inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy
61. fijo
(
14/12/2004 21:48)
poupou an,tsy aleo ve tena izy toa izay fofony e.(fofombady)
ao fa hamelako sakafo ndry ka.raha vizana eo ndry ,za ihany no hijaly ko.
mihanta>ka nareo anie sarotra hampifaliana e.hatao tonga lafatra ianareo miantsoantso,anaovana surprise,latsadranomaso,
darohana nefa mijanona ihany.ka tsy hay intsony e

62. pitchou
(
15/12/2004 07:22)
nareo wa aza maditra fotsiny d mety daholo ny rehetra sady manga ny lanitra e!
63. poupounesana
(
15/12/2004 17:12)
marina nen\'i mihanta! vidian-dafo mitsy alou iny ranomasoko latsaka iny eh!
fijo, rien ne sert de courir il faut partir à point!
mbo tanjemo ihany ity vava ry fijo ah! mbo anjamo darohana anie zà d ho hitanao eo ny anaovako anao eh :twisted: :^) sa tsy zany akia ry mihanta sy pitchou? nareo roa mitazona ny tongony zà no mitazona an\'le hety ngeza b !hay mbola milaoll roa hitazona ny tanany! vinanio @zany .... d mbola hahasahy ihany v enao eh,

65. pitchou
(
16/12/2004 06:00)
tsy mila oll hafa poupoun fa somary atao badenn kely fotsiny izy d tohizan-dry a! d zahay sy mihanta mikopakopaka azy rehefa vitan-dry! hihihi
66. poupounesana
(
21/12/2004 17:17)
refa daroka d daroka fa tsisy avahan hoe ty mora d ty mafy ry fijo! tadidio fa daroak iray = mihena 1cm le zavatra izay :twisted: ny hety manko ao efa vonona tsara! sa tsy zany ry pitchou! ary taiza alou njy tsy tonga t@ sabotsy eh!ny tapis rouge ao efa vonona
68. poupounesana
(
25/12/2004 10:58)
aleo aza zà no mandanroka eh! d enao mandray fotsiny! @zay enao mientanentana tsara!tsy kamokamo mitsy
70. fijo
(
11/01/2005 22:15)
ka za ve no darohana tsy holany andro ianao.tsy hanoko akory,fa aleo mba za no mandaroka dia mba heno amin\'izay
71. poupounesana
(
14/01/2005 14:10)
eo ary darohana ho jerena raha maheno enao na tsia eh! mety daroak catégorie poussin manko no efa hitanao tany
72. ikaretsaka
(
14/01/2005 18:35)
poupou> i fijo ve no ho darohana?/ tsy ianoa no ho reraka aloha?
na kategorie poupou aza tsy henon\'io
na kategorie poupou aza tsy henon\'io
73. poupounesana
(
18/01/2005 15:32)
karetsak koa v hanandrana daroka made by poupounesana eh? milay anie eh!nareo anie miseho ho mafy b nefa ts sahy akory refa tonga tokoa ny tokoa eh!
pitchou sy mihanta omany ny fikopahana ngeza d ngeza
pitchou sy mihanta omany ny fikopahana ngeza d ngeza
74. ikaretsaka
(
18/01/2005 22:50)
voalohany aoha
tsy henon\'i fijo ny kapokao fa na ny kibony az amety tsy hiontsona
poupou mila bitady tabouret aloha vao hahadaroka anahy .. de mandra pitady tabouret de andraso eo o popol fa za lasa
tsy henon\'i fijo ny kapokao fa na ny kibony az amety tsy hiontsona
poupou mila bitady tabouret aloha vao hahadaroka anahy .. de mandra pitady tabouret de andraso eo o popol fa za lasa
76. poupounesana
(
20/01/2005 15:18)
zay indrindra mantsy hoà! mandositra ndray enao io lasa io! tsy sahy akory! mauviette eh! mody hoe andraso eo popol kanefa efa hita mitsy fa mangovitra mafy ery! io ary fa mi...pi anaty patalou ô
78. ikaretsaka
(
20/01/2005 16:04)
tsy mandositra izany fa iza ko ny hiandry anao hitady tabouret eo?