Antso

81. Ramaso ( 07/02/2005 18:42)
ty ny 5eme tige raha mila tantine a
82. pitchou ( 07/02/2005 19:36)
ataoko inn kou zany! tsy aleoko ihany tahom-bôtavo rehefa samy hifoka ihany?
83. Ramaso ( 07/02/2005 19:42)
hanampy an'i tantine haka saina ka!
za aza efa manampy an'i tantrine haka saina ko
84. fijo ( 07/02/2005 21:42)
mumu za koa haditra sao mba mahazo.
85. zakilinina ( 07/02/2005 21:59)
Tsy misy atao ireto ol reto :oops:
86. ikaretsaka ( 07/02/2005 23:01)
ianoa koa tsy misy atao ry zaly matoa 'anisan'ireo olona ireo
87. dadabe ( 08/02/2005 08:22)
kiiiiiiiiiiiii ramaso???fijo???/ laisany reto less tssss :D :lol: ary ny andrazakilina mba inona ??/ (l)
88. nikopol ( 08/02/2005 09:12)
Zaky mba antsoy amizay wa za :lol:
89. sechat ( 08/02/2005 09:56)
zany hono ry Zaky a! :-D :-D
90. Iriniaina ( 08/02/2005 10:32)
nde za mba hiantso ... =)) =))
91. nikopol ( 08/02/2005 10:59)
Iriniaina ty le môt de passe raha hiantso ianao : " ao ve Mr Noel ? " :lol:
92. mumu ( 08/02/2005 11:05)
iza njay zany "Mr Noel" anelà zany ?
93. sechat ( 08/02/2005 11:10)
vadin'i Mrs Noël :lol:
94. Nananie ( 08/02/2005 11:10)
vadin'i "Pr Noel" angambany :lol:
95. nikopol ( 08/02/2005 11:11)
mumu môt de passe fotsiny aki io an

mumu fa elà tsy miantso mintsy an ?
96. sechat ( 08/02/2005 11:20)
ntsô! antsoy aky hono izy mumu an :-D :-D :-D
97. chipie1 ( 08/02/2005 11:56)
:-D
98. nikopol ( 08/02/2005 12:14)
chipie aza mimeme eo fa antsoy amizay za,
sechat mivanitika eo fotsiny fa mba charger-ou amizay io batterie io :evil:
99. sechat ( 08/02/2005 12:51)
ôka kalongany kah, za mbola matin'ny fimezana :-D :-D :-D :-D
100. nikopol ( 08/02/2005 12:58)
sechat aingana fa maika be za :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5151