Fihaonana @ Ravalomanana
22. joda
(
26/01/2005 18:53)
za na karamaina aza tsy ho any na dia mahita ny fahorian\'ny mpiray tanindrazana fotsiny ihany aza :oops:
23. fijo
(
26/01/2005 22:07)
za te hoany fa lavitra loatra aty aminay.
mihanta maha teihinana vongamasontrondro .

27. hery
(
27/01/2005 07:27)
Dia nanahoana ny tany ho an\'izay tany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 01/01/1970 00:00
28. hery

29. hery
(
27/01/2005 07:28)
Dia nanahoana ny tany ho an\'izay tany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 01/01/1970 00:00
30. hery
(
27/01/2005 07:30)
Dia nanahoana ny tany ho an\'izay tany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hery ny 01/01/1970 00:00
32. xxx
(
27/01/2005 21:57)
hery> ampianaro mikabary ohatran\'i Kofi Anan hono Ra8 e! Na teny frantsay ny anglisy na gasy :x
http://news.bbc.co.uk/1/hi/world/africa/3645594.stm
.

33. hery
(
28/01/2005 08:47)
xxx> ny mianatra ihany no mahay leiroa a :-)
Fahatsorana no zava-dehibe... fa tsy misy olona tapi-pahaizana. Sady ny mianatra koa anie tsy voatery hoe tsy mahay e... fa liana te handalina :-)

35. hery
(
29/01/2005 22:24)
tao amin\'ny lisitra.serasera.org
Miarahaba antsika mpisera rehetra,
Nanatrika ny fihaonana, nisokatra ho an\'ny daholobe, tamin\'ny filoha
Ravalomanana tao amin\'ny masoivoho malagasy teto Paris ny tenako ka mamintina fohy
eto ho an\'ireo izay tsy afa-nanatrika. Toy izao avy ireo teny sasantsasany
izay nambarany ary afaka hampian\'ireo izay nanatrika ny tsy voalaza etoana :
1. Izy dia filohan\'ny malagasy rehetra na ny mpanohana azy izany na ny mpanoh
itra, samy mitady ny hampandroso ny firenena avokoa ireo hoy izy fa saingy
ny fomba ampiasaina hanatanterahana an\'izany no tsy mitovy.
2. Mifandray tsara amin\'ireo vahiny rehetra izy na ireo rahalahy afrikana
izany na ry zareo any amin\'ny be kintana na ny eto Eoropa, nanamafy izy ary
nanome toky fa hainy tsara ny fomba fiasa miaraka amin\'ny vazaha (frantsay io)
ary afaka milaza amin\'izay izy fa manana traikefa amin\'ny fanaovana politika.
3. Ho antsika malagasy miorim-ponenanana aty ivelany dia tsy manery antsika
hody any Madagasikara izy, fa samy mahalala ny mahasoa azy ny tsirairay,
saingy aza adino fotsiny hoy izy ny tanindrazana. Toy izany koa ireo mpandraharaha
vahiny, tsy manery ihany koa izy hametra-bola any amintsika fa izay vonona
hiara-hiasa sy hampandroso an\'i Madagasikara dia raisina an-tanandroa.
4. Efa betsaka ny ezaka vita amin\'ny fanamboaran-dàlana ary mbola hitohy
izany, vao voavaha ihany koa ny olana momba ny vary sy ny halatr\'omby, fa ny
ezaka hatao manaraka dia ny fanabeazana ny zaza malagasy (éducation) ary
indrindra ny fandrindrana ny fiterahana satria hoy izy mitombo be loatra ny malagasy
ka sakana ho an\'ny fampandrosoana izany amin\'izao toerana misy antsika izao
aloha.
5. Raha ny momba ny orinasany dia miroborobo tokoa.
6. Manome toky ny malagasy izy fa ho vitany ny fampandrosoana an\'ny
Madagasikara satria manana ny hery sy mpanampy ary mpamatsy betsaka amin\'ny
fanatanterahana izany izy. Tsy mitamby ireo olona mpanome kolikoly mba hahazoana
\"marché\" izy, hoy ihany izy, fa izay mahasoa ny malagasy no jereny amin\'ny
fanapahan-kevitra rehetra izay raisiny. Efa mba manana ny ampy koa izy ka tsy
voasarika ny amin\'izany.
Saika voalazan\'ny filoha tamin\'ireo tetikasany avokoa ireo izay heveriko ho
zava-dehibe amin\'ny fampandrosoana an\'i Madagasikara : ny fiadiana amin\'ny
kolikoly, ny tsy fanavakavahana ary indrindra ny fanabeazana ny vahoaka
malagasy. Fomba fiasa tsy mitovy tamin\'ny teo aloha ireo ka raha tanteraka dia
handroso tokoa i Madagasikara ka mba hiadana amin\'izay ireo havana any
an-tanindrazana. Isika mpihary aty ivelany koa dia mba mety hitodi-doha any Madagasikara
ary ireo vahiny indray aza no handranto fahaizana any amintsika.
Ny tiako ambara dia izao : tokony hijanona eo amin\'ny fitondrana ny filoha
mandritra ny \"mandat\" izay nomena azy fa tsy katsahina hatrany izay
hanonganana azy satria hitantsika ireny ny nahazo an\'i Pr Zafy Albert niafara tamin\'ny
\"empêchement\" ary niverina ho azy ilay \"Iraikalahy taloha\" izay efa naloan\'ny
vahoaka 4 taona talohan\'io, nibaby indray ny ady politika ny vahoaka
malagasy tamin\'izany.
Noho izany dia tokony ho mailo isika fa tsy ho kilalaon\'ireo mpanao
\"polifika\" (misaotra anao JCR). Manam-pahaizana daholo ireo (polytechnicien,
centralien sns...) nefa nentiny taiza i Madagasikara nandritra ny 25 taona ? Rehefa
tonga eo mantsy ry zalahy dia misetrasetra sy manao izay danin\'ny kibony
fotsiny ka na maty mitsitra eo aza ramalagasy dia tsy \"affaire\"-ny izany.
Na izany aza anefa dia tokony ho tohizana ny fitsikerana marim-pototra
satria ilain\'ny mpitondra izany mba hahazoany manitsy ny fomba fiasa ary indrindra
ilaina mba hahafahana manomana ny safidy rehefa tonga ny fotoana hanehoana
izany. Anjarantsika dieny izao ny miady mafy amin\'ny hala-bato izay efa ela
nitaizana antsika.
Izaho izay manoratra dia anisan\'ny nanangana ny Leader Fanilo teto Frantsa
ary mbola mpikambana ao hatramin\'izao. Tsy mitady toerana eo amin\'ny
fitondrana izay mitsangana fa mandray anjara hatrany amin\'ny fampandrosoana marina
an\'i Madagasikara.
Miala tsiny raha lava dia lava ny resaka fa tsy dia mpanoratra matetika eto
ny tenako.
Eric Rajaona
+++++++++++++++++++
Kintana na miala vetivety serasera-unsubscribe@yahoogroups.com
Takelaky ny serasera: http://www.serasera.org
Hitady namana: http://namana.serasera.org
Tononkira bedabe: http://tononkira.serasera.org

