Ahoana?
1. sechat
(
29/11/2004 15:56)
Ahoana no fijerinareo ny vehivavy gasy @zao fotoana izao raha mihoatra @ taloha. @ lafiny rehetra io : asa, fitiavana, namana ... :°)
répondu par fijo le 09/12/2004 22:20
4. sechat
(
29/11/2004 16:31)
Amiko aloha de hatramin\'izao izay hitako dia efa mihatsara daholo. Surtout côté indépendance et prise décision. Ny vehivavy gasy taloha manko (enga anie a mba ho diso) toa ohatran\'ny diso miankina sy miafinafina ao ambadikin\'ny lehilahy foana.
6. sechat
(
29/11/2004 16:46)
Tsy mampiova n\'iona2 mitsy ange zany ry vazol e! Fa angaha raha manome ny hevitro a de tsy afaka mihaino ny an\'ny hafa? Ka arosoy aza hono ny fomba fijerinao e... :-P
7. pitchou
(
29/11/2004 18:46)
sechat> t@ andro fahagasy dia nanana ny anjara toerany teo @ fiarah-monina mihitsy ny vehivavy, indrindra ny gasy! aza adino fa \"firenena\" ny antsika fa tsy \"patrie\" akory! saingy nony tonga ny fanjanahan-tany dia ny fombam-bazaha no narahan\'ny sasany! @zao fotoana dia miezaka mamerina io toerana io ny rehetra saingy ... tsy foin\'ny sasany ihany le we \"ny an\'ny vazaha ihany no tsara e\"!
8. fijo
(
29/11/2004 22:40)
tssss izay indray rasipa.marina fa tsara le mivoatra,fa mitady ihoampefy le izy ka manahirana.
10. sechat
(
30/11/2004 10:07)
fijo> de inn moa ny maha-ratsy an\'izany raha mivoatra @ tsara?
ikaretsaka> Fa hatraiza hono no fetra :evil: ? Fa ny lehilahy zany hoy ikaretsaka raha mivoatra foana aza tsy maninona fa ny vehivavy tsy maintsy asiana fetrany? oooooooooooo :-P Eo enao no raisina ry ikaretsaka.
pitchou> Tsara ny fomba fisainan\'ny gasy taloha satria nanisy lanjany ny lahy ary ny vavy. Je suis d\'accord sur ce point. Saingy mbola nisy ihany ny saingy :lol: zay koa moa ange no ahatongavana eto e. Raha tsy zany tsisy ny resaka (tohiny refa avy eo fa aleo aloha za hiasa kely raim sy valo)

11. sechat
(
30/11/2004 13:34)
tena kanosa mitsy reto lehilahy ireto ka :-D :-D :-D :-D De tsisy sahy namaly tsony
12. ikaretsaka
(
30/11/2004 14:32)
ka ilay egalite de sexe ange efa dradradraina nefa rehefa asaina mampiseho ny maha vehivavy azy (efa resaka teto io) ny vehivavy dia mitsoaka e!
ny lehilahy efa fiteny ilay hoe asehoy ny maha lehilahy dia tsy mampaninona fa mampiseho izy raha tena lehilahy!
any fotsiny ary dia efa tsy mivoatra... raha te hihoa pefy dia any amboarina aloha!
ny lehilahy efa fiteny ilay hoe asehoy ny maha lehilahy dia tsy mampaninona fa mampiseho izy raha tena lehilahy!
any fotsiny ary dia efa tsy mivoatra... raha te hihoa pefy dia any amboarina aloha!
13. sechat
(
30/11/2004 14:42)
ö ry ikaretsaka a. Moramora sao misy mahare fa afa-baraka eo toi. Tena hita mitsy mantsy hoe mi-régresser ny lehilahy gasy fa 80% resaka dia v :evil: daholo. Tena nareo mitsy le tokony hotenenina @ le mihoa-pefy fa tsy ny vehivavy :wink:
14. booboo
(
30/11/2004 14:46)
mivôtra ho any @ tsara kokoa ny vevavy gasy @ zô satria efa betsaka ny tonga saina oe tokony hitovy ny zon\'ny lehilahy sy ny vevavy ( zay aminà lé égalité tokony ho dradraina )
15. xxx
(
30/11/2004 21:43)
mahafinaritra be ny hevitry vazol ka
de inon koa
Ny fahitako ny vehivavy de mahafinaritra be , sady mivoatra amin\'ny lafiny rehetra , ary mety atahorana aza atsy ho atsy satria aza efa misy manana site manokana izany any ho any
sa ahoana ry takaka ( Vazol )

16. fijo
(
30/11/2004 22:03)
le fivoaran\'ny sasany anie fivoarana mitsingevana e.ohatra:mifoka sigara na daina eny an dalana.jipo efa tsy manafona zavatra lehibe intsony.famaliana be fahatany.sns.ka izay no hilazako hoe mila hioapefy.
17. loockx
(
01/12/2004 03:33)
Mivoatra tkou aloh ny vhv gasy e. Eo amlafiny reetra miitsy na ny tsara na ny ratsy. Fa na d zany aza tsy hitovy miitsy ny zon\'ny lhl sy vhv, na rôvina na rôvina. Rah ohatra tkou nge ka mitovy d mety tsy hifanohana tsony ny lahy sy ny vavy ao antokantrano ohatra e. Mety hifanjana amzvtr reetra. Tsy maninn nareo na hivoatra b (amtsara an!) aza, fa aza mihoatra anay lhl fotsny e. :wink:
18. ikaretsaka
(
01/12/2004 03:37)
raha fivoarana hoe ara-pisainana sy fahaizana sy ny karazany dia mivoatra tokoa ny vehivavy gasy..
fa ilay zo hitovy aloha dia tsy hiety satria efa io nollazaiko io ambony io
fa ilay zo hitovy aloha dia tsy hiety satria efa io nollazaiko io ambony io
20. kally
(
01/12/2004 08:39)
Vehivavy aho fa tsy azoko loatra ity fitakiana zon\'ny vehivavy dradradrain\'ny sasany tontolon\'ny andro ity,ny zo ve tsy efa mitovy e?manana zo hiasa ny vehivavy,manana zo hianatra(isika gasy no resahiko),manana zo hitondra fiara,manana zo ho tsaboina raha marary,manana zo handeha bus,manana zo hiditra boîte de nuit,manana zo hanao pôlisy ka inona indray?Sa inona ity zo resahinareo?Ny ahy aleoko izao kah,vehivavy aho ary tsy hitovy @ lehilahy,izaho raha mandeha vohaina varavarana,alefa eo aloha,omena seza mialoha ary raha tsy ampy ny seza ny lehilahy no mitsangana,raha mavesatra be ny entako entin\'olon-kafa fa izay maivamaivana no anjarako...ny ahy aleoko izao ihany kah,tsy hiady hitovy aminareo lehilahy mihitsy aho.