Ahoana?

41. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:17)
zay mihitsy.. aza raisina ho \"tebaka\" le izy fa tsy maintsy zay ahitsy izay ange vao \"tehaka\" e
42. kinaoly ( 07/12/2004 15:34)
hihihi, io njay de asakasak\'izay mahatsiaro ho ambanin\'ny lhl fa na hiteny inn eo aza reo refa tsy mitombina ny teniny de any zany fa tsisy suite-ny eee :°)
43. booboo ( 07/12/2004 15:48)
kinaoly>zay mitsy :°)
44. chipie1 ( 07/12/2004 16:01)
kinaoly> eka ampidirina atsy de avoaka atsy :wink:
45. fijo ( 08/12/2004 23:24)
ampidiro aloha izahay e.
46. sechat ( 09/12/2004 12:59)
fijo> ampidirina aiza io? :-D :-D :-D
47. kinaoly ( 09/12/2004 13:38)
chipie> hihihi, tsy ahavoa antsika zany reo e
fijo> tsy tonga eny ambavahadin\'ny sofinay akoriny ka ampidirana aiza kalou, mahereza miteny e,
matetika koa hono matoa miteny zavatra ratsy momba an\'i A(lhl) i B(vhv) dia mahatsiaro i A fa tsara noho izy B dia raikitra manaratsy. honohono io an, fa sao ndray hoe inn eo :roll:
48. jhouhlambout ( 09/12/2004 13:48)
dia A+B manome C hono
49. chipie1 ( 09/12/2004 14:25)
taiz kou ! :-D ry jhoulambout
50. fijo ( 09/12/2004 22:20)
kinaoly ahoana no tsy ho tonga eny izahay.fa aleo izahay hiditra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7658