Refin\'ny fitiavana

141. mihanta ( 21/12/2004 23:07)
omeo maso sy tanana kely ouzy samoela zay,fa io ramaso mba meo orona ry reto :D
142. mihanta ( 22/12/2004 16:17)
ramaso hihihihihi iza njay b teniteny
143. fijo ( 22/12/2004 20:49)
io ramaso ry mumu mba homeo horona an.
144. mihanta ( 23/12/2004 08:53)
fijo fa iza marina no omena anlé orona klou?
145. mumu ( 23/12/2004 10:42)
wajay inona njay zany resaka\'orona zany???
146. mihanta ( 23/12/2004 12:44)
refin\'n fitiavana lasa nivadika resak\'orona
147. fijo ( 23/12/2004 22:54)
ramaso no mitady orona ka
148. mumu ( 24/12/2004 08:40)
tsy manana orona nga hono izy io?
149. jhouhlambout ( 24/12/2004 09:13)
Tsy mampiasa orona hono izy, donc omena orona...
150. pseudo ( 26/12/2004 00:54)
eh! 8-)raha soloina kilalao nga tsy mety f\\\'ingabenoely nge zao hizara kilalao e! de mbô mangataka aminy:-D
151. ikaretsaka ( 26/12/2004 01:29)
mumu> maso fotsiny aza izy efa gravy ny ataony... ko raha mahazo orona eo koa io raha tsy tena hitany sy reny ianao misy \"alamo de fijo\"??
152. iarivo ( 27/12/2004 16:20)
Otsany tena liana be za fa tohizo ilay refin\'ny fitiavana,za manana fandrefesana fitiavana. :*
153. chipie1 ( 27/12/2004 18:11)
(i) arivo cm ve? :-D :-D aleo handositsa :-D :-D
154. pseudo ( 27/12/2004 19:14)
ny refin\\\'ny fitiavana :?:
arakaraka ny nanoratana azy :-P
155. pseudo ( 27/12/2004 19:21)
ny lanjany kosa de maiva-mavesatra ary zakan\'ny teo aloha ka reveo tsilaim :*
156. fijo ( 27/12/2004 20:46)
izany hono ry mumu an.ahoan aio voalazan\'ika io?
157. mumu ( 29/12/2004 07:53)
ikaretsaka fijo takaka aza tsy hita akory kou!!
nde hitady orona ho an\'ny ramaso njay zany ny tenanay kou!
158. sechat ( 29/12/2004 16:41)
:-D :-D :-D
159. dezy ( 29/12/2004 18:40)
to otsany tsy ho voarefy tyy zavatra ty fa mbahomeo orona zany ramaso de mety vitany ny mandrefy sy ny makafofona lay fitiavana e,ny taona mantsy ty ho dila ihany
160. fijo ( 29/12/2004 22:31)
lasa aiza tokoa i lery e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2212