Vehivavy mivavaka

21. mumu ( 26/01/2005 08:01)
fijo oujiii fa za naninona njay?
22. mihanta ( 26/01/2005 08:21)
refa manaja anao izy d zay no zava dehibe
23. fijo ( 26/01/2005 21:32)
mihanta ok
mumu io ramaso wa e
soafanahy ny devoly anie mahay misoma tsara e.
24. ikaretsaka ( 26/01/2005 21:59)
any an-danitra any kao misy mahay misoma tsara an! :-D
25. cutie ( 26/01/2005 22:02)
efa nahita ny tany an-danitra anga ikaretsaka??? :-D
26. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:13)
\"hono\" :-D
27. fijo ( 26/01/2005 23:56)
cutie ny eto aloha no haiko ka hararaotiko e
28. saholytiana ( 27/01/2005 05:52)
Pour les hommes et pour les femmes
Pour les enfants de la terre
Ton eglise qui t\'acclame
Viens te confier sa prière.


Seigneur Jesus tu nous a dit:
Je vous laisse un commandement nouveau
Mes amis \"aimez-vous les uns les autres
Ecoutez mes paroles et vous vivrez.

une petite prière pour commencer ja journée
merci.
29. mamyrafano ( 27/01/2005 08:03)

Soafanahy, ny ahy ndray tsy mbola vady di tadiaviko fa namana

salohitiana, marina ny anao,
aleo lo asina vavaka kely ho an\'ny mbola tsy resy lahatar amin\'ny hoe afa ihany ny vehivavy mahafantatra an\'Jehovah, ny bandy ts de maninona fa ra vao ny vehivavy no tsy ara-pnahy ao am tokantrano de maina be mintsy ny fiainana
Thanks to Salohitiana
30. cutie ( 27/01/2005 13:00)
mamyrafano
Fa manin no asiana difference ny bandy sy ny vhv matahotra an\'i Jehovah?

31. saholytiana ( 27/01/2005 13:02)
mamyrafano
tsis fisorana o ! c\'est de tout coeur .
32. fijo ( 27/01/2005 21:22)
ka ny sipa malemy saina dia mila vavaka fa ny bandy mafy saina dia tsy mila vavaka
33. yonikafopl ( 27/01/2005 22:06)
fijo tsss tsy mety raha mandeha ila
34. methode ( 28/01/2005 00:13)
Hihihi! Aleo za aloha mime fotsiny fa sady tsy sipa no tsy mivavaka izao!
35. cutie ( 28/01/2005 18:14)
ary fijo, zany bandy mafy saina? lolllllllllllllllllllll
36. yonikafopl ( 28/01/2005 22:20)
methode nga mou njy bandy ??? :-P
37. ikaretsaka ( 29/01/2005 00:31)
fa nanomboka oviana njay i methode no sipa le :-D
38. pitchou ( 29/01/2005 03:15)
kay! diso tapaka t@ andro ririnina anga? :-D
39. ikaretsaka ( 29/01/2005 03:28)
zany hono! :-P
40. fijo ( 31/01/2005 21:55)
cutie nga ndry te homafy saina koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4223