Be zesta ve ny Protestants???

101. booboo ( 18/02/2005 13:50)
kintanala>hihihihi isaka ny mamaky ilay " zan@ko " zà dé mamaky fôna oe " zanako " dé tonga saina oe tsy fahitako aminô lé raha dé averina vakiana ndray dé mbola voa ihany hihihihi
102. pitchou ( 18/02/2005 20:30)
hihihihihihihi!
fa iza alou le tena mi-protesta b @ protestant ato e?
103. ikaretsaka ( 19/02/2005 01:44)
efa hoe ataovy tsotra io.. akanjo tsara pasoka de kiraro madio de mandeha de diovy tsara koa ny ao anaty ao fa tsy paraitre ivelany fotsiny hoe miova akanjo sy kiraro isambolana dia plasy reservee sns
104. dadabe ( 20/02/2005 09:01)
ika>marina tsy azo lavina fa ampiako kely "dia tsy tokony hiatsaravelatsihy,satria io no remarka hita @Kristianina sasantsasany,ary efa miparitaka be ,mody manaao"tompoko tompoko "kay fanafenana zavadratsy fotsiny ilay izy." (l) :-*
105. kintanala ( 21/02/2005 14:04)
lay nidiran'ilay "tompoko tompoko" no tsy azoko :roll: :°)
106. annie ( 11/04/2005 17:16)
fa isika ve rey olona hijery an'i rakoto sy rasoa rehefa ande ho any ampiangonana e?
za manokana aloha de tsy rarahako zay ngetroka sy mahantra any fa de hoe hivavaka no andehanako de mivavaka aho!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.72