Bodo, Rija Ramanantoanina, Luc&Mahery

21. pitchou ( 04/12/2004 20:58)
aiza kay le ao paris zany no atao? otran\'ny liana indray aho !
mumu> misy tsy canapé suppl ve ao am njy ao?
22. mumu ( 05/12/2004 19:06)
pitchou ampina godoro raha ho avy njy!!
23. bichette ( 06/12/2004 16:01)
raha tonga ve za dia misy canapé ? serieux io fa tsy vazivazy
angie > ho avy paris ve njy ?
24. xxx ( 06/12/2004 18:40)
sao de hanao fihaonanana aza ny eto paris aminy 18 ??
25. fijo ( 06/12/2004 22:01)
bichette>efa hoe ahy ny toeran\'ny canapé,sa mahazaka antsika?
26. mumu ( 07/12/2004 09:43)
fa iza klou io xxx io e???
dain ty fijo!!
27. bichette ( 07/12/2004 09:45)
mumu > dain marina aky i fijo a
28. mihanta ( 07/12/2004 12:35)
chipie nisy fofona tavela le kanapé hihihihi
29. mumu ( 07/12/2004 13:05)
mihanta hihih fofon\'inona???
30. mihanta ( 07/12/2004 13:10)
fofon-day akia hihihihi
31. chipie1 ( 07/12/2004 15:41)
anjekaiky ô! tsss hihihihi
32. mihanta ( 08/12/2004 09:16)
chipie maninn njay?za tsy dodo eo ntsony
33. mumu ( 08/12/2004 10:43)
kiiiii
sao de tsy nanolo drap chipie1 klé???
34. chipie1 ( 08/12/2004 11:23)
mumu> kiiii ampatoriko aminy tany njy aminy manaraka!
mihanta> njy eo ambony mokety amzay tsy mandoto ny drap tsony :-D :-D :-D :-D :-D
35. mumu ( 08/12/2004 20:35)
fa nga mihanta pipi kôlôty??? :-D :-D
chipie1 kii zany ve de fanao klé!!
36. fijo ( 08/12/2004 20:38)
mumu sy bichette>dain ahoana ary za.
37. mumu ( 08/12/2004 20:51)
teniteny fôna tsssss
38. mumu ( 08/12/2004 20:56)
ountssssss
39. mumu ( 08/12/2004 21:02)
ratsy saina ahona???
fa inona no teneniko teo no hoe ratsy saina??
sao de nenao no efa ratsy!!
40. mumu ( 08/12/2004 21:08)
hitsefotsefotsa inona kou!!! jereo izy mintsy no ratsy saina!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.121