inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy

81. fijo ( 25/01/2005 22:39)
ka nen\'i poupou letsy zavatra hafa no tadiaviny an.
82. poupounesana ( 01/02/2005 07:06)
fa i rakarets aga 3metatra eh,
ramaso ah, talon aiguille koa moa zao anananako betsaka ao
fijo, inn koa no tadiaviko @nareo eo?
83. poupounesana ( 01/02/2005 15:11)
hay v ato misy géant eh! nareo koa nge tsy niteny dieny melou eh!sady géant no gourmand!
84. fijo ( 01/02/2005 22:04)
hoaniny ao koa ndry fa ataovy
85. poupounesana ( 02/02/2005 15:23)
ountssss!koa rah tsy izy no trimobe koa hahahinana anà
86. fijo ( 03/02/2005 00:07)
laniny ndry wa
87. poupounesana ( 03/02/2005 07:15)
zà v d hanaiky hohanikaniny eo fotsiny fa i fijo konkou
88. ikaretsaka ( 03/02/2005 18:59)
aza mifosa kosa e.. za tsy mihinan'olona
89. fijo ( 04/02/2005 01:13)
laniny ndry wa.sa ndry no ihinana azy?
90. poupounesana ( 04/02/2005 07:42)
oinn two three i fijo!
karetsaka aza tsy hihinana akory :-D :-D :-D :-D
ramaso ngah mihinan'oll? mijery ihany no azonao atoa @ireo masobenao ireo sa nenararanao atao hoe ravavany indray?
91. poupounesana ( 04/02/2005 07:48)
oinn two three i fijo!
karetsaka aza tsy hihinana akory :-D :-D :-D :-D
ramaso ngah mihinan'oll? mijery ihany no azonao atoa @ireo masobenao ireo sa nenararanao atao hoe ravavany indray?
92. ikaretsaka ( 05/02/2005 03:41)
poupou> hihihihi :-*
93. fijo ( 08/02/2005 22:29)
poupou maninona indray za le
94. poupounesana ( 09/02/2005 13:52)
oinn wa toi rafijo ah!
karets :wink:
95. fijo ( 09/02/2005 22:25)
oinn ahoana ary le.
96. poupounesana ( 12/02/2005 08:49)
zay fotsiny fijo ah
97. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:26)
aoka kosa izay ry poupou an
98. fijo ( 15/02/2005 21:43)
oinn ahoana wa ko
99. poupounesana ( 16/02/2005 08:09)
aoka hono zay ry fijo hozizy karetska!
d aoka hono zay zany
100. fijo ( 17/02/2005 00:07)
homeo bizou ary za de aoka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.263