Vehivavy mivavaka
161. fijo
(
08/03/2005 21:26)
za ve nahalala ry pitchou fa hoe mitsingolika ity ka mba handihalika aho ko
162. pitchou
(
09/03/2005 17:51)
rehefa mitsingolika ny hafa d mba mitsingolika ko! rehefa mandohalika ny hafa d mba mandohalika ko! rehefa mikipy ny hafa d akipy ny maso iray fa manjary tsy mahita hoe efa manokatra maso ny hafa
163. dadabe
(
10/03/2005 10:53)
hhmmmm,hay ve mpivavaka be daholo ny ato ee,tena menatsa be aho zany kle,zah nefa mpitsongoloka de ahoana ??????? :(
164. fijo
(
10/03/2005 21:27)
aoka moa ry pitchou an.raha samy hitsingolika ve hisy raha vanona ao.
mitraka amin'izay dadabe an
mitraka amin'izay dadabe an
166. pitchou
(
12/03/2005 16:48)
fijo> ka efa we mitsingolika wa! raha matahotra sao d fanina d akipy ny maso d tazonina le eo aloha sao tsy mahafantatra we fa mitraka @zay hihihi
168. fijo
(
14/03/2005 23:41)
mitraka de mandohalika amin'izay dadabe an.
pitchou aza mampitsingolika fa ratsy
pitchou aza mampitsingolika fa ratsy
172. Andriambelo
(
16/03/2005 12:54)
Ohabolana no nanombohan'i Soafany ny resaka. Fa ny ahy ny Mpitoriteny no tonga ato an-tsaiko :
"Fa mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy : Fandrika sy harato ny fony ary famatorana ny tanany"
"Fa mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy : Fandrika sy harato ny fony ary famatorana ny tanany"
175. pitchou
(
17/03/2005 19:37)
ka izy v efa mahafantatra ny maharatsy ny vehivavy d mbola hitonatonana ihany fa enao ko! any @ lehilahy izy izany mety tena mahatsiaro ho sambatra ery, sady tsy mangidy aminy, no tsy fitaka aminy no ... zony ko ange izany e!
176. fijo
(
17/03/2005 22:54)
fantatra fa mahamamo ny toaka nefa mbola sotroina ihany ry pitchou an.izay le fiainana e.
177. pitchou
(
18/03/2005 11:16)
tsssss! zay le lehilahy e! mijabaka nefa be taraina rehefa voa! :lol:
180. fijo
(
22/03/2005 00:33)
ka io anie le hoe tsy misy mangidy toa ny sakay fe rehefa ierana lany ihany e.sady ny sakay anie no mampisy tsirony le rony e