Antso
61. mumu
(
06/02/2005 13:50)
ry ramaso njay lasa misaina amin'ny ao ambany ao kou fa tsy ny eny ambony tsony tato ato! feno laotra nga izy ao?
62. mumu
(
06/02/2005 13:58)
tsy ny ceketem mintsy no ataonao eto!! asio fanajana kely ny zavatra soratanao eto!
Misaotra!
Misaotra!
63. Iriniaina
(
06/02/2005 13:59)
ary ary ambany ary "vice cekezem" de eto lasa "vive cekezem " tena efa niakatra hatrany andoha mintsy ve ?? :{
64. mumu
(
06/02/2005 14:15)
ramaso enao zao no hitako manimba ny fiara monina eto! malahelo iany za satria mba hoe mpianatro enao!
66. dadabe
(
07/02/2005 03:13)
kay kay kay ,mahazo kapoka @regle an'i maitresse elah ramaso a,sady ny regle an'i maitresse mety ho vy hihihihi :lol: :lol:
72. Ramaso
(
07/02/2005 13:30)
ny regle an'i maitresse nay tsy mikapoka izany fa menamena ny lokony! de mifono serviette ka
76. sechat
(
07/02/2005 16:02)
no tsy hita eto intsony
lasa lavitra angamba
tsy tazako eto intsony
tssss... toa film efa nade zay raha tsy diso a! :-D :-D
lasa lavitra angamba
tsy tazako eto intsony
tssss... toa film efa nade zay raha tsy diso a! :-D :-D