Vehivavy mivavaka
81. ikaretsaka
(
06/02/2005 20:35)
nga mo tsy any andakilasy ny mampianatra fa ataonareo any amin'ny privee any?
joke an
joke an
90. pitchou
(
07/02/2005 18:23)
:-D :-D :-D :-D loza zany raha ditran'ny ze zaza marina! mahazo medaly volamena njy mumu raha mahahenjy an'io ramaso io!
91. kinaoly
(
07/02/2005 18:25)
saropiaro njay ramaso, ô lety e, mba henoy klou ny hevitsy ny concernée, mumu aaa :^)
92. Ramaso
(
07/02/2005 18:45)
an an an tantine.. i mumu mampaendry ana de i ry hery mampaditsa anah!
93. pitchou
(
07/02/2005 19:39)
nataon'i hery inn ndray zao enao? i hery mitsikitsiky aminao fôna kou!
95. fijo
(
07/02/2005 21:47)
mba hendry amin'izay fa manjary mikorontana e.izay ihany le manimba zavatra.ndao hody ry mumu an.
98. mumu
(
08/02/2005 13:46)
dadabe ountssssss aleo hilamina tsy aty la route hein!! za tsy te hiady amin'ny bebe!
fijo za aza fea mianjy an'njy!
kinaoly ahona akia?
pitchou efa henjy izy ka!
koun mou ramaso ô?
ikaretsaka :P
fijo za aza fea mianjy an'njy!
kinaoly ahona akia?
pitchou efa henjy izy ka!
koun mou ramaso ô?
ikaretsaka :P