Refin\'ny fitiavana

81. nikopol ( 13/12/2004 13:59)
Mihanta afaka manome cours de dessin ve ianao?
82. kinaoly ( 13/12/2004 14:10)
niko> nga tsy mahay mampianantena ndray elà ?
83. mihanta ( 13/12/2004 14:16)
nikopol hahaha cours d mitazana no haiko
84. chipie1 ( 13/12/2004 15:46)
gratos raha mitazana zany? :-D :-D
85. sechat ( 13/12/2004 15:51)
:-D :-D
86. nikopol ( 13/12/2004 16:25)
chipie sy mihanta : toa 2 euros hono le mitazana kou
87. chipie1 ( 13/12/2004 16:29)
za klou tsy andoha na 1 cts aza! fa mazotoa :-D
88. nikopol ( 13/12/2004 16:50)
chipie prix ofisialy io ka, fa misy pass by ka
89. mihanta ( 13/12/2004 19:26)
nikopol iza no handoa vola eo klé
90. mihanta ( 13/12/2004 19:30)
ramaso i nikopol k
91. mihanta ( 13/12/2004 19:41)
hihihi k za tsy manam bola kanou
92. mumu ( 13/12/2004 20:13)
fa inona klou ilay jerena e??
93. mumu ( 13/12/2004 20:42)
aza mamorona fa tssss
94. fijo ( 13/12/2004 21:57)
vao miteny kosa ve ramaso dia lazaina fa mamaorona le.mumu kosa masiaka be e
95. kinaoly ( 14/12/2004 12:10)
hihihi, pestakla tsary mbola henoko njay zany
nga tsy ny fandrefimpitiavan\'i nikopol le pestakla ee :?:
96. mihanta ( 14/12/2004 12:16)
kinaoly aleo avoaka i nikopol refesina
97. mumu ( 14/12/2004 12:23)
fijo ai defa miaro an\'ny ramaso an!
mihanta aiza ilay metra?
98. chipie1 ( 14/12/2004 12:26)
mihanta> hihih njy nga no andrefy ? za zany itazana ! raha gratos
99. mihanta ( 14/12/2004 12:31)
chipie mumu tsy mba za no andrefy zany k.izy ihany no handrefy azy
100. kinaoly ( 14/12/2004 12:36)
mihanta, mumu > misy horefesina nga hono lery ? :-D , neverikou ty fa efa nihintsana tao ndraiky azany kanou hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1563