Be zesta ve ny Protestants???

61. booboo ( 01/01/2005 19:35)
xxx > :^) :^) :^) Efa oe tsy raisina ara-bakiteny :^) :^) :^)
62. ikaretsaka ( 01/01/2005 23:59)
:-D
pitchou> fa rehefa vanimpotoana ohatran\'izao koa ange de le mifandrombaka mividy kiraro sy akanjo vaovao aby fotsiny ny olona dia zara raha oharina dia any ampiangonana enao vao mahaalla hoe somary manaikitra iznay kiraro izany e
63. pitchou ( 02/01/2005 18:46)
:-D :-D :-D iny indray no tsy hitako! d somary esorina kely rehefa mahazo toerana ka! fa ny loza raha tsy tafiditra intsony rehefa handeha hivoaka!
64. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:53)
io lamaodinareo io ko ange ahitara raha e :-D
izay le lazaiko heo ze haha confortable ihany hoa fa lasa any @ kiraro manaikitra sy ny hafohin\'ny zipo ny sainao sy ny sain\'ny olona!
65. pitchou ( 02/01/2005 18:56)
nefa raha diso malalaka kou ange le kiraro ety ahitana raha e! eritrereto we misy irony rakitra aterina irony d mipitika ery aloha lavitra ary le ilany! :roll:
66. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:58)
hahahaha
ashena saikim-paladia ko
67. pitchou ( 02/01/2005 19:05)
kou raha samy manidina any @ tiany avy ny saikiny sy ilay kiraro tsy vao maika loza? ndrindra we nahavoa olona le izy! hihihihihi
68. ikaretsaka ( 02/01/2005 19:08)
ngamba mikoropaka i pasitera hoe inona iny mitsipika be iny... kay kiraro... az ahitako!
69. yonikafopl ( 03/01/2005 12:50)
:-D :-D :-D :-D
aza misy ange zany :D
70. chipie1 ( 03/01/2005 16:05)
:-D
71. xxx ( 03/01/2005 16:45)
Le lamaody koa ange efa mivaotra é,ny vavy manao akanjo ny lahy fa ny vavy manao akanjo lahy de tsy hay tsony fa tokony hanao Boney M isika no mety
72. booboo ( 03/01/2005 16:49)
hihihi tssssssss
73. pitchou ( 03/01/2005 18:16)
le we akanjon\'ny lahy sy akanjon\'ny vavy alou d aleoko tsy anaovana komatera, satria tsy misy zany we iny fitafiana otran\'izao d an\'ny lahy ny otran\'izao d an\'ny vavy! jereo fotsiny ny firenena manodidina antsika: ny ecossais ny lahy no manao zipo(asa na boxer dentelles na string ny ao ambany????), ny karana sinoa sns ny lahy manao robe fa ny vavy manao patalou, sns.
Ny azo lazaina angaha d ny an\'ny sasany mampiseho izay afenin\'ny sasany!
74. yonikafopl ( 03/01/2005 19:15)
:-D :-D :-D :-D
75. booboo ( 03/01/2005 21:30)
:-D :-D :-D
76. ikaretsaka ( 03/01/2005 21:42)
pitchou.. marina mihitsy io!

ny arabo vavy sasany zao ny vavany sy ny orony no mahamenatra azy dia tapenany fatratra...

ny an\'ny sasnay anefa iny indray ny atao chirurgie estetika mba hivoaka d\'or sy ampisehoseho..

fa mba lasa ny eritreritro..
hoe ny an\'ny arabo manafina orona ireny tokoa ve izany reheva sosotra izy dia miteny hoe .. ianao ity koa mahasosotr\'orona!!
77. titakely ( 04/01/2005 15:18)
ilay mankany ampiangonana ange raha ohatra ka hoe izay ananao akanjo madio mipasoka tsara satria hihaona amin\'Andriamanitra ianao raha izay tsy hitako ny olana fa raha hoe hampidera sy te hojeren\'olona dia izay hafa kosa ary mety tafahoatra aiza moa ny olona sasany no tsy ho revo mivadika finoana raha ohatra hoe mba sendra hoe handeha hiangona izao izy ka tonga aminizay fiangonana lazaina fa hoe efa misy voatoaka izany sur fa tsy hiverina intsony ao izy nefa any aminny hafa izy voatambitamby dia mazava ho azy mitombo ny lasa any aminny secta
78. pitchou ( 04/01/2005 18:23)
titakely>amiko ny olona mijery no mampiditra hevi-diso an-tsainy , dia miteny irery hoe iry hampidera akanjo satria angamba mahita ny azy ho latsa-danja noho ny an\'ilay iray izy!
fa ny fivavahana rehetra koa dia manana ny fombafombany avokoa! raha hiangona any @ silamo izay miondrikondrika foanav enao dia heken\'ny olona hanao string sy mini-zipo rehefa ao @ mosquée?
79. chipie1 ( 05/01/2005 12:37)
pitchou> :-D :-D
80. ikaretsaka ( 05/01/2005 20:55)
pitchou> cause sy effets foana io
misy ny mijery dia nahatonga izay hevi-diso izay..
dia misy koa
ny manao satria efa izay hevi diso izay mihitsy no miditra ao heo ho any ampiangonana mba hojeren\'ny bandy na mba hotazanin\'ny sipa
aza mandainga fa misy izany an,,
jereo ilay tonon\' harmonian\'i Bessa raha tsy mino ny fitiavana misy any ampiangonana ianareo, ary bedebe ny gasy. indrindra ireo lazaina hoe grande famille ireo no ltany ampiangonana ny raikitra ny tantaran\'ny mariazy \"ankolaka\" eo @ zanany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6878