Bodo, Rija Ramanantoanina, Luc&Mahery

61. mihanta ( 14/12/2004 12:35)
hihihih lol tratran\'ny mamerim bola
62. fijo ( 14/12/2004 22:25)
aoka re rankizy e.
63. mumu ( 15/12/2004 08:36)
ramaso eeeeee!!!! matiko eo an!!! za naninona???
chipie1 njy ary niditsa gratos kou inona ny vola averina eo!!
64. mihanta ( 15/12/2004 17:57)
mumu le majinika k
65. fijo ( 15/12/2004 22:16)
efa laninay ny vola fa ndana mody aby e.
66. mumu ( 16/12/2004 10:43)
fijo ndao kou tsika hody avelao reo eo! :-*
67. angie ( 16/12/2004 11:47)
mumu> :-D
68. fijo ( 16/12/2004 20:32)
ndao ary sady mangatsiaka izany.
69. mumu ( 19/12/2004 19:44)
de tena nafinaritra tokoa ilay soirée!!
tena mahay mihira reo ka!! mety tongavako any rome any reo ka!!
70. mihanta ( 20/12/2004 22:51)
za kou na d nahita ny fitafin\'i bodo sy ny hamangan\'ny feon\'ireto artista gasy.dômazy kely loatra lé salle
71. mumu ( 21/12/2004 12:15)
mihanta sexy be Bodo an!!

ramaso tia mitanjiro mintsy ka!! :idea:
72. fijo ( 22/12/2004 21:12)
mumu shut kosa e
73. mihanta ( 23/12/2004 09:31)
ho anareo any italie tsy matiantoka fa mandehana am faran\'ny taona.mumu sady sexy no tsara feo no mahay mandihy.
74. xxx ( 23/12/2004 21:03)
tsisy olana kia ny fanjina fa i BODO naman\'i serza ao Bondy eo akaiky eo ,misy place malalaka foana ao aminy a
75. fijo ( 23/12/2004 22:46)
ka le izy sexy ve no tena tianareo sa ny fihirany e.
76. mumu ( 24/12/2004 08:45)
ilay fihirany fa fijo kou tssss!!
77. fijo ( 27/12/2004 21:23)
hay,toa le sexy mantsy no miverimberina ko za ve mahalala
78. mihanta ( 28/12/2004 08:29)
fijo izy ambongadiny k
79. mumu ( 29/12/2004 08:04)
nen\'ny fijo ilay sexy no tena rever-ny!
80. fijo ( 29/12/2004 22:51)
an an nareo no mamerimberina an\'io foana ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1009