tononkira sy fitiavana

41. ikaretsaka ( 08/01/2005 17:59)
poupou> taoza ko za no niteny heo tsara ny toritenin\'i pasitera? fa ny anareo mason\'inona no mijery e?
42. poupounesana ( 09/01/2005 07:12)
mba itsapana anao ftsiny ry karetsaka ah! nenay ange misy maso hatrany @fanahy eh! :-D :-D :-D :-D ! ary refa mandeha eny andalana aza mbola mahita zé jeren\'ikaretsaka na mifanindrandalana aza isika :wink:
43. kanty ( 10/01/2005 14:52)
Be dia be ry reto no azo lazaina a....
Ny fijerinao - Lalao
Dia misy hiran\'i poopy iray izay koa fa tsy haiko ny titre-ny fa ilay misy hoe : manana anjara @ ny fiainana aho manana tombony. Milamindamina manana anao hiaraka, hiray lalana....

I need you - Leann Rimes (jereo ao @ internet ange fa tena mila be mihitsy)
If tomorrow never comes

...be dia be fa aleo indray @ manaraka fa tsy tadidy ny ankamaroany

44. poupounesana ( 10/01/2005 16:38)
ary melomane b mitsy anie kanty zany eh
45. kanty ( 11/01/2005 14:10)
melo- innna ?
46. watafon ( 11/01/2005 14:44)
Takon\'ila an\'i Njila ny ahy e!
47. ikaretsaka ( 11/01/2005 14:51)
nyahy tena i whenever wherever whatever an\'i maxwell
de one flight down an\'i Norah Jones
48. fijo ( 11/01/2005 22:47)
michelle an\'i beatles koa manja ka
49. maditra ( 12/01/2005 01:09)
haut les mains , jerry marcos no tiako ka
50. chipie1 ( 12/01/2005 08:38)
maditra> :-D :-D
51. notron ( 12/01/2005 09:13)
Ary hainareo ve le hira hoe :

Hikiaka tsy hifandrenesana :-D
Tsy ahitana fampirafesana :-*
Mandra-pihavin\'ny fahafatesana :evil:
No hitiavana an\'i Poupounesana :*
52. ikaretsaka ( 12/01/2005 16:12)
ieee efa henoko io .. de le refrain manao hoe

oh oh oh gravy be izany
raha ho ela velona dia ialao tany
zany (zany ange) ange tena tsy Bien
fa andramo indray i chipie1
53. poupounesana ( 12/01/2005 16:58)
:-D :-D :-D :-D sotra an\'i notron
mba aleo karetsaka ndray no atao eh
54. chipie1 ( 12/01/2005 17:09)
ikaretsaka>
aza mba miteniteny fona
nde minana akondro refa nona!! :evil:
55. fijo ( 12/01/2005 22:45)
chipie hi hi hi kay ndry masiaka be.
misy tara amin\'i poupou indray an
56. ikaretsaka ( 13/01/2005 02:37)
kiiii zay ve ry chips mba mihira de...
sady HIran\'i Ambohimiandra io!
57. watafon ( 13/01/2005 06:22)
:-D :-D :-D
58. chipie1 ( 13/01/2005 07:57)
:°)
59. fijo ( 13/01/2005 22:40)
hulk le .aza mivadika ry chipie ka
60. poupounesana ( 14/01/2005 12:36)
fijo wà aza sharp!!!!! mba sony na philips na samsung!
Fa nahoana loatra re
Ianao ry Fijo no de
Jejo2 be
Otran\\\'we manao concours de beauté(tsy hitako zé namaranana azy)

Notron:
Notoloranao
Oll tsy fantatrao akory
Tononkira tena milay
Raitra eh! d tena tsy hay
Oe ahoana no amaliana ilay
Nosorotanao ho ahy (fa d mankasitraka eh)

Chipie:
Coucou ndry akia
Hono ho aho akia ry Chipie
Indry v akia d manaiky ny
Politikan\\\'ireo bandy ireo ohatra hoe
Ikaretsaka sy Fijo ary Tazyh
Efa mihoatrany loha ny sangindry zareo akia
(Zay bandy b vava rehetra ato zany Tzy zany han)
:-P :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1979