Be zesta ve ny Protestants???

21. zaal ( 13/12/2004 05:05)
izaho koa protestant fa ho inonao anefa na be zesta na kely zesta rehefa tia ahy Andriamanitra Ray sy i Jesosy Kristy?

22. ikaretsaka ( 13/12/2004 07:56)
Samy Tian\'i jesoa aby letsy an.. ary samy manan asy mahalala io fitiavany io.. fantatra fa na mizesta ialahy na tsy mizesta de tiany foana
fa tsy ny fitiavany loatra no resaka eto fa ilay zesta any ampiangonana
23. kinaoly ( 13/12/2004 12:49)
hihihi, nataoko ihany ny tsy hiteny fa aleo teneniko, za efa vôkihan\'izay pasitera zay fa nanao jean sy tennis nande niangona :-D , hoe tsy fitafy fentina miangona hono zany, saika tezitra za tamvôlou fa nimemezakou fotsiny aveo sisasady tsy niverina tany amle fengonana tsony za
misy marina hoe any @ fengonana protestant (sasany) de tena miavaka ny toeran\'ny manana sy ny tsy manana, tsy de mbola nahita za we mpitarika fikambanana matanjaka iray ao @-na fengonana ka ol tsotsotsa fa matetika de tsy mentsy ze mahavita manome fanampina (hihihi) betsaka ny fengonana fona no lasa ) prezidàn\'izao sy zao na tsy de manana kôpetansy lotsa aza izy,
za kou tsy anonona anarana (fengonana) fa misy aza ny we place reservée ho an\'ny fianakaviana ranona sy ranona de tsy azon hipetrahana (sic)
de farany an, matetika le ol influents be ao amle fengonana le mahazo places ery aloha be ery fona :-D , de le mpiangona tsotsa (hihihi) , le any @ seza faramparany
24. chipie1 ( 13/12/2004 13:05)
za akouss alou de tiako le mipetraka eny aminy seza faramparany e!
25. kinaoly ( 13/12/2004 13:13)
chipie1> za kounkou ka, fa ny mahagaga refa lasa règle tacite mipetsaka ao amle fengonana le fampisarahana ny ngetroka sy ny tsy ngetroka de mampime be aveo hihihihi
26. booboo ( 13/12/2004 16:42)
zà indray lé tena ary @ faaaaaaarany ary mitsy no mipetraka dé vô vita ny amen farany dé tsy hitaaaaaa !
27. fijo ( 13/12/2004 23:32)
ny ahy any antokotany no tena tiako fa any be sipa.hihii,
fa le resaka dia efa aratantara marina ka.ny protestanta dia matetika olona ambony taloha.ary misy fiantraikany ao ny fitafiana.mbola hita izany ankehitriny.
28. ravatorano ( 14/12/2004 10:12)
le mizesta sy mikata b kosa angamba tsy d olana loatra satria tsy izaho mihitsy aloha no hitondra jean rovodrovitra any ampegonana na short sy tee shirt radanz mihantona kely ireny fa sady tsy ho concentré mihitsy izay mahita anah amin izany.
Ilay we toerana voatrokana ho an ny lebany sy ny tsy lebany d marina ary misy io fa za tsy hanonona anaran ny fiangonana nahitako an izany , za rahateo mkoa katolika ka tsy tiako ilay hisy hieritreritra hoe tsy fitiavana na halako bika sy tarehy eto :-D :-D :-D :-D
Io dia ny samy mpivavaka ao aza moa manaiky izany nefa Andriamanitra iray ihany no ivavahana ao ka amiko ry zareo amin ilay toerana ihany no hahavaha izay olana izay.Izy Andriamanitra Rayu sy Jesoa Kristy Zananay anefa tsy nanavakavaka izany ary tamin ny androny dia nikata ry lerony fa tsy d hita hoe nisavoritaka na nitondra mbala rovitra ka inn kosa ary no tsy hikatana b hiderana sy hanomezana voninahitra an Andriamanitra .
29. candriana ( 14/12/2004 12:14)
Rehefa mihaingo rehefa handeha hivavaka ve dia lazaina fa be zesta?Tsia,safidy io fa asakasak\'izay ny hanintona mason\'olona fotsiny no handehanana any am-piangonana.Ny hitako fa mitombona kosa aloha dia misy ireo tsy miditra an-tranon\'Andriamanitra raha tsy Krismasy ka vaovao daholo na ny akanjo na ny kiraro ary miraratra fatratra izy ireo!!!Mampalahelo!!!!
30. njidany ( 14/12/2004 12:20)
Amiko dia izao e! tsy olana izay rehetra anaovanao fa rehefa mendrika an\'Andriamanitra ny fonao dia ampy izay! misy aza ilay we fa fahavetavetana eo imason\'Andriamanitra ny fijejojejoana ka anjarantsika no manao izay mampety ny fanompoantsika an\'Andriamanitra
31. kinaoly ( 14/12/2004 12:34)
ka le izy ane tsy misy mandiso anze mikata fa ny mahagaga de maninn no misy mitsikera refa tsy manaraka anzay le sasany, tsy hainy akoriny we inn no antony mahatonga ny ol hanao tennis oatsa de tonga lery de miwakawaka be, tsara be raha otsan\'i njidany sy ravato dôly ny mpiangona :)
32. chipie1 ( 14/12/2004 12:51)
zvt itako kou zao , talou ny vevavy tsy manao pataloha refa mivavaka(protestant) de zao lasa manao ny ankamaroany.
33. booboo ( 14/12/2004 12:57)
hihihihi @ -5° na -7° ôtra aty aminay kosa ve, tsy hivaingana ao aby ny volo-tongotra ? :°)
Fa zà koa nahatsikaritra an\'izany.
34. tsiperifery ( 14/12/2004 12:59)
Talou, talou tsy mipatalou !
De nirongatra ny minizipo. Eo vao tonga saina daholo fa be ny mivanàka mankany @ lanitra fahafito !!
35. chipie1 ( 14/12/2004 13:36)
efa nivanaka zany i tsiperifery ? ataovy iany de amzay miakatra lanitra fahavalo ....
36. tsiperifery ( 14/12/2004 13:44)
teo @ fahasivy za nijanona kah ! mangitsy be araky ny tenin\'i booboo de tsy mahazo kil loatra izao !
37. chipie1 ( 14/12/2004 13:51)
oujiii! nisaoty zany hihih tonga de sivy de nikoinsa teo hihihihi
38. kinaoly ( 14/12/2004 19:22)
chipie1> hatreo ngamba no farafahafohinle zipo kanou :wink:
39. welieoelee ( 14/12/2004 20:32)
Raha ny hoe be-testa ny Protestants aloha dia tsy aiko loatra. Nefa manamarina aho fa betsaka ny olona (fantako) miteny izany...
Ny antony dia tsotra ihany: satria ny ankamaroan\\\\\\\'ny Protestants rehefa mandeha mivavaka dia miakanjo tsara, manao manimanitra...(tsy milaza aho akory hoe tsy miakanjo tsara ny Katolika an!).
Ary eo koa moa ilay hoe maha fivavahan\\\\\\\'ny Andriana azy, dia misy ilay fiteny frantsay hoe \\\\\\\"Noblesse oblige\\\\\\\". Manan-karena na nanan-karena dia tsy afaka ny hiseho ho \\\\\\\"reraka\\\\\\\" (je ne dis pas cela méchamment an!).....io faha- rerahana io nefa dia hita @ endrika ivelany.

