Refin\'ny fitiavana
121. fijo
(
15/12/2004 22:24)
mumu ndry kosa masiaka be wa.
mihanta,hoavy izany izy e
122. mihanta
(
15/12/2004 22:26)
fijo hihihi mianjy varavarana io k
123. kinaoly
(
16/12/2004 10:11)
vohay varavarana .... tsisy lakilé tsisy lakilé :-D
124. mumu
(
16/12/2004 10:35)
tao tsy nisy olona akory!! :{
fijo za tsy masiaka zany! :cry:
125. fijo
(
16/12/2004 20:23)
mumu anontanio ary ramaso
mihanta.mahandrasa kely e
126. mihanta
(
17/12/2004 07:04)
mihisatra b zany famataranandro zany :-D
127. kinaoly
(
17/12/2004 10:04)
aiza ny menaka fa mikoinsa ny mekanika e, sao mamaky vilana eo ny balansin\'ny fitiavana :-o
128. nikopol
(
17/12/2004 10:14)
129. chipie1
(
17/12/2004 13:14)
zany nga no fanaonla ry niko?
130. nikopol
(
17/12/2004 13:27)
chipie za tsy manao an\'IO ka ! hitako taminy boky
131. chipie1
(
17/12/2004 13:44)
hay fa mijery an \' IO zany ! :-P
132. nikopol
(
17/12/2004 13:54)
an3 boky ho an\'ny olondrehetra le izy
133. chipie1
(
17/12/2004 14:02)
134. nikopol
(
17/12/2004 16:31)
Hividianako lamba roa metatra !
hividianako lamba roa metatra !
135. mihanta
(
20/12/2004 17:06)
kinaoly sao d tokony menaka osy no ampiasainy hihihi
136. chipie1
(
20/12/2004 20:28)
hihihi tonga de m...........be ngamba :-D :-D
137. mihanta
(
20/12/2004 22:11)
humm chipie fenoy ny banga
138. mihanta
(
20/12/2004 22:49)
ramaso fofony ao d lazao avy eo
139. dezy
(
21/12/2004 09:52)
misy mamofon\'inn njay ato azany ee!!!! neny ramaso ny masony tsa mba mandainga an,mataka davitra na ny lalina aza vofofony :lol:
140. sechat
(
21/12/2004 10:20)
:-D :-D :-D ahôna zany ramaso a!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0572