Bodo, Rija Ramanantoanina, Luc&Mahery
1. angie
(
02/12/2004 09:04)
Ho avy aty Italie izy ireo hanao spectacle sy fin d\'année. Mba misy afaka milaza ve we inn no hira vaovaon\'izy ireo malaza any Dago any? Ary inn no hirany tianareo indrindra. :)
novalian'i fijo ny 26/01/2005 21:52
3. angie
(
02/12/2004 09:15)
le hiran\'i Bodo Bianco natao hoe Izaho sy ianao hirain\'ny mpihira maro iny zao vao androany vao henoko, tena tsara, mba nitady tonony tao @ tonon-kira ny tenanay fa mbola tsy misy e.
4. mamybe
(
02/12/2004 09:31)
Misy le hiran\'i Bodo hoe \"Ankino\" iny koa tsara be. Nataon\'i Sitraka t@ Final Pazzapa. De ilay \"Aina Miray\" (Ireo hira 2 ireo t@ album-ny farany).
Raha manao hiran\'i Johary i Luc &Mahery de le misy hoe \"Dia ho tiaviko izy...\"(Tsy haiko na izay no tena titre-ny). Ankoatr\'izay dia kalon\'ny fahiny no tena kapoakan\'izy roalahy.
Ny @ RR tsy haiko na misy vao2.....

5. sechat
(
02/12/2004 09:41)
Ny hirany vao2 ndray kalou no tsy haiko na de te hanampy anao aza a :°)
Ankoatr\'izay za tia rija ramanantoanina, surtout le taloha2 reny, tsy de haiko lôtra le titre fa ny paroles no haiko:
- hay ve ka nisy
- miriorio foana ny angidina :-D
de mbola misy be de be mitsy hehehe

6. sechat
(
02/12/2004 09:47)
de ny an\'i Bodo le taloha2 reny kou:
- bianco
- maizimbavavilany
- de hiran\'ny miaraka@ndry Lola sy bessa :^)
- bianco
- maizimbavavilany
- de hiran\'ny miaraka@ndry Lola sy bessa :^)
7. loockx
(
02/12/2004 09:50)
\"Tiako foana\" ngamba no titre-n\'io hiran\'i Johary lazain\'i mamybe io rah tsy diso za. D le \"te-ho soa\" iny koa tsara b, ao anatin\'ny album farany (\"Aloka\").
Rija tô efa elaela tsy namoaka vao2 tsony izy zay.
Rija tô efa elaela tsy namoaka vao2 tsony izy zay.
8. mumu
(
02/12/2004 10:22)
Angie aty Paris ry zareo le 18 Décembre.
Ny hiran\'ny Bodo tena tiako de ilay \"Safidy\" iny de \"Tsaroany\".
tsy de haiko lôtra ilay Luc sy Mahery!!
Ny hiran\'ny Bodo tena tiako de ilay \"Safidy\" iny de \"Tsaroany\".
tsy de haiko lôtra ilay Luc sy Mahery!!
9. chipie1
(
02/12/2004 10:57)
mumu< mahery io miaraka aminy poopy aminy le \"fitia voarara\"
i luc sy i gotiliba no miaraka aminy de \"johary\" ry zareo.
hirany bodo tiako ve? \"ifonako\" sy \"sombinaiko\"
betsaka tsara ny hirany
i rija Ramanantoanina misy tiako ny hirany talou fa ny vaovao alou da tsa haiko e

10. mihanta
(
02/12/2004 18:38)
angie refa manao hiran\'i barijaona i luc sy mahery tena milay b.sinon tongava any paris miaraka aminay am 18 ééé.tsy zay mou le izy mumu sy chipie 1
12. lejim
(
03/12/2004 05:12)
ninahy, ireny ilay mietsiketsiky avy any amin\' amin\'ny la cote karaha salegy na kaoitry na tsapiky surtout fa bawenjy ireny tiako. Izy kah handrombo, antsovo zah na hisaoma e!
ba ba bawenjy e!!!!!!!!!!!!! iihy
ba ba bawenjy e!!!!!!!!!!!!! iihy
13. mumu
(
03/12/2004 08:56)
mihanta zay mintsy ilay prog!!
tongava ry fijo fa mbola malalaka ny canapé a!!
amzay enao mahita an\'ny dada sy neny! :-*
tongava ry fijo fa mbola malalaka ny canapé a!!
amzay enao mahita an\'ny dada sy neny! :-*
15. angie
(
03/12/2004 10:47)
Tena tsara ny progs zany, le 11 zareo no manao concert aty, dia 18 izy zany any paris dia 31 hono aty indray.
Za @ zao tsy haiko intsony zay atao :evil: sady te ho any Paris no te hijanona aty.
Dia ho hita eo.
Mumu> mbola misy canapé pour 4 pp ve? :-D :-D zahay sy radiry au carré. :-D :-D
Za @ zao tsy haiko intsony zay atao :evil: sady te ho any Paris no te hijanona aty.
Dia ho hita eo.
Mumu> mbola misy canapé pour 4 pp ve? :-D :-D zahay sy radiry au carré. :-D :-D
16. mihanta
(
03/12/2004 11:35)
chipie1lol b,kanapen\'i mumu io fa nenjy manao ahoana?chipieô nitamberina le fahatsiarovana tany dago za tamzany fotoana zany.
18. mumu
(
03/12/2004 19:10)
angie tongava fa misy plasy fôna!!
mihanta confortalbe be ange io canapé io e!! anontanio ange i iann e!! hihihihih
mihanta confortalbe be ange io canapé io e!! anontanio ange i iann e!! hihihihih