Ho an\\\\\\\'ilay niteny tery ambony hoe ny ankabeazan\\\\\\\'ny FJKM dia eny @ faritra vao avokoa......misy tsy ampy kely angamba.....ireo FJKM izay \\\\\\\"matanjaka\\\\\\\" dia eny @ faritra avo avokoa ny ankamaroany. Ary ny mpivavaka any @ ireny fiangonana ireny dia tsy azo lavina fa ireo tafita ara-bola avokoa sy ireo taranak\\\\\\\'Andriana (tsy voatery hana-karena akory).

Ny momba ilay hoe fitoerana voatokana any am-piangonana indray aloha dia hitako koa fa zavatra tsy mety mihitsy. Izaho dia mpivavaka any @ FJKM iray, izay marihako fa eny @ La-Haute koa, ary mahita aho fa tena misy io. Efa samy mahay hoe iza no mpipetraka etsy ary izy no etsy ka dia rehefa sendra tafapetraka eo ianao dia misy mintsy ary sahy milaza hoe \\\\\\\"Toeran-dry.........io\\\\\\\".
Rehefa sendra izay moa aho, ary efa sendra indray mandeha mihitsy, dia valiko poliment fa avec ironie :lol: ilay olona niteny ahy hoe \\\\\\\"Miala-tsiny aho fa tsy fantatro hoe tokony mi-reserver place aho rehefa ho aty am-piangonana.....ianao izany no tompon\\\\\\\'andraikitra???\\\\\\\"
J\\\\\\\'avoue fa tsy dia mety ny nataoko :? fa na izany aza, tsy mety koa ny fihetsik\\\\\\\'ilay olona sa????
Marina fa ny ankamaroan\\\\\\\'ireo mpivavaka amina fiangonana iray dia mifankalala avokoa, ka hany ka lasa ohatran\\\\\\\'ny mande ho azy ilay hoe places réservées. Misy ny toerana mahazatra.
Na izany aza anefa rehefa misy olona hafa mipetraka eo, tsy tokony hi se sentir hoe naka toeran\\\\\\\'olona mihitsy izy satria tsy misy hofany ny dabilio (asa angà any aoriana any??? :lol: )

Fa na ny fianakaviako (ny renibe-ko izany e!) aza dia lazaiko izany koa hoe \\\\\\\"tsy misy place fixe izany any am-piangonana\\\\\\\" satria dia anisan\\\\\\\'ireo tentées hanana \\\\\\\"place réservée\\\\\\\" koa (na dia tsy misy olona hafa mipetraka ary eo @ toerana fipetrahany; asa matahotra ny ho voateny ve?). Tsy misy fiambona akory ny filazako an\\\\\\\'izany.

Ka dia asa ry reto fa toa ohatran\\\\\\\'ny hoe nivadika na nihitatra ilay resaka sa? Nefa tsy maninona angamba ka! :D


40. booboo ( 15/12/2004 06:52)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.5492