Vehivavy mivavaka

1. soafanahy ( 24/01/2005 06:58)
Fitaka ny fahatsaram-bika,ary zava- poana ny fahatsaran- tarehy;fa ny vehivavy matahotra an\' i Jehovah ihany no hoderaina .
Ohab 31 :30
vehivavy mivavaka be no tadiaviko satria izaho dia mpivavaka be ! Sabatista koa!
2. booboo ( 24/01/2005 07:35)
hihihihi tssssss
3. mumu ( 24/01/2005 08:05)
mahita lazaina kou ty ramaso ty ka!!
4. chipie1 ( 24/01/2005 08:26)
le ramaso koa mba mampimé :lol:
5. mihanta ( 24/01/2005 09:14)
:-D hafa ihany ange zany vevavy tsara zany
6. andansonia ( 24/01/2005 09:28)
Any ampiangonana ianao no tokony mitarataratra Soafanahy, na any @ fikambanana mivavaka ireny (mpiaramamaky baiboly, ligue pour la lecture de la bible, GBT...)
Ianao no miezaka mijery hoe tena mivavaka ilay olona na tsia
7. mihanta ( 24/01/2005 09:32)
andasonina amboary ho azy aza ny lalana mankany fa mety tsy hitany
8. cutie ( 24/01/2005 13:01)
in mou ny dikan\'le we matahotsa an\'i jehovah?
9. maditra ( 24/01/2005 15:42)
Mba mitady vady izy ry reto an! Ahoana ianareo vehivavy? Toa manodinkodina resaka fotsiny.
cutie> interressee an!
10. kavitra ( 24/01/2005 17:31)
maiol ve
11. cutie ( 24/01/2005 18:53)

Maditra
za gaga fotsiny @ ty we matahotra an\'i Jehovah ka . Fa Jehovah anga mampatahotra ?
12. pitchou ( 24/01/2005 18:57)
ary toa tsy hita akory ity soafanahy mitady e?
miantona fotsiny ny fanontanian\'i ramaso
13. zakilinina ( 24/01/2005 20:33)
Lasa izy fa manjaka ny dévoule.
14. ikaretsaka ( 24/01/2005 20:43)
tsy hainy ny namaly ny fanontaniana angamba ko
15. fijo ( 24/01/2005 23:07)
mihanta;hafa ihany marina ny sipa manja e,
razaky,ary raha ianao no tokony hoazy,
ilay miohoka ao koa anie efa mivavaka izay e.na le mandohalika razaky an.izy aby izay
io indray ramaso ry maitresiny an.(mumu io an)
16. sahary ( 25/01/2005 04:03)
aza misahirana manontany na mivavaka izy na tsia fa refa miaraka nareo de atoroy sy ampianaro azy ny fahamarinana de anjarany ny sisa .
17. soafanahy ( 25/01/2005 07:14)
Efa nahita sahady aho fa aoka izay ry ireto a !
Na maro aza ny devoly , mbola maro koa ny mpanara-dia an\' i Jesosy !
Tanteraha aminareo fotsiny izay rehetra inoanareo!

18. dezy ( 25/01/2005 10:13)
michaotsa tompoko
19. sechat ( 25/01/2005 12:58)
:-D
20. mihanta ( 25/01/2005 13:02)
fijo miombon kevitra aminao za ô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1129