Antso
125. dadabe
(
16/02/2005 03:03)
nikopol>sao de mila borosy kiraro elah kle???sa borosy coco,borosin-doha,borosy.... 8O
126. pitchou
(
16/02/2005 17:30)
fijo> ka izay no sûr fa mora hitany ko maninn kosa? borosy izany! ary enao nga tsy hiborosy azy ? :lol:
128. dadabe
(
17/02/2005 08:49)
de borosio koa ny lamba sy ny... mba tsy ho voafafa,de antsoy amiza hono izy
137. dadabe
(
20/02/2005 06:42)
ramaso >sao de Voasary???,sa Vomanga? sa Voamadilo? sa Voatamenaka? sa Voatango? sa Voatabia? sa Voat...... 8O
140. mumu
(
22/02/2005 09:10)
ramaso any amin'ny mpivarotra feno voaloboka!
fijo fenoy ny banga kalou ka!
fijo fenoy ny banga kalou ka!