tononkira sy fitiavana

161. fijo ( 10/02/2005 22:53)
ka lazao wa fa za tsy nahita izay nitranga fa nanao fotsiny
162. ikaretsaka ( 11/02/2005 03:53)
=))
163. dadabe ( 11/02/2005 04:00)
notron>melsiiiiiiiiiiiiii
fa nisy nanao t@sabotsy angaha de i fijo sy i poupouve le??? lazao ny marina eee?
164. poupounesana ( 11/02/2005 11:08)
zany han! fa inn tokoa alou le nataonao eh?
dadabe aza diso hevitra fa i fijo irery no nanao zay nataony tany d aleo izy mihitys no hitantara zay nataony eh
165. Ramaso ( 12/02/2005 06:29)
ao tantarao le.. aza detaillena fa sao vofafa
166. poupounesana ( 12/02/2005 07:13)
tsy misy riska hovoafafa ry ramaso ah!
aiza i fijo hitantara eh?
fijo ô fijo ouh!!!!!!!
167. Ramaso ( 12/02/2005 07:14)
ao mo njy no mba mitantara fa lelikeeeee
168. poupounesana ( 12/02/2005 08:16)
aleo fijo eh! mba patient enao fa i fijo no ilaza azy eh! erfa tena tsy hiteny fijo d...
169. fijo ( 15/02/2005 00:23)
d tantarao amin'izay ary e.
170. poupounesana ( 15/02/2005 16:49)
tena tsy hiteny mihitsy zany fijo?
171. booboo ( 15/02/2005 21:32)
tapahiko vetivety ny resakareo fa hiverenako lé sujet :°) , ny anà ilay Je pense à toi an'i axelle red iny kou :}

zayyy :°) teneno @ zay oun ry fijo zao raha zao a
172. fijo ( 15/02/2005 22:04)
aleo izy no hitantara fa izy no mahalalako
173. dadabe ( 16/02/2005 04:14)
jereo anie fa tenaq absent daholo ny kilonga t@14 fev e,poupou aaaaaaaaaaaaa,tantarao fa manjary matory ampitoerana zahay,tandremo mihopefy sao voafafa ao njy ahihihi,sa atomboko le izy: henoy ary......dia niainga i fijo sy poupou,de namonjy hotely,de nampirehitra jiro,de nanala ak....,de namono jiro ...de.....tohizo amizay ary e :oops:
174. Ramaso ( 16/02/2005 05:24)
tena nopihany ny jiro de tsy nahita intsory ramaso sinon afaka nitantara
175. poupounesana ( 16/02/2005 06:08)
indrisy mantsy ry dadabe fa tsy misy idiran'i poupou mitsy le resaka! :-D :-D :-D :-D
fa i fijo zany rah tsy hiteny d aleo zany hiverina @ resaka tononkira njay ty resak ity!
efa henonareo v le hiran'i rolf le hoe sambatra iny? ao misy hoe "ny hitia anao mandrakizy tsy ho teniko!..." inn no tianareo le tenenina hoe tiana sa le tsy miteny fa manamporofo?
176. booboo ( 16/02/2005 10:31)
nenà izy 2 ( tia tena bee manko zà :°) )
177. fijo ( 17/02/2005 00:01)
ny ahy poupou no tiako
178. dadabe ( 17/02/2005 09:52)
fijo>bien dit zandry e :D (l)
179. poupounesana ( 17/02/2005 15:04)
booboo, zà koa akia mba tia an'izy roa koa fa toa henjana ihany le tsy tenenina mitsy hoe zetem hany eh?
fijo , mbola tsy henoko zany hira zany!
180. fijo ( 17/02/2005 23:17)
hira milay be izany ka.sady atolotro hoandry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3162