Vehivavy mivavaka

121. yonikafopl ( 10/02/2005 12:52)
pitchou zany ve?
Ika hihhihhneveriko we mampiasa azany kou. :-@
122. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:36)
rehefa "aminy" de ie raha izay ny tiany :wink:
123. pitchou ( 10/02/2005 18:02)
ikaretsaka> aleo ihany alou enao mitandri-tena rehefa tsy eo anilany ka! marina e! :-*
124. fijo ( 10/02/2005 22:25)
fa nga mitady tsy hitandrina
125. ikaretsaka ( 10/02/2005 22:31)
eny tokoa hoa.. za mitandrina par abstinence ka
126. pitchou ( 11/02/2005 11:05)
le details betsaka omena tsy anontaniana ireny ange no tena manahirana ny fanamarinana azy e! :-*
127. Ramaso ( 12/02/2005 06:25)
so vfafa eo raha detailles ka
128. yonikafopl ( 12/02/2005 17:12)
=)) =))
mahaiza mitandrina doly aza eee!!
129. fijo ( 14/02/2005 22:36)
izay no fahendrena ka
130. dadabe ( 17/02/2005 09:07)
toa lasa resaka kapoty nefa ny size "vehivavy mivavaka"kiiiiiii ahoana ary zany le fafako daholo nareo a :D (l)
131. intelligenzia ( 17/02/2005 09:10)
ka fampanantenana kapoty tsinona kay ny tamin'ny 2001 angamba. izay mitaraina dia avy hatrany dia
132. fijo ( 18/02/2005 00:03)
ka ny vavaka sy ny kapoty anie samy fiarovana e
133. dadabe ( 18/02/2005 07:58)
:D :o
134. mumu ( 18/02/2005 08:45)
fijo =D>
135. pitchou ( 18/02/2005 20:09)
fijo> faly aho fa miaro tena @ vavaka enao! :-*
136. Ramaso ( 20/02/2005 06:08)
samy miaro ny vatana ireo e.. sady samy mitandro ny fanajana sy ny fahadisoam-panatenana tampoka (bikina ohatra)
137. dadabe ( 20/02/2005 06:53)
:roll: :oops: merci zandry e,marina zany
138. dadabe ( 20/02/2005 07:21)
Ka tsy ahita izany vehivavy mivavaka izany inareo na oviana na oviana fa ny vehivavy anie fitaka daholo ry olona e. Sady ny vehivavy no tena tsy izy mihintsy raha hanenjika kofiboay ... donc tsy ahita izany vehivavy tena mivavaka be zany ise ry Soafanahy. Sa ve mba misy ihany ... ?

Saika entam-barotra daholo ny vehivavy anie e ... sady ireny no miseho ho be kalkillll fa ny kofiboay ne tena manao ny ekasiona. Jereo anie fa ny industrie sexuelle no mangorom-bola voalohany aorian'ny industrie des armes sy ny trafika-na drogue. Jereo ny bandy no manodina ny orin'asa ary saika vehivavy daholo no ahodina hahazoana vola. Sa ahoana hoy ianareo ?
139. fijo ( 21/02/2005 21:24)
ok ramaso,
mivavaka hoe ry pitchou.hi hi i efa hainao e
140. ikaretsaka ( 21/02/2005 21:40)
fijo hono ry pitchou mivavaka @ vehivavy a.. nga adino sahady?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2177