Refin\'ny fitiavana

161. ikaretsaka ( 30/12/2004 00:57)
mba nanao vakansa koa ngamba lery zay ko
162. dezy ( 30/12/2004 01:39)
o ramaso an aiza enao fa tsy ho voarefy anie ty zavatra ty nefa tena antokiny fiainana e.lasa nande nankaiza re ,zay ramaso zay,izy angaha nitady sipa ary andrefatrano ary
163. mihanta ( 30/12/2004 08:37)
injana maso hitadiavana an\'i ramaso nitady orona :-D
164. fijo ( 30/12/2004 19:59)
mitady an\'i ramso indray i mihanta an
165. mumu ( 01/01/2005 21:16)
lasa mihanta sy ramaso njay zany an!!
166. mihanta ( 02/01/2005 16:29)
mumu non lasa raorona sy ramaso k :-D
167. ikaretsaka ( 02/01/2005 18:57)
nga lasa raorona indray ny surnom an\'i mihanta? hahahahaha :-D :{
168. yonikafopl ( 02/01/2005 19:06)
orona douce miaraka @ maso zany hihih,
vaovao ny taona de vaovao kou ny maitressen-dramaso :-D
169. ikaretsaka ( 02/01/2005 20:04)
ahaaan! hay kosa an!
170. fijo ( 03/01/2005 22:58)
mahavoa kosa ramaso izany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2319