tononkira sy fitiavana

101. chipie1 ( 23/01/2005 20:31)
ny tsy azoko dia aona moa no fomba hitsaranareo ny fanoratry ny oul eto?? tsy voatery ho marina velively izany !
ary lasa miteraka resaka lavabe ilay tononkira fa ovay ô!
102. ikaretsaka ( 23/01/2005 23:05)
oadray. ny fomba fanoratra anie afaka hijerena ny position an\'ny olona koa e. nga nareo tsy namelabelatra tononkalo na nanao filozofia t@ mbola secondaires le?
103. chipie1 ( 24/01/2005 08:28)
tsy voatery hoa fa betsaka ny mifeinty sy manala azy eto !
104. chipie1 ( 24/01/2005 08:35)
mé non!
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
105. mumu ( 24/01/2005 08:42)
tononkira sy fitiavana ny lohateny ô! lasa zavatra izy zany!!
106. mumu ( 24/01/2005 12:29)
nareo mana tonik\'hira tsy maninona fa nareo mifanaratsy sy mifampitsaratsara no tsy mety!
107. dadabe ( 24/01/2005 13:00)
Izao aho vao tena miaiky fa maro olo-mahay raha ato amin\\\'ny serasera ato kle ,zao tokoa no tonga amin\\\'ilay hoe :\\\"misavorovoro-kilatona\\\"ary ny Mpivady tsy mifankatia raha tsy miady.
Iza ary no tena nifandrafy teto ooo????mety ho mpivady izany ireo atsy ho atsy ihihihihihihihih hohohohohohohoh :-D
108. fijo ( 25/01/2005 00:05)
mahatsiaro vo
i kala poupou
hany ka be famaly
sady mijaly

tsisy mpitia sa nisy nandao
no dia leo lahy izato ianao?
tadido anefa rakalakely
fa diso ianao ary very.

tsy rafijo no naninona
fa ny hafa tany hoany
ka aza izy no fihinina
moramora mbay tany

ianao ra poupou
aza be resaka eo
ahodino aloha ny loha
dinio ireo voalaza ireo

dia moramora koa aminay bandy
fa maro no mitady ary be ny komandy
ka raha ianao no leo kivy amin\'ny lahy
any ankafa re mitady fa efa ampy ny ahy
109. welie ( 25/01/2005 16:47)
Lasa nivadika be ry reto le resaka fa inona ary ty a! :{
mumu...marina mihitsy ny anjy akia kou!
110. fijo ( 25/01/2005 21:15)
ka tononkira anie io e
111. poupounesana ( 26/01/2005 15:13)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
zay mitsy akia ry chipie! fa zany hoe arakaraky zay tenenenin-dry zareo ato ihany no amaliana azy rehetra eh! fanehoana hevitra anie ny eto eh! tsy afka sakanana izy @zay misy ny faly hiprovoquer ftsiny!toa an\'i......!izy v moa na hitsara aza ngah hofantany ny tena marina eh!
!hihihihih iomehezako ftsiny! d mialatsiny akia ry chipie sy mumu ary welie rah soamry nivoana ny resaka ah! d aleo aza atao resaka fitiavana izy ity eh!


112. chipie1 ( 26/01/2005 15:16)
popou> tsy koi akia :-*
ry filozofy isany ireo : :{ :{ :-D
113. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:32)
vita ny baolina ato o..
\"ca suffit hein\"! ohatran\'ilay kozin\'i dadah @ le bande annoncee an\'ilay film mahaleo
114. fijo ( 26/01/2005 22:40)
izany izany e.ok poupou an. :-*
115. poupounesana ( 27/01/2005 06:37)
ataovy match amical ry karetsaka ah!
d asivo resaka fitiavana hany han!
io no sujet tsy mba mety mankaleo
mbola be no te hianatra an\'io ato ange ry zareo
:wink:
d atovy sérieux fa so mananihany eo ndray
d aza manoro vohana intsony hono @zay
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
d samia mitsiky2 daolo d ampy izay



116. ikaretsaka ( 27/01/2005 19:24)
bisoubisou minou minou @ zay i fijo sy poupou ary e..
bisou ihany hoa fa ambony ny tanana fa tsy asisitsisika any
117. fijo ( 27/01/2005 22:48)
i poupou aza matahotra ny hiaona amiko ko
118. poupounesana ( 28/01/2005 11:39)
matahotra ah?ountsssss
119. poupounesana ( 31/01/2005 05:39)
fijo ah! tena hoavy any aho fa miomana tsara enao! :twisted: :twisted: :twisted:
120. yonikafopl ( 31/01/2005 12:15)
miandry ny fihaonan\'i poupoun sy fijo hifanolotra ilay tononkira sy fitiavana zany eee :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2309