Be zesta ve ny Protestants???
42. yonikafopl
(
15/12/2004 21:23)
fa inona loatra mihintsy rey olona no tena tsy aritrareo aminay protestanta a!! aminay hoy aho satriaizaho ao anatiny, za raha mihaingo tsara sy manao fitafiana mihaja mandeha miangona tsy ao anaty saiko mihintsy ny hoe mi zesta, na ny hoe hampiseho lamaody, fa ho anareo mpitazana tsy manan-katao afa tsy ny mitsara ny hafa dia mahita we mi zesta zahay.
Raha mamonjy mariazy aho na mamonjy fety aman-danonana; amin\'iny no hananako saian hoe hi zesta angamba fa tsy ny handeha hidera ilay Nahary akory. Manao ny fitafiako tsara aho fa hanatrika ny fanasany.

43. ikaretsaka
(
16/12/2004 04:09)
fijeriko manokana ny resaka mandeha eto ity an:
tsy hoe misy olana na hoe manenjika be fahatany ny fahitako azy, fa mandinika ny zava-misy miseho any am-piangonan any olona dia mametraka eritreritra sendra mandalo hoe fa maninona ary?...
tsy misy miteny eo hoe ratsy ny fiangonana ary na tsara ny aty, fa gaga ny sasany @ le hoe toerana voatokana, fitafiana, endrika sy fomba ivelany miseho ao am-piangonana ao (ilay anatiny dia araka ny nolazain\'i tsilain moa sa iza hoe enao sy ra jesosy no deal @ io, ka tsy asiana resak intsony)
Dia hoe fa maninoan ary.. sady mizara izay hitany any @ fiangonany koa e,
Amiko dia natao hi constater izany rehetra iznay ny masonao sy ny eritreritrao fa tsy coince @ fomba 1..
anontanio ihany ny tenanao hoe fa maninona tokoa.. na hoe eeeny tokoa!

44. pitchou
(
16/12/2004 05:49)
tsy haiko na efa voalaza na tsia fa tara fidirana aho t@ ity resaka ity, fa lazaiko ihany alou
samy manana ny fombany sy izay heveriny fa mety ny olona! ho an\'ny sasany angamba tsy koa na akanjo mandry na silipo aza no anaovana raha hamangy olona, na hiasa na handray vahiny! fa ny fahalalako ny fahalalam-pomba dia endrika iray hanomezanao voninahitra ny olona vangianao na raisinao ny fanaovanao fitafiana mihaja na voafantina! tsy hijejoanao @ akory fa fanajanao azy! Dia raha ny olona manodidina anao aza omenao voninahitra dia ho atao latsa danja noho izany ve Andriamanitra? ny mpijery no tena mizesta hoe mizesta iry na iry!
amiko ny olona tsy hivavaka no alehany any am-piangonana no miteny sy mahita an\'izany!
dia raha izay no probleman\'izay mitazana dia hoy aho hoe: aza mankany am-piangonana fa mitondra fakam-panahy ho anao! na potsero daholo ny masonao fa mitondra fakam-panahy ho anao! dia akanjo maloto efa ela tsy nisasa anaovana fa iny sur fa mahamenatra anao fa tsy ahafahanao mizesta!
d masiaka b v zany? :oops:

45. ikaretsaka
(
16/12/2004 06:12)
za aloha kristianina
fa za ilay ao @ le sokajin\'olona ilay tsy mionona @ hoe tsy ao anaty baiboly ihany fa miampy ilay hoe \"mahita an\'Andriamanitra @ zavatra rehetra\" araka ny theorian\'ilay olomasina 1 izay..
-raha mahita olona tsara akanjo za na ratsy akanjo any am-piangonana de voalohany aloha misaotra an\'andriamanitra fa nomeny maso mahita izany.
-Raha mahare fofona ranomanitra za na alamo na fongotra na elika na filaiana sy fivaviana tsy nisasa any ampiangonana dia misaotra an\'andriaminatroa fa mbola afaka mamantatra iznay rehetra iznay ny oroka
sy ny sisa sy ny sisa..
dia avy eo za mahita ilay fofona tsara sy ratsy, akanjo tsara sy ratsy , fomba tsara sy ratsy misy ao am-piangonana... dia tsy maintsy lasa kely ihany ny saina..
dia misaotra an\'andriamanitra za fa mbola afaka mandinika sy manadihady ny saiko fa tsy sanatria ohatran\'ny tobot sy mifefy @ zavatra 1

46. pitchou
(
16/12/2004 06:32)
\"dia misaotra an\'andriamanitra za fa mbola afaka mandinika sy manadihady ny saiko fa tsy sanatria ohatran\'ny tobot sy mifefy @ zavatra 1\"
afaka manavaka ny tsara sy ny ratsy .... afaka mitsara zany? hum!!!!!
d ahoana alou ny momba le akanjon\'ny hafa e!

