Ahoana?
21. sechat
(
01/12/2004 11:14)
kally> ny hevitro de zao:
- tsy ny miady hitovy @ lehilahy no tena tsara fa ny miezaka hampivoatra ny 2 tonta. Raha tokony hivoatra ny lehilahy, tokony hivoatra koa ny vehivavy.
Surtout @ zao fiainana sarotra zao tsy tokony hionona fotsiny @ le resaka simple complementarité tsony, satria raha tsy eo tsony ny 1, de tsy maintsy zay tavela no maka ny toerany.
Ny olana anefa de misy ny lehilahy no manakana directement ou indirectement (découragement, fanambaniana ny efforts vita, fanaratsiana sns...) an\'izany fivoarana izany.
:°)

24. nikopol
(
01/12/2004 17:33)
Valiny le fanontaniana voalohany :
Tsara ny vehivavy gasy amizao fotoana izao miohatra ny taloha : miasa, mitia, minamana ... sady azo atambatra izy telo ireo !

29. kinaoly
(
02/12/2004 14:42)
mivoatra be kosany ny vhv malagasy e, ary soa any fa tsy mankany @sens we mitovy @lhl hihihi, raha zany mankony dia lasa fihemorana ndray zany :^) ,
samy manana ny valeur-ny na ny lahy na ny vavy raha amiko, tsy hisy mintsy zany egalité des sexes zany, ny fampitoviana ny karama no azo edivana sy ny fizarana ny fanapahankevitra (pouvoir décisionnel)

30. booboo
(
02/12/2004 15:23)
ikaretsaka>io ilay atao oe \" Zo \" teneniko. ny oe \" fitovian-jon\'ny lahy sy ny vavy \" tsy midiaka velively oe \" égalité des sexes \" ! :^)
31. sechat
(
02/12/2004 16:35)
kally> Cas extrême fotsiny io nolazaiko eo ambony io, ka ireto misy oh 2 mifandraika @:
1/ raha ramatoa nionona t@ fikarakarana tokatrano ka rangahy rery no nitady vola. Raha sendra lasa tampoka le rangahy de samia maminavina ny tohiny :cry:
2/ raha rangahy tsy nikarakara zaza mitsy, tsy mahandro na manasa lamba, ny zaza mbola kely, na maromaro. Raha sendra maty ramatoa de ahoana? (afa-tsy hoe haka sapia nga na efa misy 2ème bureau hiditra) :-D
Izay no tena dikan\'ilay hoe tsy tokony hionona @ complémentarité ny roa fa hiezaka hivoatra hatrany ary mivonona @ cas hoe tsy misy lehilahy na tsy misy vevavy. Izay ilay hoe il faut pousser un peu plus les limites (sans trop tirer sur les cordes s\'entend!). Misy ve moa tsy vao maika tsara, fa raha sendra tsy misy tsony ... :cry:
Izay izany ilay dikan\'ilay izy ry kally fa tsy simple concurrence, juste pour le plaisir de dire que tu peux faire pareil que les hommes. Ce serait trop bête dans ce cas là, sady tsy hanampy n\'iza2 mitsy.
Saingy ny olana de tsy any @ zao satria araka ny lohahevitra narosoko, de za mahita fa efa miezaka be mihitsy ny vevavy @ zao fotoana zao. @ lay tenin\'i kally hoe tsy efa samy miasa ve zao?
Tsy any mitsy ny olana fa any @ ireo sakana marobe hitan\'ny vevavy eo ampanatanterahana izany. Théoriquement, ananantsika daholo ny droits. Nefa...
Mba fantatr\'i kally moa fa ny vevavy gasy manambady raha te ho any ivelany ka manakana ny vadiny de tsy afaka? Efa nahita an\'io cas io a t@ namako ary voatery nanova ttsy mitsy. Ary betsaka ny vevavy no anaovan\'ny vadiny chantage @io. Torak\'izay kou ny fananganana entreprise sns...Nefa... tsy iharan\'io lalana io ny lehilahy manambady. :-D
(mbola hitohy)

34. kally
(
03/12/2004 16:25)
Ary Sechat angaha ho\'a tsy mahay miteny gasy e?Nefa toa te-hampianatra be ahy ery? :-P
35. sechat
(
03/12/2004 16:36)
Kally> :-D :-D :-D Mahay miteny gasy tsara ka. Raha mbola ampianarin\'i kally koa de tsy maninona mitsy fa vonona tsara ny handalina :-D :-D :-D Za zao hitondra kahie sy stylo rampitsoooooo :-D :-D :-D
Fa na izany aza ange tsy mamenatra ny miteny fiteny hafa refa ny tenin-drazanao fotsiny no tsy hambanianao sy fehezino tsara e. :°)

36. pitchou
(
03/12/2004 17:44)
fijo 30/11/2004 1;40;43> de maninona anao raha izay no hevitro? izay tsinona no marina fa manekingelina ny tianao atao angaha?
kally> jereo ato @ forum! avelan\'ireo hanana zo hanana ny heviny daholo v ny vhv ato? enao irery angaha fa raha ny vhv hafa ato no miteny d fanabatiana ! d jereo ny fanambvaniana ataony ato e!

37. poupounesana
(
03/12/2004 18:17)
amiko alou efa nivoatra ny vhv malagasy eh!tsy toy ny taloha!asaina manambady andranona d tsy maintsy mandeha!zao izy efa mahazo misafidy zay ho vadiny!iray izay, faharoa, mahazo mianatra ary mitovy ny an\'ny lhl ny zavatra ianarana! fahatelo mahazo miasa ary tsy vitsy no efa manana poste à responsabilité!
@manaraka tohizako fa mbola handeha kely hodyalou

38. kally
(
03/12/2004 19:40)
sechat> Tsy mbola nilaza ny hampianatra anao aho ka aza manantena tsy misy loatra.
Ny antony nanamarihako fa tsy miteny gasy ianao dia tsy fitiavako hanakiana an\'i Sechat fa fitiavako te-hampita hevitra hoe : raha te-hamaha ny olan\'ny vehivavy gasy marina i Sechat satria mino aho fa tsy olan\'i Sechat ireo notanisainao eo ambony ireo- dia fehezo aloha ny teniny, isan\'ny fanajana olona ny firesahana aminy amin\'ny tenin-drazany tsy mifangaro.Mba mitenena teny anglisy @ frantsay hoe nefa ianao te-hamaha ny olan\'ny vehivavy frantsay dia ho hitanao 8O Dia toy izany koa rehefa miresaka olan\'ny vehivavy gasy.

39. pitchou
(
04/12/2004 20:00)
poupoun> mahazo mody @ora tiany hodiana kou! :-D :-D :-D
tsy haiko alou r\'ireto fa tsy mbola niaina t@ fiaraha-monina nisy problemana tsy fitoviana lhl sy vhv zany aho d tena révolée mintsy rehefa sendra mahita cas otran\'izany! ary izany no mahatonga ahy tsy dia mahazoazo ny fomba fisainan\'ny ankamaroan\'ny lehilahy ato @ forum: tsy manao afatsy manebaka vhv!