Vehivavy mivavaka

141. mumu ( 22/02/2005 09:26)
fa nga tsy ramaso ilay mivavaka amin'ny vehivavy?
142. chipie1 ( 22/02/2005 09:27)
mumu > de le mitsongoloka ve? ^:^
143. mumu ( 22/02/2005 09:30)
chipie1 :-D ieee
144. Dezy ( 22/02/2005 13:25)
nga lery slamo no hitsongolika???neveriko mba we mandoalika ftsiny knou kay tena mitsongalika tsy mety zany ramaso a :-P :-P
145. pitchou ( 22/02/2005 19:01)
karetsaka> aiza kou fijo ze niteny an'izany teo fa tssss! enao ndray zay no manao an'izay! i fijo tsy misy afatsy .... kaly no manahirana azy!
146. fijo ( 22/02/2005 21:32)
melsi mumu sy pitchou.izany ka sipa hendry
147. ikaretsaka ( 23/02/2005 01:12)
ivavaho ao aby e
148. Ramaso ( 23/02/2005 05:32)
ny sipa no mitsongolika letsy de za mandoalika ao ariany fa aiza ary laizany le!
raha tsy mahay anontanio maitresse ko!
149. dadabe ( 23/02/2005 12:45)
:roll: :(
150. fijo ( 23/02/2005 21:13)
izany hono.misy mitsingolika sy mandohalika kay ny mivavaka. :snif: :snif: :snif: :p
151. mumu ( 24/02/2005 10:45)
fijo ka marina ange zany e!
152. fijo ( 24/02/2005 20:57)
de ndry ve le mitsingolika sa......
153. mumu ( 24/02/2005 21:10)
fijo zatsy mitsingolika ka za tsy slamo!
154. fijo ( 24/02/2005 21:38)
hay ve za naika handohalika hivavaka ko
155. mumu ( 25/02/2005 07:46)
fijo ai!! tsara zany! mivavĂ  ho antsika aza e!
156. pitchou ( 25/02/2005 18:11)
hihihihihi! ary tsy maintsy hivavaka ihany elĂ  rafijo ^:^ ^:^ ^:^
157. fijo ( 28/02/2005 21:39)
ie mandohalika rehefa misy mitsongolika eo ko
158. dadabe ( 02/03/2005 04:34)
:lol: :lol:
159. fijo ( 02/03/2005 23:07)
tsy marina ve izany ry zokiny be
160. pitchou ( 06/03/2005 18:10)
fijo> afaka mivavaka mitsangana ka! fa raha mitsongoloka ny sasany d akipy ny maso fa manjary mivezivezy manaraka an'iny ha@ fanahy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.288