Antso

141. pitchou ( 22/02/2005 18:55)
mumu> mitady ny banga aky izy a!
142. fijo ( 22/02/2005 21:29)
izay ry mumu an,mitady ny bangako aho io
143. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:07)
tsy fotoanan'ny voaloboka tokoa mao izao any Mada!
daaaaah manimanina ny hatrany aminay any Bira za zany fa miakatra ny eny ambano le
144. Ramaso ( 23/02/2005 05:30)
le karetsaka aza masosotra eo fa tsss.
tantine a za meo voloboka!
145. mumu ( 23/02/2005 08:37)
fijo lazao zahay refa hitenao ilay banga!
146. dadabe ( 23/02/2005 12:36)
mumu
147. fijo ( 23/02/2005 21:10)
mumu efa hitako ka,tao amin'ny chat
148. mumu ( 24/02/2005 10:41)
dadabe tsy haiko! anontanio izy!
fijo ahannn!!
149. fijo ( 24/02/2005 20:54)
mumu ie tao de tsy hitako dia hadinoko ny nanao bijour de naika sosotra.
150. mumu ( 24/02/2005 20:56)
fijo hadinonao kosa izy kou!! efa nilamina?
151. fijo ( 24/02/2005 21:00)
efa efa nahazo bizzz be ka,
152. mumu ( 24/02/2005 21:04)
fijo (l)
153. fijo ( 24/02/2005 21:37)
(l) mumu
154. dadabe ( 28/02/2005 12:48)
hhhmmmmm ao zany kle :D
155. fijo ( 28/02/2005 21:37)
mumu anie io ry dadabe e.
156. dadabe ( 02/03/2005 04:30)
de maninona ??hihihihihihi :D dia ampy e
157. fijo ( 02/03/2005 23:04)
dadabe azo atao hoe a;py
158. mumu ( 03/03/2005 18:36)
fijo :-*
159. dadabe ( 05/03/2005 08:18)
hehehehehe ataovy izay mety rankizy fa tonga ny fety a (l)
160. fijo ( 08/03/2005 21:26)
io indray i mumu fa manondrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1366