tononkira sy fitiavana

121. ( 31/01/2005 14:08)
dein .. ho hitako eo ary zany poupou sy fijo hihaona izany..
iza no sahy hifanamby amiko fa tsy sahy i poupou na hitsoaka be vao mahita an\'i fijo na lasa saraka aman-teny?
122. poupounesana ( 31/01/2005 17:48)
d maninn anefa raha mbo mitonona anarana eh!
fa angah hono i fijo mampitsoka eh?
d inn koa ary ny fanamby eh
123. ikaretsaka ( 31/01/2005 19:33)
mety ho diso aho an.. fa ny an'i poupou ny fahitako azy toa vava fotsiny ny betsaka ko!
mila prouvena @ fifankahitanareo @ RNS io tsy fatahorana an'i le fijo io e!
raha tsy iznay dia satotra ny hino
124. fijo ( 31/01/2005 23:58)
hoavy hono izy fa aleo hotonga e.
125. fijo ( 01/02/2005 05:38)
izany ny andry fa efa manomboka ny bookmaker.
126. poupounesana ( 01/02/2005 05:49)
5euro ftsony v?
ary hoatrinona raha i fijo no tsy tonga eh!
hoatrany d tsy mbola nanatrika fihaonana koa zay @nareo!


127. dadabe ( 01/02/2005 08:08)
amin'ny maha dadbe ahy dia mitsodrano aho"Tongava soa ry fijo,mahazoa izay irina,miterah 7 lahy sy 7 vavy nareo sy poupou ,hikapa ahita ny vanony,handidy ahita ny tonony,mifanatera @ambanilanitra ,ho mamy hoditra @vahoaka i pioupou sy ra-fijo "

karetsaka sy ramaso :tsy efa mety ve ry zalahy ny tsodranoko ahihihi
128. dadabe ( 01/02/2005 08:10)
aza hitako ka tsy tonga i fijo,fa i karetsaka sy welie no raikitra hhmmmm iza no mahita hahahah :-D :-D :-D :-D
129. poupounesana ( 01/02/2005 08:53)
8O mba mahasahy kosa dadabe zany kah! mbô marina moa koa! tsy maintsy zaraina roa zao io tsodrano io!
nen'i fijo 7 lahy
d nenà 7vavy
i fijo hikapa
zà mahita ny vanony
i fijo mandidy
zà mahita ny tonony
hihihihii

130. mihanta ( 01/02/2005 12:25)
tss hay kay tato nisy resaka tambab.
tanjemo ry lehilahy kanosa
fa ny sipa tsy mba osa
ry fijo mitenten foana
tanjeno ny vava gôna
131. lanto ( 01/02/2005 12:28)
Misy fianarana kabary ngah ato ? :p
132. mihanta ( 01/02/2005 12:41)
lanto ny sipa tsy mila mianatsa fa tonga d ao le aingam panahy :-*
133. Dezy ( 01/02/2005 13:46)
mihanta kosa tara e,efa tsodrano zao no naton'i dadabe teo ,ny rakitra aza efa vita (5 euros moa izy teo???) :-D :-D
134. poupounesana ( 01/02/2005 17:20)
mihanta, :lol: :lol:
dezy, ountsss!
135. mihanta ( 01/02/2005 22:22)
c pà zentil zany ramaso
136. fijo ( 01/02/2005 22:42)
ohabola kosa izany ry mihanta an
137. poupounesana ( 02/02/2005 10:10)
le ramaso ty mitsara2 ftsiny!andraso alou ny zavatra hitranga vo sokafana ny vava
fa enao ngah efa nisy vava nikapa avy any ambany no toa mimenomenona b?
enao no voa tany d aty amin\'ny oll tsy manantsiny no manampatra ny hatezerana
138. Dezy ( 02/02/2005 10:36)
rekittsa njay nga ny combaka ato klé ,teo nefa efa nilamina sa mody mifandrirotra ? :-D :-D :-D :-P
139. chipie1 ( 02/02/2005 11:05)
rasoma > :twisted: :{ :{
140. mihanta ( 02/02/2005 19:01)
koragno mangingina fa tss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3581