tononkira sy fitiavana

21. mihanta ( 21/12/2004 23:11)
ramaso miova fa hiova ny taona :-D
22. nikopol ( 22/12/2004 09:04)
\" Mandihiza ranabavy, f\'efa lasa ny andro ratsy \" Ricky
23. fijo ( 22/12/2004 22:40)
mihanta kay koa ndry tia an\'io \"endless love \"io.za koa tena mankafy an\'io
24. poupounesana ( 25/12/2004 07:11)
ary tys mba misy hira krismasy mitsy ato zany han! :^)
25. ikaretsaka ( 25/12/2004 15:50)
ko efa hoe hiram-pitiavana ko
26. fijo ( 28/12/2004 22:10)
fanina nga sa mivadika atidoha i poupou no tsy mahita fa resaka hira sy fitiavana le izy ato
27. mimich ( 29/12/2004 14:26)
andray ry fijo! fa maninn poupou no ataonao anizany? efa hita fa izy no nametraka ny lohahevitra ko! de mba tiany hiova eny antenatenany eny zany ny sujet ko!
nenà le Aina miray an\'i Bodo iny ko tiako.
ao fa asiana hira krismasy poupoune ah! (tonga ny krismasyry malagasy, izao tontolo izao miara-paly aminao) mialona ndray fijo fa tsy namentsika gateau de bedibedesiny fotsiny eo ndry!
28. sechat ( 29/12/2004 14:28)
fijo> ka fitiavana an\'i dadabe noely nge zany e :-*
29. sechat ( 29/12/2004 14:29)
mimich> ok :wink:
30. fijo ( 29/12/2004 23:06)
asa ko toa fanina ko
31. mihanta ( 30/12/2004 09:23)
fijo ie tiako b io endless love io k.lé izy ataon\'i mariah carrey hummm
ramaso lasa ange elà maheno anzay fa tsy jiolahim boto :-D
32. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:08)
ka tsy azon-dramaso io fa izy tsy miteny angalisy tsara ko :-D
33. fijo ( 30/12/2004 21:03)
mihanta milay izany ka,endlesss izany an.hummmmm
ary aiza ramaso e
34. mihanta ( 02/01/2005 16:54)
mbola tsy nisy nihira am teny gasy nga le \"endless love\" io? :D
35. poupounesana ( 04/01/2005 17:26)
:-D :-D :-D
misy hira krismasy mitory fitiavana koa kah!
kony moa ry mimich ô?
raha mba endless daolo ny zavatra tsara rehetra ry fijo eh?
36. ikaretsaka ( 04/01/2005 17:29)
aleo ihany asiana end le .. raha torinenin\'i pasitera no tsy misy farany ohatra
tsy tena maniry eo ambony banc eo ianao??
na hoe visite ao ankabone.. de ho ao foana iznay fa tsy mety tampitra mihitsy ny atao ao?
37. fijo ( 05/01/2005 00:02)
atao endless ry poupou ze mety fa the end koda ze efa mahasorena an
38. notron ( 05/01/2005 08:59)
Nenà ndray le hoe \" Fo mifankatia e! no paradisa an-tany an an!\"
39. fijo ( 05/01/2005 23:02)
milay koa izay ka.
40. poupounesana ( 08/01/2005 17:15)
tsara koa fa mba miaiky karetsaka fa tsara ny toritenin\'i pasitera han!
i fijo koa mareina zé teneniko ftsin yefa hoe zé zvt tsara hoà no atao tsy misy end! kanefa tsy marian ihany zany hozy karetsaka d zà koa manaiky an\'zany! d azonao @zay v? sa enao ividianako solomaso? :wink: :) aza tezitra mou eh! rah tezitra b eo manko d ....
ialako tsiny fa tsy mboal haiko le fo mifankatia.. inn ho no mba tantarainy ao kay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0895