Antso

41. chipie1 ( 04/02/2005 12:26)
tena izy ve iny ?
42. booboo ( 04/02/2005 12:54)
angamba izy io
43. mihanta ( 04/02/2005 13:10)
iny hono IZY ravorona
44. sechat ( 04/02/2005 13:11)
nahazo ny aretin'i nikopol doly reto =))

nikopol> da vinci code :-w
45. mihanta ( 04/02/2005 13:13)
allo allo toa tsy misy mandray aza kou,le telephone pleure
46. sechat ( 04/02/2005 13:23)
low bat nikopol ;-)
47. lanto ( 04/02/2005 14:33)
ANTSO:
Antsoina ianao zay afaka miantso mba hiantsoantso an'i Antso fa ilay fiantso tsy misy miantso raha tsy misy ity antso ity :p alloooooooo
Raim alou fa misy miantso :D
48. yonikafopl ( 04/02/2005 17:53)
fi i Nikopol miandry antso fa izy antsoina hitsena =))
49. cutie ( 04/02/2005 18:01)
raha toa ka tsy ampy antso
de antsoy izy hiantso anao .
50. mihanta ( 04/02/2005 21:50)
antsoy ny anarany
51. mihanta ( 04/02/2005 22:12)
iza mou izy teo?
52. cutie ( 04/02/2005 22:28)
izy ka mihanta
53. yonikafopl ( 04/02/2005 23:18)
oupsssssssssssss!!
tsy mamaly antso akory ilay Nokopol fa messagerie vocal no apetrany ao tsssssssssss :-w
54. sherillalove ( 05/02/2005 08:30)
:?: iza mintsy no tibnao iantso anao e!! de à fomba aona,,,
55. yonikafopl ( 05/02/2005 10:01)
antsoy izy ry sheri de lalovy ao a!!! =))
56. lanto ( 05/02/2005 13:05)
ramaso> tsy niantso an'i ramaso teo
57. mumu ( 05/02/2005 14:39)
nikopol ai elà kou namaky anio!! milay e?
58. mumu ( 05/02/2005 14:53)
iza no resahin'ny ramaso?
59. lanto ( 05/02/2005 14:59)
ramaso : misy tsy metimety koa ny maso
60. ikaretsaka ( 05/02/2005 15:15)
jereo ao ambonimbony fa za mba gaga hoe iza sy aiza no tsy mety!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2623