tononkira sy fitiavana

201. dadabe ( 02/03/2005 04:46)
fijo>hahahah zay marina le sipa 8O
202. poupounesana ( 02/03/2005 06:12)
zay ahooooooooona koa ary? nareo reto tena tsssssssss
203. dadabe ( 02/03/2005 12:45)
poupou>tohizo ...tena milay ny bandy eto @serasera ee hihihi de tara be ve njy ????/ooooooouuujyyyyyyyy! (l)
204. fijo ( 02/03/2005 23:45)
tara letsy izy an
205. hesham ( 03/03/2005 03:01)
Hihihihi
Ny ahy reto no mba tiako de hiran
206. hesham ( 03/03/2005 03:15)
:) :)
Ny ahy indray mba tena tiako le hoe "je t`aimais je t`aime et je t`aimerai" an`i Francis cabrel raha hira frantsay .
"Kalangita "an`i Ricky raha hira gasy.
"Let`s get it on " an`i Marvin Gaye.
:-D :-D :-D
207. poupounesana ( 03/03/2005 16:40)
zà zamé tara fa nena avant l'heure c pa l'heure d après l'heure c + l'heure!
nareo anefany ange no tena tara fa mody wàwàwà eo fotsiny eh!
208. dadabe ( 05/03/2005 09:38)
zah aloha tara amin'i poupou e,tena marina satria izy manja (pretty,beautiful,hubsches,piaoliang 票 两hihihih :) :D de ampy e
209. poupounesana ( 05/03/2005 16:03)
han? le dadabe koa d mbo miteny2 foana! enga anie zany ho marina eh! le tsara koa anie no iriana eh,
210. fijo ( 09/03/2005 22:54)
jejojejo indray an
211. dadabe ( 11/03/2005 17:31)
tena irariako sy itokiako fa MARINA ny voalazako = MANJA 100%i poupou :wink: (l)
212. poupounesana ( 13/03/2005 10:46)
ka i fijo kosa ary v maniry no ho ratsy eh!
dadabe, raha mba mpaminany zoa enoa d mbo marian zany eh, :-D :-D
213. dadabe ( 13/03/2005 16:25)
poupou> (l) :-* :-* (l) (l) :wink: saingy zah tsy mpaminany de zay fotsiny no olana,fa zah mino fotsiny
fijo> :wink:
214. fijo ( 16/03/2005 23:31)
minoa fotsiny e.
jejojejo indray i kala poupou an.
215. dadabe ( 17/03/2005 12:33)
fijo> :wink: :wink:
216. poupounesana ( 17/03/2005 17:34)
za zany mitsy kah!
217. dadabe ( 19/03/2005 17:04)
merci metress vaovao a :wink: :wink: :wink:
218. poupounesana ( 20/03/2005 05:47)
tsy metresse zany hoà
219. dadabe ( 21/03/2005 14:31)
fa iza ary e? (l)
220. fijo ( 25/03/2005 00:00)
fa jejojejo,satria io no nekeny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1211