Be zesta ve ny Protestants???

81. pitchou ( 06/01/2005 17:34)
karetsaka> ko tsy aleo kosa v aloha raha samy tsy maintsy ihany tany am-piangonana no raikitra le mariazy toy izay tany @ boite de nuit! sa ahoana? :twisted:
fa na izany na tsy izany ilay mijery ny ahy no disoako! satria mitovy @ mitsikera ny hafa ihany fa tsy minia mahita ny ataon\'ny tena! d manjary manilika ny hadisoana any @ hafa ihany!
ohatra fotsiny hoe eritrereto ireny mpangalatra mpamaky trano ireny: ianareo v d handiso ny olona te-hanana ny tsara ka hiteny hoe nataony izay nisintonana ilay olona hamaky trano? tssss (trsy mitovy indray zany we!!!!)
82. ikaretsaka ( 06/01/2005 19:23)
eisy .. raikitra foana io na any ampigadrana aza..
za zao vo avy nijery tele teo de nahita olona samy condanne a mort anankiro anivady! nefa ny 1 ho executena afaka 1 volana!
83. sahary ( 07/01/2005 09:06)
pitchou/any am-piangonanareo zany no masaka ra zany kou !
84. pitchou ( 08/01/2005 18:15)
ramaso> ka izay indrindra ange e! rizareo tsy mifantoka @ fivavahana fa ilaozana mijery ny manodidina ange no diso e! za matoa mankany dia hiangona izay kou!
sahary> tsy ny any am-piangonanay ihany fa ny fiangonana rehetra mampihatra ny fivavahana eo @ fiainana andavanandro! ny sasany manko dia miseho ho tena déconnecté tanteraka!
85. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:25)
ka raha tsy eo koa ange ry pitchou ilay olona mizesta be mandeh amiangona manao izay hanintonana ny mason\'ny sasany any aminy fa tsy hivavaka dia tsy nampaninona loatra e
i
86. notron ( 04/02/2005 10:11)
Ny fanaovana akanjo tsara sy madio rehefa hivavaka dia midika ho fanajana ilay Andriamanitra hihaona mivantana aminao.
Tale aza no antonina efa atao mangirana ny kiraro velon-drirana ny pataloha maika fa Andriamanitra.

Ny Fioha Malagasy dia tsy nahafoy ny fiangonany any Imerikasinina na dia maro azo ireo mijoalajoala eto an-drenivohitra. Fa lery kosa klou tsy hikaoty sipa tsony e! de mety izay kou no antony.
Tsy haiko e!
87. eisy ( 04/02/2005 11:01)

Le miakanjo tsara kosa aloha ekena e! fa le tena tiana ho lazaina angamba de le hoe miraratra be mba ho hitan'ny olona?...
de iza kosa ary amin'izay no tena tinao homena voninahitra Andriamanitra sa ny tenanao.
Mba mendrika kosa rehefa hivavaka...
88. pitchou ( 06/02/2005 19:42)
zay le mitsara tsy mahalala izay no tsy mety! ahoana no hilazanao fa ny ho hitan'ny olona no antony hiahaingony? mba manandrama ianao miboridana tsy mihaigo tsy miakanjo akory raha tsy ianao no ho hitan'ny olona!
Samy manana ny ataony hoe mendrika ny tsirairay fa tsy voatery hoe rehefa tsy tianao ny fihaingony dia tsy izy!
89. Ramaso ( 07/02/2005 06:22)
miakanjo fa @ zao ry tantine fa tsy mihaingo de kakerin;ny kiraro an..
misy ko ange le soit disant hoe mihaingo hono nefa ny zipo tataka be ny andilany mo sady fohy kely!
notron> tsy ny apparence ivelany no hanajana an'andriamanitra fa ny ao anatiny!
90. eisy ( 07/02/2005 08:22)
pitcho a! miakanjo tsara anie no voalaza eo ambony e! ekena fa samy manana ny mendrika ny tsirairay fa hatraiza!
Aza mora maka laggy fa mbola tsisy manome an!!!
91. pitchou ( 07/02/2005 19:08)
ka izay no mahafinaritra azy ka! cekilem ange no antaoony fa tsy ceketem e! azon'ny hafa atao tsara ny tsy mijery azy raha toa kamanenlingeliona ny maso! zà v ohatra tsy tia olona manao akanjo fluo d hiteny hoe tena tsy lasa kou le kouleran'iry? nenà no ataoko izay itiavako azy!

ramaso> kiraro manaikitra kosa v d haingo e! zavatra mety manao karazana don-tratra izy ko! sa inn moa le filaza anle olona mively tena ireny satria nahatsiaro ho nanota? saingy ny azy ny tongony no ataony mahamahy satria mety iny no nitondra azy tany @ fakam-panahy! =))
92. kinaoly ( 07/02/2005 19:15)
pitchou tsy ratsy le farany io klé hihihi
93. Nananie ( 08/02/2005 11:23)
hihihi :-D
94. fijo ( 11/02/2005 06:04)
pitchou ok
95. pitchou ( 11/02/2005 21:02)
raha i fijo zao asa ze mety ataony mahamay eo: ny kibo va re sa ny lela sa ny tenda sa ny tanana? :-*
96. Ramaso ( 14/02/2005 03:18)
tena za lo tena tsy hahay hivavaka raha misy manao mini zipo na tatka be na kirano manaikitra sy talons 30 cm mikatrokatroka be mipetraka eo alohako e
97. pitchou ( 15/02/2005 10:30)
d aza mipetraka any arinany re ramaso fa eo alohany mipetraka! ze ataon'ny hafa any v no hataonao contrainte tsy handehananao mivavaka!
98. Ramaso ( 16/02/2005 05:01)
de lasa miherika ndray za @ zay koh
99. pitchou ( 16/02/2005 18:58)
ka enao mintsy ange zany no tsy hivavaka no alehanao any fa hijerijery e!
100. kintanala ( 17/02/2005 19:32)
ko tsy aleo ve ry reto olona miakanjo tsara mankany am piangonana toy izan olona miboridana a :°)
ny mody miakanjo koa moa tsy ferana :-D :-D :-D

mba resaka ny ahy .. fa @ko aloha
1/ny fihaingona ny alahady = mizesta! non!tsy ampy zan @ko, fitsarana alasafay zan@ko ( sady tokony hitsara zan ve e!!! aleo iz hanao zay ataony eo!! az sy ny Tompo zan!! )
2/ tsy ny Protesta ihan kosa e... za kolo mahafantatra katholika, anglikanina,loterana,advantista... mihaingo e!!! ( fa silamo kolo mbola e :-D :-D ...ha ha ha , hay manana kosa zareo fa ny azy karazana hafa fotsin :wink: ny haingo @dry zareo tsy haingo @tsika sy ny hafa! sa ahona?.....ZAY MITSY LAY PBM e!! ra olombelona mitsara @zay kely mba fantany!!..dia manjary matetika ny az tsara, ny an'ny hafa, zay hafa kely mihaotra ny az :arrow: ratsy :!:
3/ ny fandehanana any am piangonana anie tsy any @lay fiakanjo no maha zva dehibe az e! sa aona e?...mamiratra iz mankan?..tant pis!..midofaka mamono lalitra ny ranomanitrany?..tant pis!! mila ho feu de stop ny loko menany sy ny maquillage ny?.. mbola tant pis fona e!!!!... azy sy ny Tompo izan! sa ahona e? tsy izay ao am po sy ny toe tsainao sy ny toe panahy nao ve no jereny e!refa bonina @ny zan retra zan dia... mihaingo enao? :wink: tsotra enao? :wink:
zay fa kay efa lava be :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1015