Refin\'ny fitiavana
![](https://avatar.serasera.org/11130dcc3c6fb0dbb27ae8e61a1fbf04.jpg)
1. sechat
(
09/12/2004 13:03)
Inona no avalinareo rehefa anontaniana hoe tianao ve za? Ohatrin\'ny ahoana? :roll:
novalian'i fijo ny 03/01/2005 22:58
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
6. xxx
(
09/12/2004 15:25)
sarotra be ho anay ny mandrefy azy satria zahay tsy misy regle fa bandy ry sechat a
![](https://avatar.serasera.org/22619efeebbae81cdbc41de6d5d3f03c.jpg)
7. mimich
(
09/12/2004 15:44)
ny fitiavana tsy voarefy, tsy foavetra ary tsy voafatra raha tena fitiavana marina izay no valiny amiko
![](https://avatar.serasera.org/07c3372aeecea4c1247e4f8c16d4ef1c.jpg)
8. tsiperifery
(
09/12/2004 15:58)
raha atambatra ny tian\'i mimich lazaina de izao: ny fitiavana marina tsy fo voretra ! :D
![](https://avatar.serasera.org/11130dcc3c6fb0dbb27ae8e61a1fbf04.jpg)
10. sechat
(
09/12/2004 16:22)
maditra> ahoana zany ftiavam-bady zany? Tianao ohatran\'ny tenanao sa hafa mitsy ? :roll:
![](https://avatar.serasera.org/11130dcc3c6fb0dbb27ae8e61a1fbf04.jpg)
11. sechat
(
09/12/2004 16:23)
nikopol> tsy mampatahotra be ve zany fitiavan\'i nikopol zany :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/85fc6c72d139d2413bbe94c10d6d7c6d.jpg)
15. maditra
(
09/12/2004 23:37)
sechat > ka tsy hitako izay avaly azy koa. Lazaiko fotsiny izy hoe tsy tiako sahala amin\'anabavy izy e. Angamba izany mahafa-po azy lol!
![](https://avatar.serasera.org/1d51bfb930ccf5ff79c21c12f5bf8388.jpg)
17. tina007
(
10/12/2004 15:11)
Miovaova ny refiny ,arakaraky ny toetr\'andro .Indraindray ary izy mety 0 mihintsy, nefa mety ho longue be tsy hita refy ko
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
18. booboo
(
10/12/2004 16:22)
aôna moa zareo lé fitenin\'ny Ntaolo lé misy oe \" tiako ianao, tiako ohatra ny .... \" dé ny farany angamba oe \" tiako ohatra ny voatavo sa inona moa ?