpg)
60. moi
(
22/02/2005 07:46)
Mba misy tantara reko kely ihany, indrindra raha ny tao Fianarantsoa. Mety ho nandiso fanantenana ny sasany fotsiny ny fihevitra ity mpampiofana. Ary maro tsy tia rahateo io olona io satria noho ny seminera ataony dia miampy isa ny olona mahafantatra marina ny atao mitia, sy tian\'olona...
Marihiko fa Fianarantsoa no nahavita nanatanteraka betsaka indrindra ity seminera Vonjeo ny Fianakaviana ity raha tanàna eto Madagasikara ; Milaza izany fa tian\'ny olona any ny fampianaran\'ity olona ity ary vao t@ novambra 2004 teo no farany. Tsy adala angamba ireo mpikarakara izany any ka handany vola amin\'izany, nefa atolotra maimaim-poana ho an\'ny vahoaka.