47. damaopa
(
16/12/2004 07:04)
za \"kristianina\" mpanompo sampy satria nenay ao ambanin\'ny Hotely isa-pengonana tsimaintsy asiana taolam-paty iankohofana fôna.
48. kinaoly
(
16/12/2004 10:57)
pitchou> za manokana alou tsy manome tsiny anze miakanjo tsara e, ze tiny ihany io ary misy tsara otsan\'izany ve we mekanjo tsara anomezamboninahitra an\'Andriamanitra, fa ny tsy mbola azoko de we fa maninn no misy fanavahana araky ny akanjo ilay izy we ranona mitafy tsara de zao fa ranona tsy mitafy tsara (arak\'izay mifanaraka @ ny eritreritry ny \"lehibe\" ao ampengonana io) :roll:
ekeko koa fa misy limite de la descence tsy maintsy arahina, fa ataoko kosa we ny adala no anao silipo :-P na salamzany ande hiangona, oatra anankiray : maninn no misy vôkihana le sipa manao minizipo any ampengonana?
tsy haiko tsony we inn no nefaranle fengonana nandehanakou talou zay, fa ny hitakou aloha de we afaka manaou patalou ny vhv aty @misy ahy amzao refa mande miangona

49. pitchou
(
18/12/2004 06:12)
kinaoly> ka ny sasany tsinn tsy hivavaka no alehany any am-piangonana fa hitsikera sy hitsikilo kou! izay miditra @ safidin\'ny hafa izay le tena tsy mety mihitsy! ngah izy no natao hitsara???
51. sangojy
(
19/12/2004 11:05)
Izay manana kata manja aloha sao adino mankany am tantine Zanetàsec eh, de manaova daholo, fa aza adino kosa ny manome na de bonbon iray fotsiny aza ny tsy manana. De mivavaha tsara fotsiny de efa mitsiky ny any Ambony. Tsy sur aho aloha amin\'izay eto hoe tsy hanana eh, fa raha misy mba sasao madio fotsiny koa na vasoka aza de miara mifaly eh, angamba io hevitr\'ilay hoe \"miaraka\" io na asa na vavaka no tokony tena amafisinareo kristianina de manomboka ety an-tany paradisa, sa ahoana? Tratry ny krismasy sahady doly oh, de bà am takolaka telo :-*
52. xxx
(
23/12/2004 07:50)
zao zalah tsara ny tanora makany ampiangonana fa @maha tanora no mahab zesta azy é, fa ny katolika nga tsy mba jereny lisany fa reny ary no tena b zesta no protestant ,sa tsy zany ary . sady tanora ange mila miaingo fa antitra v mbola hikata é.
53. tsiperifery
(
23/12/2004 09:13)
Ramaso mekanisien > Anefa izao elà refa mande bal ka mahita le soratra hoe \" Tenue correcte exigée\" mihezaka miala @ le kata andavanandro fa tsy be menomenona !! :lol:
54. ikaretsaka
(
23/12/2004 14:37)
raha za aloha zany de tsy mipointy za e... handihy ve letsy ny hanao kirato malama sy kendakenda sy talons..
avy eo sokouss be.. tataka eo ze tsy tokony ho tataka !
zay mo somary kelikely sy miodina be rehefa mihetsika ko sao hanahirana izany

55. ikaretsaka
(
23/12/2004 22:50)
ny ahy aloha ny principe ko de izao e.. ny ho confortable no ataoko any ampiangonana fa tsy hiferin\'aina @ talon avo be sy ny zipo fohy kely sy indrindra indrindra ny kiraro manaikitra!
56. pitchou
(
29/12/2004 19:21)
nen\'i karetsaka zany zipo hatreo @ lohalika no anaovan\'i karetsaka? serrée sa drouaty d misy fentes? le talon ange azo atao 8 cm fotsiny e! sady enao efa lava be!!! fa mety hanaikitra tokoa alou le kiraro satria tsy misy pointure sahala @ nenao ireny kiraro misy talon ireny!
aza tezitra an :-*
Raha tsara coupe ny kiraro ka ny pointure sahaza tsara no anaovana tsy hitanao akory izany talon 12 cm zany! tena confortable mihitsy! le zipo fohy no tsy hitako ze anazavana azy klou!

60. xxx
(
01/01/2005 14:03)
tokony ho fena fanahy masina isika de fanahy mapianatra antsika oe tsara na ratsy \"ohatra zao ny vavy misy tenin\'A/tra zay manao oe ,aoka ny vavy tsy fitafy de lahy\" de tokony fantatsika zany