novalian'i babalahy ny 23/08/2005 21:22
36. fatsoraly
(
30/01/2005 02:43)
5. Raha ny momba ny orinasany dia miroborobo tokoa.
..... au detriment des autres!!!!!!!!!
..... au detriment des autres!!!!!!!!!
37. xxx
(
30/01/2005 03:36)
toa ireo zavatra ireo foana ho\'aho no averiny isaky ny mihaona @ diaspora izy e?? :roll:
38. pony
(
31/01/2005 17:37)
Ny tiako ambara fotsiny dé hoe zay tonga eo dé ny paosiny aloha no fenoina avy eo dé ho hita eo ny ambony .Ka ho anao ry Hery tsy hitanao vé fa ny tany zay nozanahan'i la Frantsa dé ao anatin'ny ' la merde 'dolo,zany hoe mitsesitra mora2 eo fonany izy, tany tokony hanana ntsika fa zay tonga eo @ fitondrana dé 'pantin'an'i la Frantsa fonany.
Teneno aho raha tsy marina io!
Teneno aho raha tsy marina io!
39. ikaretsaka
(
31/01/2005 19:22)
za mahita hoe marina io.. samihafa mihitsy noho ireo tany zanahan'ny angalisy..
ny commonwealth toa mba azoazo jiaby ko! ny sasnay aza lasa lavitra mihitsy!
zany kory tsy midika hoa tokony ho ny angalisy no nanjanaka antsika an

40. yonikafopl
(
31/01/2005 19:50)
Misaotra an'i hery nampita ny vaovao, raha izaho manokana dia tsy mba te hiditra lalina @ ity resaka politikanareo ity, fa ny tiako hambara dia asa fa ramalagasy tonga dia manantena miracle we tonga dia hiova eo no ho eo ny fiainany satria nampanantena zavatra io filoha io, ka raha vao tsy tanteraka izay eritreretiny dia lasa ny hoe tsy mahavita zavatra sy ny hoe manao kobaka am-bava, manao izay hahazoany toerana sy hamenoany ny paosiny. Mila fotoana ny zava -drehetra, ary mila faharetana ihany koa. Ny volamena tsy hivoaka mamiratra raha tsy efa nandalo fisedrana maro.
Za koa miombon-kevitra @ hery we mba avelao kalou handany ny mandat ny ny filoha, avelao izy hanao ny asany, fa ny asa vita no hifampitsarana.
Raha izaho aloha no tany akakiky tany dia mba nandeha nanatrika io diaspora io aho e!!